Anisan'ireo izay nampiasain'ny Tompo ianao hahalalako ny tena Fahamarinana raha nangetaheta izany fatratra aho. Ankehitriny nomeny betsaka aho dia mizara maimaimpoana amin'ny manodidina ahy koa. Tsy mijanona anaty rindrina efatra intsony no mizaka ny fanenjehana fa Jesosy efa nanafy hery sy nampitao. Mivavaka mba ho betsaka no voakasika fa tsy hanamafy ny fony. Manaiky fa efa maty, tsy ny sitrapoko intsony no ataoko fa ny sitrapon'Ilay Tompoko. Nifidy ity vilany tany ity Jesosy hanehoana ny voninahiny. Mahereza Tantely!
Io zany tsy ny anarapiangonana na ny maha zandriny na zokiny ny fiangonana no mahatonga anao tena mandray an i jesosy eo @ fiainanao fa faharesendahatrao hankato na tsia ny sitrapon Andriamanitra. Noho izany tsy tokony atao motif entina hitsarana na hanenjehana fiangonana ny zava nisy teo aminao fa anao sy Jesosy izany. Fa aza atao hoe mba mpandray sady choral aho nefa mbola nanao ny fanaon izao tntolo izao, safidinao ny te hanao le zavatra fa tsy ny pastera ny sampana no nanery anao. Raha tena olona nifoha ka tena nandray ny Tompo izany tsy mitsara na manaratsy ny hafa toy izany. Hoy Jesosy t@ mpianany iray izay fantatrao tsara, " raha tiako hitoetra izy , ahoanao inona izany , fa ianao manaraha ahy". Enjehina koa ny fiangonana fa hoe resabola hanamboarana trano fiangonana, inona moa ny maha ota izany? Naninona ianao no nanao an io hangara hampianaranao isan alahady io fa tsy natao tafo lanitra teny ankalamanjana? dikany : ilaina zany ny toerana tsara sady mendrika hivoriana hiderana sy hianarana ny fiainana sy fanarahana ani jesosy.
Misy sahy mijoro vavolombelona hoe nasoriny Tompo t@ fombafomba mpivavavahana nefa mitsara ho any hafa ny Tena fotokevitra Amiko de na inona na inona ny fiangonana na aiza na aiza Refa hoe kristinanina dia mpanaradia an Kristy daholo Fa NY fotoana andraisana NY Jesosy ho Tompo mpamonjy NY fiainana ts mitovy Fa rehefa tafiditra ao ampo io na inona na inona fy fiangonana misy an'i kristinanina de mino aho fa voavonjy Ary na izy na izy ny tranon 'i fiangonana de ts maintsy misy resabola io fa tsy ifanerena io fa sitrapo
za tsy manda ny resakao fa manao remarque kely, sarotra ry namana zany miala amin'ny maro zany a, fa azonao atao mihitsy ny miaraka amin'ny maro ka mamadika ireo olona maro ireo hiaraka aminao, fa za aloha tsy d'accord an'izany oe miala amin'ny maro izany e, ary za mbola milaza oe tsy voatery ho tsy maintsy hiram-pivavahana koa no tsy maintsy atao satria ny fiarahamonina koa ane tsy maintsy beazina e, ny tiako tenenina zany de oe tsara ny mihira ara-pilazantsara fa tsy oe tsy mihira afa tsy hira ara-pilazantsara, mila beazina fiarahamonina tompoko raha tsy izany very tanteraka ny taranakao sy namanao ary manodidina anao, misaotra tompoko
Ny zavatra eto @ izao tontolo izao dia ny filan'ny maso sy ny filan'ny nofo ary ny rehaka momba izao fiainana izao dia tsy avy @ RAY fa avy @ izao tontolo izao ihany 1Jaona 2:15
Tsy otrany fijerintsika olombelona ny fijerin'Andriamanitra, ary izy tsy mivadika am teny nomeny zany, refa miteny izy hoe tsy an'azy izao tontolo izao de tsy anazy izy zay fa tsy misy sadasada, fa arakaraka antsika olombelona io mifidy ny lalana tiana ombana, raha zavatra mampiahiahy aleo ajanona mitsy mba tsy hahavery. Hira matetika ampiasain'ny satana mba ho tratrana égarement ny zanak' Andriamanitra, maro ny hira natao ho hira évagelique nefa raha hainoina tsara sy dinihina le izy de feno resaka idôlatre sy ny hampetipety ny fiainana eto antany. Fanahy Masina mampafantatra atsika ny tsara sy ny ratsy fa isika no libre misafidy ny lalana tokony ombana. An' Andriamanitra rery ny voninahitra!
Ra naverina natao batisa ianao dia mamono an'i Jesosy indray,manombo azy indray amin'ny hazo fijaliana. Mitandrema fa maro ny mpaminany sandoka @ andro farany. Ra manohitra ny fiangonana ianao dia tadidio vohaloahany fa manohitra an'i Jesosy ianao satria azy ny fiangonana ary izy ny lohan'ny fiangonana ary izy no nanorina ny fiangonana ary eo amin'ny no hahorina ny fiangonana.
Tojo andrianarijaona za tompoko de naverina natao batisa ary de ady mafy natrehako ny hoe hiroso @ batisa sa tsia. Nohon’ny halehiben’ny voninahitr’Andriamanitra dia tanteraka ny sitrapony: vita ny batisa faha2. Ny soratra masina tompoko tsy manameloka mihintsy ny fanaovana batisa fan2 fa resaka religion no tsy manaiky an’izay. Rehefa ny soratra masina tsy manameloka dia Andriamanitra tsy manameloka ka iza indray no hanameloka ny olomboafidin’Andriamanitra izay efa nohamariny? Tena mitovy mihintsy ny cas nay sy Ranadahy ary an Andriamanitra irery ihany ny dera sy laza
@@andoniainamialhe313 manasa antsika mba tena andinika marina sy mijery ny tena dikany batisa ao amin'ny Baiboly fa tsy miankina amin'ny fampianaran'ny hafa sady miankina amin'ny Fanahy masina. Fiadananan'i Jesosy hoan' tsika
Alléluia, tena izany ka fahamarinana araka ny tenin'Andriamanitra, amen! Zarao ny fahamarinana ho fahazavana AMEN!
Arahaba.....feno tanteraka izay nolazainao. Mahereza be fa Izy no niantso
Tena isaorako ilay Andriamanitra nahary ny tany sy ny Lanitra nanolotra anao nanambara ny tena fahamarinana amin'ny fiarahana amin''Andriamanitra.
Anisan'ireo izay nampiasain'ny Tompo ianao hahalalako ny tena Fahamarinana raha nangetaheta izany fatratra aho. Ankehitriny nomeny betsaka aho dia mizara maimaimpoana amin'ny manodidina ahy koa. Tsy mijanona anaty rindrina efatra intsony no mizaka ny fanenjehana fa Jesosy efa nanafy hery sy nampitao. Mivavaka mba ho betsaka no voakasika fa tsy hanamafy ny fony. Manaiky fa efa maty, tsy ny sitrapoko intsony no ataoko fa ny sitrapon'Ilay Tompoko. Nifidy ity vilany tany ity Jesosy hanehoana ny voninahiny. Mahereza Tantely!
mahery jesosy ka!isika d ftovana fotsiny fa iz no mteny s mapiasa antsika!tena tsara izy ary hoazy irery ihany n voninahitra!amen
Deraina Jesosy Amena
Mankasitraka zoky Tantely an! HOMBA ANAO ATRANY JESOSY Tompon'ny fahamarinana
Mahereza @ asan'ny Tompo.
Jfm
C
Jfm
C
mitady ity vondrombavaka ity fatratra aho ary tena te hihaona aminao rahalahy tantely satria tsapako loatra ny fahamarinana ijoroanao fa tsy mandeha ilay findaynao rehefa alahady
Fiadanana! Afaka averinao antsoina rehefa afaka ianao fa efa mandeha izy io ka
Amen
Mankasitraka tpk
Mankasitraka Tenin ANDRIAMANITRA zay zarainao ihany koa hombanao Tompo VONINAHITRA JESOSY irery ihany
Io zany tsy ny anarapiangonana na ny maha zandriny na zokiny ny fiangonana no mahatonga anao tena mandray an i jesosy eo @ fiainanao fa faharesendahatrao hankato na tsia ny sitrapon Andriamanitra. Noho izany tsy tokony atao motif entina hitsarana na hanenjehana fiangonana ny zava nisy teo aminao fa anao sy Jesosy izany. Fa aza atao hoe mba mpandray sady choral aho nefa mbola nanao ny fanaon izao tntolo izao, safidinao ny te hanao le zavatra fa tsy ny pastera ny sampana no nanery anao. Raha tena olona nifoha ka tena nandray ny Tompo izany tsy mitsara na manaratsy ny hafa toy izany. Hoy Jesosy t@ mpianany iray izay fantatrao tsara, " raha tiako hitoetra izy , ahoanao inona izany , fa ianao manaraha ahy". Enjehina koa ny fiangonana fa hoe resabola hanamboarana trano fiangonana, inona moa ny maha ota izany? Naninona ianao no nanao an io hangara hampianaranao isan alahady io fa tsy natao tafo lanitra teny ankalamanjana? dikany : ilaina zany ny toerana tsara sady mendrika hivoriana hiderana sy hianarana ny fiainana sy fanarahana ani jesosy.
Miombokevitra aminao aho
Misy sahy mijoro vavolombelona hoe nasoriny Tompo t@ fombafomba mpivavavahana nefa mitsara ho any hafa ny Tena fotokevitra
Amiko de na inona na inona ny fiangonana na aiza na aiza
Refa hoe kristinanina dia mpanaradia an Kristy daholo
Fa NY fotoana andraisana NY Jesosy ho Tompo mpamonjy NY fiainana ts mitovy
Fa rehefa tafiditra ao ampo io na inona na inona fy fiangonana misy an'i
kristinanina de mino aho fa voavonjy
Ary na izy na izy ny tranon 'i fiangonana de ts maintsy misy resabola io fa tsy ifanerena io fa sitrapo
tena mahafinaritra ary mamelombelona ny maheno n fitoruana,ho an Tompo irery ihany ny voninahitra
Marina izany, mankasitraka, na dia efa tsy eto intsony aza, mbola mandray zavatra
Misaotra an' i Jesosy nanafaka anao ary ny fijoronao vavolombelona famonjena ny hafa .
tsara lay fijoroana vavolombelona, fa tsy tokony atao kosa ny manaratsy fiangonana oatrany niresaka inao teo hoe :" LITORJIA, MITSANGANA DIA MIPETRAKA sns, ..." azonao atao fotsiny no manajoro ny fotopapianarana misy anao fa tsy tokony anaratsy ny hafa. Misaotra tompoko
Tsara foana ny fijoroana vavolombelona fa tsy tsara kosa ny fanenjehana fiangonana, tahin'ny Tompo daholo
za tsy manda ny resakao fa manao remarque kely, sarotra ry namana zany miala amin'ny maro zany a, fa azonao atao mihitsy ny miaraka amin'ny maro ka mamadika ireo olona maro ireo hiaraka aminao, fa za aloha tsy d'accord an'izany oe miala amin'ny maro izany e, ary za mbola milaza oe tsy voatery ho tsy maintsy hiram-pivavahana koa no tsy maintsy atao satria ny fiarahamonina koa ane tsy maintsy beazina e, ny tiako tenenina zany de oe tsara ny mihira ara-pilazantsara fa tsy oe tsy mihira afa tsy hira ara-pilazantsara, mila beazina fiarahamonina tompoko raha tsy izany very tanteraka ny taranakao sy namanao ary manodidina anao, misaotra tompoko
Miarahaba :
Somary MBA manisy commentaire Kely Aho izarako izay nomena ahy , misy point vitsivitsy MBA tiako anomezana avis (izany hoe Ra azoko atao n'y milaza azy : anintsiana Zavatra vitsivitsy momba n'y resaka i zokibe Ra azo raisina izany satria misy contradictions Ilay Zavatra vombara anatin Ilay vidéo araka n'y fijerin n'y masompanahiko :
1- n'y olona miaina n'y famonjena nentin i Jesosy Dia tsy viagejan n'y fombafombamoivavahana intsony, noho izany amiko n'a rano kely, n'a firobohona tanteraka anaty rano Dia batemy, n'a batisa avonoa izany (Joany : batemy Amin n'y rano, Jesosy : batemy Amin n'y Fanahy), simbole fotsiny n'y rano atete fa tsy oe izay tsy mirobolant tanteraka Dia tsy manankery n'y batisa natao azy (Mbola interprétation Amin n'y fomba taloha araka n'y testamentaire taloha izany fa tsy araka n'y testamenta vaovao)
2- tsy afaka ifangaro Amin n'y olona izao tontolo izao n'y olona tena kristianina hoy ianao, néfa averiko ihany fa "n'y jiro Dia tsy atao ambany fa Amin n'y toerana ambony vata famarana MBA hanazava ny aizina", fa aza adino fa n'y kristianina tena feno (nandalina baiboly, Ary nandray n'y Tompo avy Amin n'y alalan n'y fampiarana n'y fampianarana marina vokatry n'y Fanahy Masina Dia manana "mission" hanazava izao tontolo izao (Andriamanitra nametraka n'y zanak olombelona ai anatin izao tontolo izao, fa tsy ivelan izao tontolo izao), izany hoe n'y olona misitaka, n'a manilitena tsy hifandray amin izao tontolo izao (amiko) Dia miala n'y adidy lehibe andrasana aminy : n'y ampiely n'y famonjena. Natao ho eo Amin izao tontolo izao n'y olombelona fa kosa tsy ho andevozin n'y filan n'a fomba fanaon izao tontolo izao. N'y talenta (arts, ... Anatin izany n'y tononkalo, hira, Sakafo ... )Dia fanomezampasoavana avy Amin Andriamanitra, tsy n'y mihira n'y hira variété no ratsy, n'a fisotroana 1 verre de bière, fa n'y fanandevozana.
Somary vao maika flou Ilay fahamarinana Ra mitanisa versets bibliques néfa mijanona Amin n'y interprétation ara bakiteny fotsiny (marihiko fa fianarana araka n'y étude biblique narahiko nandritra n'y 2 taona no fomba fijery zaraina)
(Tsetsatsetra tsy haritra kely n'y ahy fa Ra eritreretinao tsy mifanaraka Amin n'y inoan izay mamaky azy, inoano fa mety anazava n'y mpamaky hafa.
(An Andriamanitra irery n'y voninahitra)
Ny zavatra eto @ izao tontolo izao dia ny filan'ny maso sy ny filan'ny nofo ary ny rehaka momba izao fiainana izao dia tsy avy @ RAY fa avy @ izao tontolo izao ihany 1Jaona 2:15
Tsy otrany fijerintsika olombelona ny fijerin'Andriamanitra, ary izy tsy mivadika am teny nomeny zany, refa miteny izy hoe tsy an'azy izao tontolo izao de tsy anazy izy zay fa tsy misy sadasada, fa arakaraka antsika olombelona io mifidy ny lalana tiana ombana, raha zavatra mampiahiahy aleo ajanona mitsy mba tsy hahavery.
Hira matetika ampiasain'ny satana mba ho tratrana égarement ny zanak' Andriamanitra, maro ny hira natao ho hira évagelique nefa raha hainoina tsara sy dinihina le izy de feno resaka idôlatre sy ny hampetipety ny fiainana eto antany. Fanahy Masina mampafantatra atsika ny tsara sy ny ratsy fa isika no libre misafidy ny lalana tokony ombana.
An' Andriamanitra rery ny voninahitra!
deraina ny TOMPO misaotra an ny se
Ra naverina natao batisa ianao dia mamono an'i Jesosy indray,manombo azy indray amin'ny hazo fijaliana.
Mitandrema fa maro ny mpaminany sandoka @ andro farany.
Ra manohitra ny fiangonana ianao dia tadidio vohaloahany fa manohitra an'i Jesosy ianao satria azy ny fiangonana ary izy ny lohan'ny fiangonana ary izy no nanorina ny fiangonana ary eo amin'ny no hahorina ny fiangonana.
Tojo andrianarijaona za tompoko de naverina natao batisa ary de ady mafy natrehako ny hoe hiroso @ batisa sa tsia. Nohon’ny halehiben’ny voninahitr’Andriamanitra dia tanteraka ny sitrapony: vita ny batisa faha2. Ny soratra masina tompoko tsy manameloka mihintsy ny fanaovana batisa fan2 fa resaka religion no tsy manaiky an’izay. Rehefa ny soratra masina tsy manameloka dia Andriamanitra tsy manameloka ka iza indray no hanameloka ny olomboafidin’Andriamanitra izay efa nohamariny? Tena mitovy mihintsy ny cas nay sy Ranadahy ary an Andriamanitra irery ihany ny dera sy laza
Aiza ao @ Soratra Masina no misy an'izany hoe raha manao batisa in-2 de mamono an'i Jesosy?
Ohatrany tsy maita za Tojo a!
Diso be zany....anga ra mihira anizao tontolo izao ts masina sy ts miaina rak n fanahy......
Izaho sy ianao izay manana an'i Jesosy ao am-po sy nibebaka marina ary nateraka indray no atao hoe fiangonana ary i Jesosy no lohan'ny fiangonana :
Hebreo 3:6
1korintiana 6:19
1korintiana 3:16-17
Efesiana 2:21
1 Petera 2:5
@@andoniainamialhe313 manasa antsika mba tena andinika marina sy mijery ny tena dikany batisa ao amin'ny Baiboly fa tsy miankina amin'ny fampianaran'ny hafa sady miankina amin'ny Fanahy masina.
Fiadananan'i Jesosy hoan' tsika