- 52
- 40 347
TUTO SØN GASY
France
เข้าร่วมเมื่อ 12 มี.ค. 2021
Fifampizarana ny tontolon'ny SON sy ny fandrosoana ara technolojia amin'ny alalan'ny video.
Misy fampianarana, fizarana, fanorona ny olana amin'ny tsirairay ao anatin'izany hoantsika Malagasy rehetra.
TH-cam - facebook - instagram
Misy fampianarana, fizarana, fanorona ny olana amin'ny tsirairay ao anatin'izany hoantsika Malagasy rehetra.
TH-cam - facebook - instagram
MIX BASS Live na Studio
#tsog
#tutosongasy
Ireo no mila fantatra rehefa te hamoaka ny son ho défini tsara ny low end.
Ny source no tena mila jerena voalohany ary tena tsy azo atao ambanin-javatra mihitsy.
Ny anao koa ve tahak'izao ?
youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY
instagram : tutosongasy
personnel : hadja_prime
facebook : tutosongasy
email : tsog@outlook.fr
#tutosongasy
Ireo no mila fantatra rehefa te hamoaka ny son ho défini tsara ny low end.
Ny source no tena mila jerena voalohany ary tena tsy azo atao ambanin-javatra mihitsy.
Ny anao koa ve tahak'izao ?
youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY
instagram : tutosongasy
personnel : hadja_prime
facebook : tutosongasy
email : tsog@outlook.fr
มุมมอง: 704
วีดีโอ
Ny tantara Behringer x Midas M32 sy X32
มุมมอง 36719 ชั่วโมงที่ผ่านมา
#tsog #tutosongasy Ny fahalalako azy sy ny ireo source henoko. Azonao ampiana na ahitsy koa ny momba ny x32 sy m32 na ireo marque isan-karazany ireo anefa. youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY instagram : tutosongasy personnel : hadja_prime facebook : tutosongasy email : tsog@outlook.fr
Ianao no heriko LOVATIANA (Rija Rasolondraibe)
มุมมอง 24521 วันที่ผ่านมา
#tsog #tutosongasy Ianao no heriko @lovatiana5358 Manakora tour - STUTTGART - GERMANY 2024 A/C : @rijarasolondraibe Piano : @manantsoaraberanto4496 Pad : Telina Drums : Karim Nari Bass: Finaritra Guitare : @kantorakotomalala3420 youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY instagram : tutosongasy personnel : hadja_prime facebook : tutosongasy email : tsog@out...
Proverbs 3 / Todd Dulaney / Drum Cover
มุมมอง 2762 หลายเดือนก่อน
#tsog #tutosongasy #drums #tamadrums #audixmics #fyp youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY instagram : tutosongasy personnel : hadja_prime facebook : tutosongasy email : tsog@outlook.fr
Délai d'entrée ? Natao hoan'iza ?
มุมมอง 1542 หลายเดือนก่อน
#tsog #tutosongasy Fa misy zavatra tsy resahintsika mihitsy nefa tena ilaina ary mamaly ny fanontaniana nipetraka efa tena ela be mihitsy. Azo atao ve ny mampiasa DAW sy ireo plugin anaty ordinateur amin'ny live ? Raha arahinao tsara ilay vidéo atramin'ny farany dia azonao ny fanaovana azy. youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY instagram : tutosongasy personnel : h...
Plateforme sy tsiambaratelo (Partie 3)
มุมมอง 1563 หลายเดือนก่อน
#tsog #tutosongasy Ilay secret tena izy foana no zaraina aminao mba ahafahanao mahomby koa amin'ny tanjona tianao hotratrarina. Atreto aloha dia izay mba kely fantatro no zaraiko fa jereo koa ny hevitry ny hafa dia alaivo foana izay mahasoa. Efa disponible ato ny tapany manaraka. youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY instagram : tutosongasy personnel : hadja_prime ...
Fivarotana hira amin'ny plateforme (Partie 2)
มุมมอง 2873 หลายเดือนก่อน
#tsog #tutosongasy Tapany faharoa (Partie 2) Mino aho fa tsy ho enjehinareo amin'ity resaka business oe fiangonana satria efa ny ankamaroan'ny fiangonanana rehetra no zatra mividy satria asa toy ny rehetra ny mozika. Fa raha misy fanontaniana na tsy azo dia afaka manao commentaire fa ho valiako foana ianao. Ny tohiny dia efa afaka hitanao ato 👉 th-cam.com/video/hP0YYvSb0BA/w-d-xo.html youtube :...
Fivarotana hira amin'ny plateforme (Partie 1)
มุมมอง 5063 หลายเดือนก่อน
#tsog #tutosongasy Ireto ny zavatra mila hay aloha izany oe tsy maintsy hananana vao tonga amin'ilay mahazo vola. Nozaraiko vitsivitsy ilay izy mba tsy hifangaro daholo ny info rehetra ka 👉 Abonnez-vous sur ma chaîne raha tianareo ny tohiny. youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY instagram : tutosongasy instagram perso : hadja_prime facebook : tutosonga...
Olona antonona voalohany rehefa hanao fety
มุมมอง 2883 หลายเดือนก่อน
#tsog #tutosongasy Miarahaba, voaresaka ato indray ny olona tokony hantonona voalohany alohan'ny hanaovana lanonana iray. Tsy voatery kely na ngeza fa ilainao foana izy. youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY instagram : tutosongasy facebook : tutosongasy email : tsog@outlook.fr
fitaovana tokony hananana
มุมมอง 4717 หลายเดือนก่อน
#tsog #tutosongasy Ireo fitaovana tokony hananana sy entanina miantsehatra, Fanahiniako tsy noresahina ny mpively aponga maro anaka amin'izay resahintsika ao amin'ny commentaire, Sa inona no zavatra mety ho adinoko ? youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY instagram : tutosongasy facebook : tutosongasy email : tsog@outlook.fr
AKG K-52
มุมมอง 2338 หลายเดือนก่อน
#tsog #tutosongasy Casque hifi AKG K-52, ny hevitro feno momba azy. Micro mb85 beta : th-cam.com/video/nBSsY8xcOxY/w-d-xo.html youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY instagram : tutosongasy facebook : tutosongasy email : tsog@outlook.fr
Ampli casque H1
มุมมอง 1778 หลายเดือนก่อน
#tsog #tutosongasy Ampli casque active Rockboard H1 Entrée combo XLR/TRS youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY instagram : tutosongasy facebook : tutosongasy email : tsog@outlook.fr
TBONE MB85BETA
มุมมอง 3788 หลายเดือนก่อน
#tsog #tutosongasy Micro dynamique TBONE MB85 Beta Directivité cardioide Sady misy comparaison amin'ilay tena SM58 Ireto ny tohiny Ampli casque : th-cam.com/video/_DrjON8IPCQ/w-d-xo.html Casque AKG : th-cam.com/video/-7CiNyPx5-c/w-d-xo.html youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY instagram : tutosongasy facebook : tutosongasy email : tsog@outlook.fr
Ny guitare électrique azonao vidiana
มุมมอง 7899 หลายเดือนก่อน
#tsog #tutosongasy Ny guitare electrique azonao vidiana raha tsy fantatrao ny mety aminao na mila son tsara kokoa ianao. Araho atramin'ny farany dia azonao @fender #stratocaster #fenderstratocaster #fender 00:00 Intro 01:00 Présentation 03:18 Ny antony manokana 06:40 Guitare tena tadiaviko 07:27 Son tadiavinao ? 08:21 Mila hitandremana 09:25 Fehiny 10:40 Outro youtube : www.youtube.com/@TutoSon...
WING Snap tuto son gasy
มุมมอง 68811 หลายเดือนก่อน
#tsog #tutosongasy #behringer #wing Ny fomba fampiasako ny wing voalohany sady mahafapo ahy tanteraka. youtube : www.youtube.com/@TutoSonGASY instagram : tutosongasy facebook : tutosongasy email : tsog@outlook.fr
Ireo protocol ampiasain'ny console ankehitriny sy ny fiasany
มุมมอง 366ปีที่แล้ว
Ireo protocol ampiasain'ny console ankehitriny sy ny fiasany
Mankasitraka! Miandry fatratra ilay vidéo miditra lalindalina kokoa 🙏
betsaka foana ny msouz ny Behringer, izay nivoatra be nefa tanatin'izay 10 taona faraparany izay. ny Synthés Behringer dia tena avo lenta, ireny synthé clone ataony ireny manambaka ireo old brand tsy mihaino loatra ny mpankafy.
@@encoderexperiment tena izany mihitsy
Merci tuto son gasy!
@@SafidyRakotonirina-u7z mankasitraka
Misaotra amin'ny hatsaram-po Hadja Prime ah. Mankasitraka foana amin'ny fizarana
@@miravoramarolahy5578 misaotra indrindra e
Misaotra Haja, inona no mety equivalence ilay Psycho any @plugins Waves ohatra?? Mankasitraka
@@johns.rakuth maxbass, rbass, clabass
Merci bro 🙏🏻
@@antsarasata7135 avec Plaisir
isany mba tena nahaizako zavatra mijery ny tuto an'i Haja ty, Mankasitra bdb eeee
@@eliaheniah7985 mahafinaritra ny mihaino izany
mercii ty. Tokony mba asiana micro sy guitar sns koa
@@najororazafindralambo mbola hoavy fa araho eto amin’ny page
Mankasitraka e
@@andrianjakasoloniaina8682 misaotra e
Mahafinaritra fa tena miraikitra tsara ny fampianarana rehefa teny malagasy otran’zao🙏🏻
@@DJRAY-n7b izay mihitsy kosa aloha
Merci lesy a ! Less is more ;)
Misaotra indrindra tompoko Tsy andriko ny ivoahan’ilay hira🙌🏻
@@ManoaRasoamanana miandry isika :)
Inona moa ilay psycho bass dia inona no mety mahasolo azy raha ohatra hoe type pedale?
karazana Maxbass, Izany oe mi boost fréquences grave. RBass, Maxbass, raha pédale dia SUB Synthé no manakaiky azy
Merci, zany hoe role hafa tsy mitovy ny hoe mampiakatra eq basse zany izy io? Satria ilay eq teo aloha aza mampidina ilay low sy low mid
@@sandratrarambeloson144 tsy mitovy fa manao double indray io. Izany oe eo ambonin’ilay original misy son grave hafa mitaingina dia miaraka maneno izy roa
Merci e
mankasitraka e
Tamin'ilay hoe atao solo à 12:49 ve tokony hoe ilay bass ihany no heno e ? Ohatran'ny hoe tsy nivadika solo ilay izy, même eo amin'ilay nanapotsitra solo drums tsy niova ilay son amin'ily vidéo
tena izay tokoa, Ilay enregistrement son tamin'ny USB no nataoko, dia ny main no lasa tao nefa tokony Monitor. Tsy mitovy ny zavatra enotsika dia nanapahana ilay vidéo.
Mankasitraka, tena tsara raha hidirana lalindalina kokoa miaraka @reglage comp
izay aloha dia marina mihitsy, voaray ny fangatahana
Liana @lalindalina kokoa
voaray Hojerentsika izay
mankasitraka indrindra, tohizo fa tena manampy be ilay fizarana...indrindra indrindra ilay hoe samihafa ilay kolontsaina na hitady video eto @youtube aza ndraindray tsy mahavoaka ilay mix gasy sasany
@@sandratrarambeloson144 izany mihitsy
Mankasitraka Mr Haja , tiako tenenina hoe misy mix ao anaty logic ve izany sa toa dia Console 100% ?
Tonga dia Console 100% ka. Ilay patches tamin'ny tournée ihany io
@@TutoSonGASY Mankasitraka , mba asio resaka rehefa mba misy fotoana ny resaka carte waves , interessant ve ? mora hampiasaina ve ? mankasitraka indrindra tompoko
Mankasitraka e
misaotra e
Mankasitraka indrindra ee👏
misaotra e
Misaotra @tutoSonGASY ! Tsara ary tena tsara sady mora ny Behringer. Ny any USA izao efa io daholo no ampiasain'ny maro !
Salama eh Année 2012 ny Behringer X32 Année 2014 ny Midas M32
merci mihitsy ny amin'izany ;) Hita oe misy manaraka tsara ihany ny info
Merciiiii !
Tsara Zavatra ataonao...misaotra anao bdb.manampy technisianina mandinika
@@syrayofficielgroup4069 mankasitraka e
DTG Nathael me encantan tus canciones tienen mucha un clon me ministra en gran manera bendiciones junto a tu familia
Misaotra ee
@@LydoGinot mankasitraka e
Mahafinaritra foana ny fizarana, misaotra
Mankasitraka feno am fizarana
Misaotra e
salama tompoko,liana Amin lay liste karazana site
Mankasitraka amin'ny fizaràna, liana amin'ireo karazana site
Merci hatrany liana amin'ialy karazana site
Mankasitraka Tuto son Gasy , Liana amin'ireo karazana site de vente
voaray, alefako aminao
@@TutoSonGASY Mankasitraka indrindra ny amin'ny fizarana e.
Miandry ny tohiny tompoko 😁
Aiza ny tohiny 😁, merci e
Hoavy ka, ento moramora fa betsaka be ny info miainga ao
Misaotra e
mankasitraka
Mipetraka aiz mou enao io zfd
Mahaliana ahy be ny fahaizanao mikirakira resaka son
inona moa lty ny filaza io mode de Cam manara mouvement io?
@@finoanarakotomaria3538 suivi fotsiny io ka.
Tsara be ilay Hafatra misaotra eeeee❤❤❤❤
Merci pour cette chanson gloire à dieu 💖💖🙏🙏🥰.
tena tsy mahay dia mba te hanontany e, - manana mémoire ve zany ilay table afaka anaovana enregistrement satria zao efa tsy en live intsony nefa mbola io afaka anaovana demonstration io ilay hira ? - Zany hoe mbola afaka verenana mixena zany ilay izy après live de afaka exportena ho lasa wave après? mankasitraka indrindra!
tsy misy bedy mihitsy ny manontany ka, Tamin'ilay live dia nanao enregistrement multipiste aho, dia iny fichier iny no averina sokafana eto.
Ratsy be ve lay original no nialana lavitra be?? Sa amzay wen tsara zay manarakaraka an'lah hira😢
Salama Haja, Raha voalaza mialoha tany anaty fiche technique ve ohatra dia mbola mitondra ihany? Cablage sy multi-prise ohatra :) Mirary soa eh
Salama e, Rehefa milamina oe manana ny sonorisateur dia tsy voatery hitondra ka.
@@TutoSonGASY Mankasitraka dia mirary soa eh
Miandry ilay tuto fanamboarana son ooo🤝🏽
j'aimerais tellement avoir ce casque
il est pas si mal
Mankasitraka foana amin ny fizarana e. Ito mba misy fanontaniana kely: Rehefa maninona no tokony hisafidy ampli casque PASSIF(Thomann MB2 ohatra) ary rehefa maninona ny hisafidy ampiasa ampli casque ACTIF tahaka an'io H1 io? Misaotra e
miankina amin'ilay workflow ihany satria raha efa ambony ny niveau de sortie dia tsy mila préamplifier intsony à priori dia passif no ampiasaina mba hijanona ho neutre ilay signal kanefa raha ambony be ny impédance an'ilay casque die mety tsy hahazaka indray. Ny actif izany no "standard" kokoa raha tsorina.
@@TutoSonGASY ok merci
Manahaona ito par rapport amle Roland RH5?
amin'ny courbe ve ? RH5 mety kokoa amin'ny musicien raha ny hevitro fa malaky mandreraka sofina
Inona ny référence an'ilay enregistreur ampiasainao? 🙂
Zoom H6
Asio demosy eee
ndao asiana e
@@TutoSonGASY merciii
Merci lesy 👍
mankasitraka e
Raha anao hard rock de guitare double bobinage ny micro
Izay no tena ideal kanefa tsy mametra ihany izy raha toa ka