miankina amin'ilay workflow ihany satria raha efa ambony ny niveau de sortie dia tsy mila préamplifier intsony à priori dia passif no ampiasaina mba hijanona ho neutre ilay signal kanefa raha ambony be ny impédance an'ilay casque die mety tsy hahazaka indray. Ny actif izany no "standard" kokoa raha tsorina.
Mankasitraka foana amin ny fizarana e. Ito mba misy fanontaniana kely: Rehefa maninona no tokony hisafidy ampli casque PASSIF(Thomann MB2 ohatra) ary rehefa maninona ny hisafidy ampiasa ampli casque ACTIF tahaka an'io H1 io?
Misaotra e
miankina amin'ilay workflow ihany satria raha efa ambony ny niveau de sortie dia tsy mila préamplifier intsony à priori dia passif no ampiasaina mba hijanona ho neutre ilay signal kanefa raha ambony be ny impédance an'ilay casque die mety tsy hahazaka indray.
Ny actif izany no "standard" kokoa raha tsorina.
@@TutoSonGASY ok merci