Fanaovana Balance

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 ต.ค. 2022
  • Malahelo aho milaza aminao fa tsy fantatrao akory ireto zavatra nolazaiko ireto.
    Nefa tsara ho fantatra satria tsy azontsika dinganina izany.
    Iza no erreur anao nefa mila ahitsy ?
    #tsog
    #tutosongasy

ความคิดเห็น • 29

  • @poisdebambara3417
    @poisdebambara3417 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka rahalahy

  • @miranaivoson1632
    @miranaivoson1632 ปีที่แล้ว

    Miarahaba e! Mahafinaritra ny fifampizarana.

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  ปีที่แล้ว

      Miarahaba dia Misaotra indrindra

  • @rjcphotos454
    @rjcphotos454 ปีที่แล้ว

    Merci ralah, mankasitraka anao mizara hatrany.

  • @mamiratranoromalala2365
    @mamiratranoromalala2365 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka amin’ny fizarana

  • @dadakhelytheproducer
    @dadakhelytheproducer ปีที่แล้ว

    Tsara bé merci

  • @mitsanganakamihazava9217
    @mitsanganakamihazava9217 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra

  • @rajaonarivonyroland91
    @rajaonarivonyroland91 ปีที่แล้ว

    Inona ny compresseur

  • @rachidvictor9410
    @rachidvictor9410 ปีที่แล้ว

    Voazavanao tsara daholo ny ho tokony fanaovana "balance" manara-penitra. Raha vita tsara ny "balance" dia betsaka ny "chance" ahatsara ny "concert" atao.

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  ปีที่แล้ว

      miarahaba anao, izany indrindra

  • @fanilovalisoa4119
    @fanilovalisoa4119 ปีที่แล้ว

    Merciii an!!!!!

  • @miranaivoson1632
    @miranaivoson1632 ปีที่แล้ว +1

    Amiko aloha tsy hoe théorème be ilay volume à 12h fa ny ankabetsahan'ny aty Dago mbola tsy manana materil be fa ny maro aza table sy amplie fotsiny ary equal(raha manana moyen). ny antony dia tsotra hoe iny no raisina ho volume minimum. Ho ahy izao rehefa ao ampiangonana izay tena hoe table analogique sy amplie fotsiny no miasa dia izay clavier na instruments hafa ambany sortie indrindra no angalako an'iny minimum iny ary manaraka an'iny ny minimum an'ny ambiny. rehefa misy indray ny filtre actif sy ny materiel hafa dia mora kokoa ny m-gerer an'ilay ensemble mba tsy hisy saturation. fa raha hoe materiel mba azo atao hoe "complet" aloha tsy voatery hanao ilay volume 12h e

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  ปีที่แล้ว

      Eo mihintsy anefa no tokony hitandremana satria raha tsy misy D.I fa tonga dia direct amin’ny console de mixage tena mila manaraka niveau tsara amin’ny entrée.
      Mila assuré ny branchement > entrée ligne dia gain tokony 0dB zany oe mila niveau ihany mankany mba tsy ny ampli no hanosika loatra ny master dia tonga ihany ny rivotra mifofofofo.

  • @josiaandriamaherilala7281
    @josiaandriamaherilala7281 ปีที่แล้ว

    Misaotra ô! Mila mpikirakira feo tena mila azy ity koa ankotran'ny mpitendry sy mpihira an😁

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  ปีที่แล้ว

      izany indrindra ny tena tsara dia manana manokana ny tarika

  • @hasinarakotondrasoa6691
    @hasinarakotondrasoa6691 ปีที่แล้ว

    Betsaka ny tsara ho fantatra ho anay amateur de son!

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  11 หลายเดือนก่อน

      mankasitraka e

  • @irinarajaona9474
    @irinarajaona9474 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko fa tena tsara ilay fizarana 🙏

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  ปีที่แล้ว +1

      misaotra anao manohana ihany koa

  • @finoanarakotomaria3538
    @finoanarakotomaria3538 ปีที่แล้ว

    intéressent ty , f ny PBLM eto @ tanana d ni Tech sasany ref hoe maneno tsis Boucle de masse sy problèmes de ronflette io de mande fonany f tsis resak effet sy mix mintsy , na anaty micro nvocal na anaty instrument... ,d mba mangatak tompoko mba asina tuto concernant balance batterie , merci.

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  ปีที่แล้ว

      balance batterie mihintsy ve ?

  • @RaHents
    @RaHents ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra! Misy zavatra maro nilako confirmation voatolotra tato. Mirary soa indrindra!
    Mety hisy fanoroana amin'ny lafiny technicien de son ve ho zarainao any aoriana? (na live technicien na mixing sy mastering anaty son digital)

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  ปีที่แล้ว

      mankasitraka, tsy maintsy hoavy amin'izay ny rehetra samy manao hezaka kely.