tena tsy mahay dia mba te hanontany e, - manana mémoire ve zany ilay table afaka anaovana enregistrement satria zao efa tsy en live intsony nefa mbola io afaka anaovana demonstration io ilay hira ? - Zany hoe mbola afaka verenana mixena zany ilay izy après live de afaka exportena ho lasa wave après? mankasitraka indrindra!
Mankasitraka indrindra eh. Ilay compression parallèle tena ilaina be mihitsy
izay indrindra
Mankasitraka e
Misaotra e
Misaotra foana @ fizarana e! 👌
mankasitraka e
tena tsy mahay dia mba te hanontany e,
- manana mémoire ve zany ilay table afaka anaovana enregistrement satria zao efa tsy en live intsony nefa mbola io afaka anaovana demonstration io ilay hira ?
- Zany hoe mbola afaka verenana mixena zany ilay izy après live de afaka exportena ho lasa wave après?
mankasitraka indrindra!
tsy misy bedy mihitsy ny manontany ka,
Tamin'ilay live dia nanao enregistrement multipiste aho, dia iny fichier iny no averina sokafana eto.