Entiko 72h miaraka amiko ianareo

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 ส.ค. 2024
  • #tsog
    #tutosongasy
    Manomboka ny 23 jona katramin'ny 26 jona dia entiko manao voyage miaraka amiko ianareo sady mba mivoaka ny trano.
    Nanomboka taty Geneve ka hatrany Paris.
    Sady nampiasa fitaovana raitra tsara ny teknisiana tamin'ny soirée "Nuit Blache" ny 24 jona lasa teo niaraka tamin'i:
    - Sity RAKOTO
    - BODO
    - Datita Quartet
    - Rijade
    - DJ
    Araho aho daholo ny zavatra rehetra fa mbola hitohy raha tianareo

ความคิดเห็น • 4

  • @poisdebambara3417
    @poisdebambara3417 ปีที่แล้ว

    Vlog de qualité ! On aime !
    Tsara le format ! Mankasitra 😁

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  ปีที่แล้ว

      Bonjour et bienvenue sur ma chaîne
      Merci de votre commentaire la biise :D

  • @anjarasoa.m
    @anjarasoa.m ปีที่แล้ว

    J’ai trop aimé 😅
    Je suis trop impressionnée par le matos qu’il y avait 😮‍💨(même si j’y connais rien)

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  ปีที่แล้ว

      Hey salut et bienvenue sur ma chaîne !!
      Merci beaucoup :)