Ny guitare électrique azonao vidiana

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 ส.ค. 2024

ความคิดเห็น • 13

  • @user-nm7gl7vm3r
    @user-nm7gl7vm3r 4 หลายเดือนก่อน +1

    Raha anao hard rock de guitare double bobinage ny micro

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  4 หลายเดือนก่อน

      Izay no tena ideal kanefa tsy mametra ihany izy raha toa ka

  • @ranaivojaonasarobidy9405
    @ranaivojaonasarobidy9405 4 หลายเดือนก่อน +1

    Mety otrin izany iny tonga aty fa tena resy lahatra

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  4 หลายเดือนก่อน

      Afaka miresaka amin’ny tsog varotra amin’ny facebook ianao dia hanao devis ry zareo

  • @zokybearchive
    @zokybearchive 3 หลายเดือนก่อน

    Asio demosy eee

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  3 หลายเดือนก่อน

      ndao asiana e

    • @zokybearchive
      @zokybearchive 3 หลายเดือนก่อน +1

      @@TutoSonGASY merciii

  • @sakaizanitanora
    @sakaizanitanora 4 หลายเดือนก่อน +1

    Mankasitraka.Tsisy conseil ve @ Guitare électro acoustique ?

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  4 หลายเดือนก่อน

      Misaotra e, hoavy eo ihany
      Misy zavatra tianao ho fantatra manokana ve ?

    • @sakaizanitanora
      @sakaizanitanora 4 หลายเดือนก่อน +1

      @@TutoSonGASY misaotra @ réponse apide, ny marque na modèle tsara vidiana raha débutant, inona corde ampiasaina? dia inona firy watt ny ampli ampiharina aminy ? Misaotra mialoha

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  4 หลายเดือนก่อน +1

      @@sakaizanitanoraaleo fa hojereventsika izany.
      Miankina tanteraka amin’ny type de son tadiavina foana ny guitare fa ny ampli dia ilay fishman loudbox no tena henoko tsara be ny son

  • @andryrakotoarisoa
    @andryrakotoarisoa 4 หลายเดือนก่อน +2

    Misaotra eee, question : raha tsy manana ilay budget ohatra raha nanomboka, fa tao anaty 200 - 300 euros ohatra , dia manomboka mahita rirany amin'izay au fil du temps, te hi-upgrade fa tsy hanolo guitare indray fa hanolo pièces tsikelikely an'ilay "low cost" iny ihany. intéréssant ve par rapport @ ilay miova guitare "ambony" kokoa ? Merci amin'ny fizarana.

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  4 หลายเดือนก่อน

      Tena tsy intéressant iny satria ny finission indrindra fa ny manche tena ilaina tsara.
      Aleo aza amidy ny guitare dia mividy indray.