coulisse on TV FAKR 07 07 13

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ก.ย. 2024
  • coulisse on TV FAKR 07 07 13

ความคิดเห็น • 23

  • @Fan-cz2xz
    @Fan-cz2xz 11 ปีที่แล้ว +3

    10 taona aty aoriana, faly mahita an'Fakr an-tsehatra indray.... Plein de succès au groupe... :-)

  • @judicaelratiarison608
    @judicaelratiarison608 3 ปีที่แล้ว +2

    Miavaka mitsy ny signature guitar an ity soliste fakr ty a...merci zalahy a

  • @randrianarisoatsiferana1482
    @randrianarisoatsiferana1482 7 ปีที่แล้ว +1

    slu rah FAKR! tena milay b le iz f ianareo sy KAMBANA METAL tokony mb miaraka manao LIVE ao Antsahamanitra ! tena mivoaka milay mantsy ianareo rah miaraka! zah maka anareo fona d mba asio clip vaovao ndr1 aloa amin'ity 2017 ity e!

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 11 ปีที่แล้ว +1

    Mahafinaritra fa manana ny maha-izy azy ny tarika, tsy mangala-tahaka ny vahiny fahatany na d mahay an'zany aza! Ny manahirana d ilay mpanentana mbola mila manao hezaka ngezab, ny fanontaniana tsy d misy pertinente loatra mihitsy!Tsy d ilain'ny olona ny zavatra anontanianao, d mba miezaha tsy manapaka tenin'ny hafa koa e!

  • @navalonaismael8997
    @navalonaismael8997 10 ปีที่แล้ว

    tsara!! tena mba ankafiziko mintsy ny mozika ataonareo. mampiseho fa afaka afangaro ny style vahiny sy ny gasy. merci eh de mahereza

  • @TsiryMialy
    @TsiryMialy 3 วันที่ผ่านมา

    mampahatsiaro ny fahakely teny @CEG sy Lycée, milay

  • @tianarivosergio8414
    @tianarivosergio8414 4 ปีที่แล้ว +1

    grave be le feo aloa eeeeeeeeeee...respect

  • @dwdptrk
    @dwdptrk 11 ปีที่แล้ว

    Siora lesy zalahy a, merci lé basse ra Nanou a

  • @kotyjenny
    @kotyjenny 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra e

  • @fanomezanaharrisj.6190
    @fanomezanaharrisj.6190 11 ปีที่แล้ว +1

    milay e!tsotsotra anefa mafinaritra!

  • @rakotomalalabernardbernard5331
    @rakotomalalabernardbernard5331 6 ปีที่แล้ว

    Mahay loatra sady calme be misy ambiance be le filine

  • @mavoodeina1425
    @mavoodeina1425 11 ปีที่แล้ว

    du retour mankasitrakéééé

  • @RamalanjaonaRohyTiaray
    @RamalanjaonaRohyTiaray 10 ปีที่แล้ว

    masasara a manafo raha ataonareo !! managna ny mamipiavaka anareo anareo ka de tohizo fezay !!!

  • @ioitube1
    @ioitube1 11 ปีที่แล้ว

    Tiako be e! Efa ela mihitsy no niandrasako ny retour nareo! Ka dia faly tokoa izao ! Ary hividy ny kapila raha ohatra misy hifandraisana fa somary aty an-tany lavitra e!

  • @lazan.orazafindrakoto5102
    @lazan.orazafindrakoto5102 ปีที่แล้ว

    Zah lesy mbola maka anlisan a!!!

  • @ZicoRajosia
    @ZicoRajosia 10 ปีที่แล้ว

    Bonjour, Tena mankasitraka anareo ato amin'ny tv plus fa dia tena mahafinaritra ny coulisse on tv MBA MANGATAKA AN'I LAURENT RAKOTOMAMONJY zahay raha mba mety hiakatra ao ndray. Misaotra tompoko

  • @blaiseranto
    @blaiseranto 11 ปีที่แล้ว

    Milay lesy zalahy ah!!!

  • @henintsoaandriakoto6646
    @henintsoaandriakoto6646 11 ปีที่แล้ว

    m'lay letsy ry zal ah!

  • @raotoandriamanambe2420
    @raotoandriamanambe2420 3 ปีที่แล้ว

    Tsotra, mirindra. Kanto.

  • @williamrasoanaivo5381
    @williamrasoanaivo5381 11 ปีที่แล้ว

    mlay lisany sady bandy tsotra. Mahavita be e.

  • @user-fl9qj2cv7r
    @user-fl9qj2cv7r 7 ปีที่แล้ว

    norm le mozikan lisany zala!!))

  • @tantelygems4420
    @tantelygems4420 11 ปีที่แล้ว

    sur be miits

  • @faniarakotoarison1686
    @faniarakotoarison1686 13 วันที่ผ่านมา

    tsara feo