Fisaorana famille Pst Tantely Ratsimba

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 ม.ค. 2022
  • Fisaorana famille Pst Tantely Ratsimba.

ความคิดเห็น • 82

  • @miguelravelomanantsoa6623
    @miguelravelomanantsoa6623 ปีที่แล้ว

    Tahin'i Jesosy Fitiavana hianareo mianakavy kely !

  • @rafaraline247
    @rafaraline247 2 ปีที่แล้ว +2

    Mirary fiononana feno hoanareo mianakavy jesosy anie hitantana anareo mandrakariva amen

  • @justinemanu2439
    @justinemanu2439 2 ปีที่แล้ว +4

    Hampahery anareo 5 mianaka hatrany anie ny Fanahy Masina, hameno ny banga rehetra ny fitiavan'i Jesosy Kristy.
    Maereza indrindra, Mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika ❤️

  • @norosoarasolofomanana5821
    @norosoarasolofomanana5821 2 ปีที่แล้ว +5

    Misaotra indrindra @ fijoronareo vavolombelon'i Kristy Ilay Tompon'ny fiainantsika @ fitokiana Azy @ izay fitondrany rehetra eny na dia mafy tokoa aza @ maha olombelona Homba anareo mandrakariva Izy ka tsy handao anareo anareo araka ny Teniny '' Ilaozy ny zanakao ho kamboty fa Izaho no hamelona azy Ary aoka Izaho no hitokian'ny vadinao mpitondratena'' amen! Mahereza mandrakariva ao @! 🙏

  • @hanitraravalison4286
    @hanitraravalison4286 2 ปีที่แล้ว +2

    Mirary fiononana feno hatrany avy amin’i JESOSY TOMPO ! Izy no hiahy anareo dimy mianaka : Kamboty sy mananotena
    Mitondra ambavaka anareo 😍❤️

  • @kostkanieella2463
    @kostkanieella2463 2 ปีที่แล้ว +1

    Mirary fiononana feno hoany fianakavina d mivavaka hoanareo fa Jesosy hanome hery hoanareo😍

  • @harylidon4098
    @harylidon4098 2 ปีที่แล้ว +1

    Shalom ! Mirary Soa sy Fiononana tanteraka ho anareo 5 mianaka ny tenako . Homba anareo mandrakariva amin’izay rehetra alehanareo anie JESOSY KRISTY . Ny Fanahy Masina anie Hitari-dalana sy Hameno ny Fiainanareo . Amen ! Sitrana soa ny tanan’i Jérémie kely . Mahereza sy Mahatanjaha hatrany ny Zanak’Andrimanitra ! Amen !

  • @enseignantaragotsergeenjes6779
    @enseignantaragotsergeenjes6779 2 ปีที่แล้ว +5

    SERGE de l'île de la RÉUNION Shalom soyez fortifiée toute ta famille en notre Seigneur Jesus-Christ que notre Dieu de toutes consolations consoles vos coeurs c'est Lui le Père des orphelinats, le défenseur des veuves, c'est Dieu dans sa demeure sainte

    • @annamendreny6918
      @annamendreny6918 2 ปีที่แล้ว

      Mampahery anareo anie Andriamanitra Ray tsy Toha aminy anarany Jesosy Amen de mahereza ao aminy tompo

    • @enseignantaragotsergeenjes6779
      @enseignantaragotsergeenjes6779 2 ปีที่แล้ว

      @@annamendreny6918ecrit en langue française je ne comprend pas la langue malgache

    • @enseignantaragotsergeenjes6779
      @enseignantaragotsergeenjes6779 2 ปีที่แล้ว

      @@annamendreny6918ecrit en langue française je ne comprend pas la langue malgache

  • @linasamuel09
    @linasamuel09 2 ปีที่แล้ว +1

    Eny Liana a ... ifampitondra ambavaka isika mianakavy dia enga anie ka samy hihaona eny @ rahon'ny lanitra ... hitsena ny Tompo ilay fahazavana mandrakizay ❤ Amen ❤❤❤

  • @joedirdm6405
    @joedirdm6405 ปีที่แล้ว

    Amen !!!
    Homba anareo 5mianaka hatrany JÉHOVAH ANDRIAMANITRA
    Mankasitraka indrindra Rahavavy

  • @ascfaascfa9309
    @ascfaascfa9309 2 ปีที่แล้ว +1

    Mirary fiononana feno hatrany
    Tahiny Jesosy 🙏🙏🙏🙏

  • @lalainatienhandriamampiono3787
    @lalainatienhandriamampiono3787 2 ปีที่แล้ว

    Mahereza lalandava tompoko. Mivavaka ho anareo mianakavy kely. Jesosy anie hiahy sy hanome hery anareo. Akaiky tokoa Izy fa d misaotra anao mampahatsiahy. Fiadanana !❤

  • @vivirazafimahaleo5825
    @vivirazafimahaleo5825 2 ปีที่แล้ว

    JESOSY homba sy hitahy ary hampahery anareo 5 mianaka hatrany Amen

  • @lantotiana8500
    @lantotiana8500 2 ปีที่แล้ว

    Amen! Mitrotro ambavaka anareo dimy mianaka hatrany! Ny Tompo be famindrampo, be fitiavana ary be harempahasoavana hameno ny banga, hitahy, hankahery anareo ary hitantana ny dianareo dimy mianaka sy ny mpiara miasa ao @ Tompo. Misaotra rahavavy Liana @ fijoroana vabolombelona ! Haparitaka ny fampianarana rehetra azo. Ny raiko 93 taona dia niova fo rehefa nanaraka an'i Miomana.
    Misaotra an'i Jesosy, misaotra anareo nampintondrain'ny Tompo avy @ fanahy masina ny Tenin'Andriamanitra masina, mafonja ary mahery!

  • @ratompoarijaonalovasoa6813
    @ratompoarijaonalovasoa6813 2 ปีที่แล้ว

    Mirary fiononana feno ho anareo 5mianaka, dia mahereza indrindra tompoko. Miray fo sy fanahy aminareo. Tahin'ny Tompo🙏💕💖

  • @andonapoli8249
    @andonapoli8249 2 ปีที่แล้ว +1

    Miarahaba anareo dimy mianaka ny tenako.Jeso Kristy tompon n'y fampiononana feno no hameno ny banga aminareo !Izy mahalala ny hevitra ieverana antsika ary tsy hamela ireo kamboty sy ny mpitondra tena ho irery Izy dia mahereza indrindra fa Ny Tompo no haneho ny fahalebiazany sy ny voninahiny aminareo.tsy mora amin ny maso maha olona fa nde ny mason Tompo no ijeretsika dia tahin Jesosy manokana ianareo dimy mianaka 😍😍

  • @fanirydomoina1921
    @fanirydomoina1921 ปีที่แล้ว

    Misaotra anareo dimy mianaka, de tout coeur

  • @noro-hasinaramilison3916
    @noro-hasinaramilison3916 2 ปีที่แล้ว +1

    ♥️♥️ De tout coeur avec vous Liana et les enfants. 🙏🙏

  • @maloukassamaly2525
    @maloukassamaly2525 2 ปีที่แล้ว

    Homba anareo dimy mianaka mandrakariva anie ny Tompo na aiza na aiza toerana misy anareo.Amen

  • @ursulafaratiana4115
    @ursulafaratiana4115 2 ปีที่แล้ว

    Alléluia. Mahafaly anay maheno sy mahita anao sy ny ankizy Liana na dia mbola ao anatin'ny manjombona tokoa. Fiadanana sy fahasoavana hanaraka anareo 5 mianaka. Jesosy hanasitrana ny fery rehetra ao aminareo. Mivavaka foana ho anareo zahay aty Toliara.🙏🙏🙏Voaray ny hafatra rehetra. Tsy maintsy toriana reny messages 'ny Pasteur rehetra reny satria reny no fahamarinana.. Efa akaiky ny Tompo de ho tonga.🙏🙏

  • @rijaandriambolisoa3895
    @rijaandriambolisoa3895 ปีที่แล้ว

    Soa fa MBA niresaka tam Pasteur Ratsimba n'y Tenako n'a dia teny fohy aza

  • @fortunahasinahoking
    @fortunahasinahoking ปีที่แล้ว

    mahery izay manana an,i Jesosy. fantatro fa ny tsara lavitra no efa nomaniny ho anizay tia AZY

  • @yvontheodoretsaradimby7874
    @yvontheodoretsaradimby7874 2 ปีที่แล้ว

    Mirary fiononana ho anareo mianakavy Andriamanitra antam-pony loha hitantana lalana rehetra Andriamanitra mahay ny zavatra rehetra voninahitra anie ho anazy irery ihany.Amen

  • @elydadadomaury1406
    @elydadadomaury1406 2 ปีที่แล้ว

    Miarahaba anareo 5 mianaka izahay , ary koa mbola Maneho entoana ny fam- paherezana feno ho anareo .Ny Tompo homba sy hitahy anareo mianakavy mandrakariva Amen amen amen 🙏🙏🙏

  • @nirinasoaraharilala9975
    @nirinasoaraharilala9975 2 ปีที่แล้ว

    Bon courage hoanareo 5 mianaka, manohana anareo ambavaka hatrany ary tsy manadino.

  • @rolisserivo8164
    @rolisserivo8164 2 ปีที่แล้ว +1

    Que Dieu vous bénisse 🙏🙏🙏🙏❤️

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 6 หลายเดือนก่อน

    Miarahaba anao ary faly mahafantatra fa hay v ianao no vadin'i pst Tantely?
    Mpanaraka ny fampianarany tokoa aho fa tsara.
    Vao haingana koa anefa aho nanaraka ny fijoroana vavolombelona nataonao d variana. Mahereza rahavako, tsara tokoa ny Tompo.

  • @lydiarazafiharilala1622
    @lydiarazafiharilala1622 2 ปีที่แล้ว

    Fiadanana o.Misaotra betsaka indrindra tamin'ny fikelezanareo mivady aina,tamin'ny fizarana sy fampaherezana rehetra,tena tsy ho havela hiraraka tany na ho adinoina.Mampahery sy mitondra ambavaka anareo 5 mianaka.Jesosy Kristy tena hampionona tanteraka sy hanasitrana ny fo🙏🏼.Mahereza tompoko!!!!

  • @nellyjudi5251
    @nellyjudi5251 2 ปีที่แล้ว

    Mirary ny soa sy ny tsara ary fiononana feno ho anareo 5 mianaka.Jesosy kristy anie homba anareo mandrakariva @ izay rehetra hataonareo ary hanome hery anareo hatrany.tsara♥️♥️♥️♥️

  • @mhrsss5324
    @mhrsss5324 2 ปีที่แล้ว

    Mitondra ambavaka anareo hatrany izay mahereza hatrany ianareo 5 mianaka ❤️🙏

  • @masiniainaniela
    @masiniainaniela 2 ปีที่แล้ว

    Fiadanan'ny Tompo ho @ nareo 5mianaka , mahereza hatrany , Tahian'i Jesoa hatrany

  • @rinahiason7666
    @rinahiason7666 2 ปีที่แล้ว

    Mankahery anareo 5 mianaka hatrany,ny Tompo hombanareo mandrakariva .Misaotra hatrany fa tsy very maina ny asa izay nirahiny Jesosy anareo ,ary mbola hitohy hatrany .Mirary soa ♥️

  • @pinkorchid8207
    @pinkorchid8207 2 ปีที่แล้ว +2

    Mamihina mafy be ampitiavana anareo 5 mianaka kely dia misaotra betsaka Liana fa tsy very maina ny asa ataonareo fa mampitombo anay ampanahy foana. Tahian' i Jesosy.

    • @louistterasoanindrina8738
      @louistterasoanindrina8738 2 ปีที่แล้ว +1

      Misaotra anareo dimy mianaka kely tompoko , no mankahery hatrany . Misaotra Tompo fa mbola misy fanantenana hihaonan-tsika indray amilay andro lehibe sady MASINA hihaviany . Ka dia ho AZY IRERY IHANY VONINAHITRA , ho feno fitahiany TOMPO hatrany fiainanareo dimy mianaka kely .

  • @andretsehenoholytatiana1925
    @andretsehenoholytatiana1925 2 ปีที่แล้ว

    Tahin i Jesosy nareo 5 mianaka 🙏

  • @andriamiarisoaemma1496
    @andriamiarisoaemma1496 2 ปีที่แล้ว

    Mirary soa anareo mainakavy kely, Ny Tompo be fahasoavana no hitahy anareo mandrakariva, sy hampahery, hanome fiononana, hameno ny banga navelan'i Pasitera Tantely.🙏🙏

  • @esthe-elah8963
    @esthe-elah8963 2 ปีที่แล้ว

    Mirary finoana feno ho anareo 5 mianaka Rahavaviko malala Liana.Dou² Jeremia Tadidiko mihitsy Tsy hadignako intsony Teniny Zoky Tantely JESOSY no nanao Anarany d'où Jeremia.Tompo Anie Homba ianareo 5 Mianaka mandrakariva.Ary miha mitomba ihany NY Fitiavany JESOSY ianareo mianaka😍 .

  • @angelinamariegeorgine747
    @angelinamariegeorgine747 2 ปีที่แล้ว

    Mirary fiononana feno ho anareo 5 mianaka tahin’Tompo 🙏🏻

  • @pulcheriehantanirina2613
    @pulcheriehantanirina2613 2 ปีที่แล้ว

    Mahereza Liana a! @ izao tontolo izao ihany no hiaretantsika fahoriana vetivety! Mifampivavaka sy mifanohana hatrany isika fa tsy maintsy mivoaka ho mpandresy!

  • @zandriniparani
    @zandriniparani 2 ปีที่แล้ว +1

    Mirary fiononana fenoho anareo miankvy kely izahay ary mahatsiaro am bavaka anareo manokana am zao foton-tsarotra lalovanareo izao.

  • @chrra9898
    @chrra9898 2 ปีที่แล้ว

    Mirary fiononana feno hatrany hoanareo 5mianaka sy ny mpiara-miasa aminareo Jesosy anie hitantana anareo mahereza

  • @hobiana.ramaroson
    @hobiana.ramaroson 2 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️

  • @edmondineandriantsiva5378
    @edmondineandriantsiva5378 2 ปีที่แล้ว

    Fiadanana ho anareo 5 mianaka, Mahereza indrindra tompoko, Jesosy tsy mba mandao anareo fa mitandrina ny Teny nomeny Izy. Izy anie no hahatanteraka ny fanasitranana feno ny fonareo ary hiahy ireo kamboty kely navelany sy ianao mpitondra tena. Aza manahy fa mbola hihaona avokoa. Jaona 14. Mahereza indrindra tompoko🙏

  • @lampsaltlight
    @lampsaltlight 2 ปีที่แล้ว

    ❤️ 🌷

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 2 ปีที่แล้ว

    Tahin ny Tompo mandrakariva ianareo mianakavy kely. Tsy avelan'Andriamanitra ho irery ianao fa matokia Azy fa Izy hanampy anao @ zay rehetra kasainao atao. AMEN

  • @lalainatsiory4710
    @lalainatsiory4710 2 ปีที่แล้ว +1

    AMENA ALELUYAH ,HOMBA ANAREO MANDRAKARIVA ANIE JESOSY ,HIARO ANAREO SY HITAHIRY ANAREO HATRAMIN NY FARANY ANIE JESOSY NTSIKA AMENA

  • @rolisserivo8164
    @rolisserivo8164 2 ปีที่แล้ว

    Amen 🙏🙏🙏🙏

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 2 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️❤️❤️

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 2 ปีที่แล้ว

    Sitràna soamantsara ny tanan io zaza io

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa6557 2 ปีที่แล้ว

    Jesosy anie homba sy hitahy anareo 5mianaka, mankasitraka lehibe,

  • @olirandriamanantsoa1072
    @olirandriamanantsoa1072 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka Zoki Liana! Tsy ho raraka an.tany tokoa ny fahamarinana noraisina tao anatin izay 300 émissions izay. Ary hozaraina sy haparitaka tokoa mba ho famonjena ny olona satria tena efa akaiky Jesosy.
    Dia Jesosy hameno ny fahasoavany aminareo mandrakariva.
    Jesosy hanasitrana an'i Jérémie. Mivavaka ho anareo !
    Hotahian i Jesosy Sakaizan'ny tanora sady tia zaza izy 4 mianadahy. Salamo 112 : 1,2,3

  • @verobelle5233
    @verobelle5233 2 ปีที่แล้ว

    Fiadananany JESOSY ho amintsika mianakavy,,mirary soa ho anareo dimy mianaka @ anaran'i JESOSY

  • @rahajanisainanatsioritafit762
    @rahajanisainanatsioritafit762 2 ปีที่แล้ว

    Mahereza indrindra tompoko! Jesosy nampanantena fa homba antsika mandrapahatonga fahataperan'izao tontolo izao!!!

  • @mioratojosoa9147
    @mioratojosoa9147 2 ปีที่แล้ว

    Mirary saina sy fo tanteraka aminareo mianakavy kely , mahatsiaro am-bavaka mandrakariva

  • @rijaandriambolisoa3895
    @rijaandriambolisoa3895 ปีที่แล้ว

    Ndrii Tena ontsa n'y fo oe tsy ao intsony tantely ratsimba

  • @williamediane3354
    @williamediane3354 2 ปีที่แล้ว

    🥰🥰🥰🥰

  • @ninonrandry7277
    @ninonrandry7277 2 ปีที่แล้ว

    Ndrii latsaka ny ranomasoko mahita anareo.

  • @leroyvalery376
    @leroyvalery376 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra anareo. Tena nisy impact teto am firenena ny fampianarany. Betsaka no diso lalana niverina am Tompo. Ny asany manaraka azy, sambatra izay maty ao am Tompo

  • @joiscaveronique5971
    @joiscaveronique5971 2 ปีที่แล้ว

    Mampahery anareo Dimy mianaka ary Mitondra ambavavaka anareo koa .

  • @joellerazafindrabe79
    @joellerazafindrabe79 2 ปีที่แล้ว

    aza kivy fa mijoro foana ao amin'i Jesosy.
    ilaozy ny vadinao hananotena sy ny zanakao ho kamboty fa izaho no hiahy azy.
    Jesosy no miahy anareo 5 mianaka amin'ny lafiny rehetra fa aza matahotra.

  • @eleonorevololonirina8745
    @eleonorevololonirina8745 2 ปีที่แล้ว

    JESOSY TOMPO anie homba sy hitantana ary hameno ny banga e@fiainanareo. Mino aho f ny fiazakazahana nataon'iPst Tately Rtsmb izay dia tsy hamela anareo irery ny Tompon-tsika. Mahereza atrany

  • @pouminaaycham.kambana4208
    @pouminaaycham.kambana4208 2 ปีที่แล้ว

    Mahatsiaro anareo ambavaka izahay rahavavy Liana , mahereza hatrany dia mirary soa ho anareo 5 mianaka .

  • @tianaranjalahyrandrianasol8097
    @tianaranjalahyrandrianasol8097 2 ปีที่แล้ว

    Mirary fihononana feno ho anareo dimy mianaka dia mahereza rahavavy fa n'y Tompo tsika lehibe sady mahery, ary homba anareo hatrany izy.

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 2 ปีที่แล้ว

    Hotahian JK Tompo nareo mianakavy ambininy zavatsoa anie

  • @raharimalalaescarida5393
    @raharimalalaescarida5393 2 ปีที่แล้ว

    Mirary fionona feno avy jesosy tompo sy mpamonjy anie hoany nareo dimy mianaka tahiny jesosy

  • @rinnahrinah5210
    @rinnahrinah5210 2 ปีที่แล้ว

    Mahereza Tompo.anie homba anareo

  • @mercymercy9662
    @mercymercy9662 2 ปีที่แล้ว

    Mahereza indrindra ianareo dimanche mianaka, Tompo Jesosy tsy manary fa mpiahy n'y kamboty sy n'y mananotena homba sy hiaro anareo mandrakariva

  • @brunernoel3627
    @brunernoel3627 2 ปีที่แล้ว

    Jesosy Tompo tsy hanala ny teny fikasany aminareo dimy mianaka. Araka izany dia efa akaiky Jesosy koa mitafia hery sy tanjaka am-pinoana miandry ny fiverenan'i Jesosy. Ny fampianarana navelany Pasitera dia manakoako mandrakariva ato ampontsika mianakavy. Mirary soa. Jesosy homba anareo dimy mianaka.

  • @rasoalivelonjatonjatonotef6215
    @rasoalivelonjatonjatonotef6215 2 ปีที่แล้ว

    Mahereza hatrany Ra zk Liana ny tenako Dia Mirary fiononana feno hoan'nareo 5mianaka ary ny mpiara miasa rehetra sy NY panaraka NY fampianarana miomana rehetra de Mirary soa ho anareo 5mianaka Mirary soa ho anao indtindra zk Liana @ hitazanao azy 4mianadahy jesosy hanolo.tsaina sy hampahery anao hatrany ary jesosy ko homba anareo hatrany ny @ny fahendrena sy NY zavatra rehetra NY anatra navelany pastera tantrly de tsy ho raraka antany fa ATO ampoko mandrakariva de mehereza daholo tompoko 😘😘😘😘😘❤️

  • @volanalalainaraholiarinoro8319
    @volanalalainaraholiarinoro8319 2 ปีที่แล้ว

    Matoky isika fa JESOSY dia efa ao @ hoavinareo 5 mianaka. Na firy na firy ny Teny fikasana dia ao@ JESOSY ny "eny" sy"amen" ho anareo. Mahereza hatrany fa marina sady hendry@ fitantanana sy fandaharana ny TOMPO. Tahian'i JESOSY o.

  • @volatianaharisoa1840
    @volatianaharisoa1840 2 ปีที่แล้ว

    Fiadanan Tompo amintsika rehetra dia JESOSY KRISTY TOMPO BE Fitiavana koa miaraka aminareo dimy mianaka ary tsy mamela antsika ho kamboty izy miombom bavaka aminareo aho Tahin JESOSY DAHOLO

  • @nenymada211
    @nenymada211 2 ปีที่แล้ว

    Sambatra n'y maty, de izay maty ao amin'ny Tompo mampahery anareo mianakavy kely, NY Fanahy Masina anie hameno n'y banga eo aminareo homba anareo Jesoa

  • @user-yt6vr2ro5r
    @user-yt6vr2ro5r 2 ปีที่แล้ว

    Fiadanana sy ny Fifaliana indrindra ny Fampiononan'i Jesosy Tompontsik anie Hampahery ny Fo sy ny sainareo 5 Mianaka kely Mandrakariva mandritran'ny Andro rehetra omeny Tompo nareo aty ambany masoandro. !!!
    Tsy manadino ary mivavaka ho anareo satria Zay rehetra manjo nareo,, dia toa mihatra @ tenanay ihany koa.
    Dia Hikarakara sy hitahy , anareo anie Jesosy Kristy Tompontsik,,, ary hanome Fahendrena feno sy Tolotsaina tsara sady vaovao foana, hatrany hatrany ho an'i Rahavavinay Liana anie Jesosy, mb hitaizana ireto ankizy madinika ireto, Feno i KRISTY sy Fahamarinany, ary ho zaza ampiasain'i Jesosy Hitondra Jiro sy Famonjena ho an'olona maro amin'ity tany ity anie izy ireo, tahaka ny Rainy, ,, ary arovana sy tsara tantana @ atao rehetr n'aizan'aiza misy izy ireo, Jesosy no fiarovana azo antoka sy mahatoky ary vatolampy ioronanareo rehetra foana foana Mandrapiavian'ny Jesosy eny Amin'ny Rahon'ny Lanitra
    Amen ❤🙏
    Mahereza foana Ry Rahavavy malala nay aaan !

  • @huguetterasoamananoro3099
    @huguetterasoamananoro3099 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra.Anisan'ny mpiaino ny Fizarana natilotr'i Tompk/lah Tantely izahay dia nampandroso tokoa. Misaotra anao manohy izany asa natolotr' Andriamanitra izany.Mampahery anao sy Mivavaka ho anareo mianakavy. Samy velompanatenana isik rehetra. DERAINA NY TOMPO

  • @baholisoarandrianasolo
    @baholisoarandrianasolo 2 ปีที่แล้ว

    Tsy mahafantatra manokana anareo aho kanefa dia tiko ny mampahery anareo satria izaho koa mba kamboty mbola kely kanefa dia Andriamanitra tsy mamela irery ny kamboty sy ny mpitondra tena koa mahereza tompoko ary ho tahiana mihoatra nohony taloha ianareo

  • @nadinedupre5043
    @nadinedupre5043 2 ปีที่แล้ว

    Bonsoir, miirary fiononana feno ho anareo mianakavy kely, Andriamanitra Fitiavana Hameno n'y banga @fiainanareo rehetra 🙏mahatsiaro ambavaka anareo tokoa 🙏🙏🙏🙏🙏

  • @sorlineeuphrasieduconge4295
    @sorlineeuphrasieduconge4295 2 ปีที่แล้ว

    A roo homba anareo hatranyJesosy😭

    • @annickpaularakotondrahaja471
      @annickpaularakotondrahaja471 2 ปีที่แล้ว

      MITROTRO ambavaka anareo dimy mianaka ary mamana Ray tampo ao Amy Tompo nareo
      YASHUA ANIE HOMBA NAREO HATRANY SY NY TOHINY ASA FILAZANTSARA