Miala tsiny aminao 1/ ny titre ataonao mifanohitra : « Tsy miaraka amin’ny olona miaraka amin’Andriamanitra » sa tsy miaraka 2/ tamin’ny 1923 no hitan’i Fleming Ny PÉNICILLINE voalohany taorian’ny fikarohan’i Pasteur. Tsy nisy nataon’i JC tamin’ireo matin’ny peste 1300 à 1800 hatrin’izao aza any Dago 3/ tamin’ny 1953 no hitan’i Delay & Denickere ny CHLORPROMAZINE. Tsy nisy nasian’i JC sirany ny schizophrènes fa lasa nodiaboliser-ny any amin’ny kisoa nivarina sy devoly 3/ Aza manahy ny ampitso fa ho hitantsika fa ny hafa no hanahy ny amin’ny ampitsotsika MAUVAIS citoyens Sady tsy urbanisation no tsy protection sociale no tsy prestation familiale. Donendrina efa gidamaimbo isika mbola tsy hiahy ny ampitso ihany. Resaka dika vilana tsy mahay mamaky Baiboly izay miresaka ny amin’ny ATARAXIE sy STOÏCITÉ Mila miahy amin’izay fa efa bakoavin’ny vahiny ny harentsika mbola zezefana ny rongonin’ny tsy miahy dika vilana an’ny mpanararaotra rakitra kamo velona hii
mankasitraka indrindra
Marina izany, mankasitra anao
Miala tsiny aminao
1/ ny titre ataonao mifanohitra : « Tsy miaraka amin’ny olona miaraka amin’Andriamanitra » sa tsy miaraka
2/ tamin’ny 1923 no hitan’i Fleming Ny PÉNICILLINE voalohany taorian’ny fikarohan’i Pasteur. Tsy nisy nataon’i JC tamin’ireo matin’ny peste 1300 à 1800 hatrin’izao aza any Dago
3/ tamin’ny 1953 no hitan’i Delay & Denickere ny CHLORPROMAZINE. Tsy nisy nasian’i JC sirany ny schizophrènes fa lasa nodiaboliser-ny any amin’ny kisoa nivarina sy devoly
3/ Aza manahy ny ampitso fa ho hitantsika fa ny hafa no hanahy ny amin’ny ampitsotsika MAUVAIS citoyens
Sady tsy urbanisation no tsy protection sociale no tsy prestation familiale. Donendrina efa gidamaimbo isika mbola tsy hiahy ny ampitso ihany.
Resaka dika vilana tsy mahay mamaky Baiboly izay miresaka ny amin’ny ATARAXIE sy STOÏCITÉ
Mila miahy amin’izay fa efa bakoavin’ny vahiny ny harentsika mbola zezefana ny rongonin’ny tsy miahy dika vilana an’ny mpanararaotra rakitra kamo velona hii