Miomàna 296 : Ny fahendrena (2) 21 11 2021

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ต.ค. 2024
  • 21 Nov 2021

ความคิดเห็น • 9

  • @promobile1819
    @promobile1819 2 ปีที่แล้ว

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany amen🙏.
    Avy aty Beyrouth Liban 🇱🇧 🇲🇬 manaraka mandrakariva ny toriteny sy fampaherezana.
    Mankasitraka zoky Tantely Ratsimba, mitomboa fahasoavana hatrany🙌🙏.

  • @rasoalivelonjatonjatonotef6215
    @rasoalivelonjatonjatonotef6215 2 ปีที่แล้ว +2

    Amen voninahitra hoany jesosy mankasitraka pst tantely satry de satry tokoa mba hanatrika ts le @12dec iany fa na ny alahady na ny asabotsy any tanora fanirina no mba hiaino ny fampianarana mivantana nefa mo ny fitadiavana mazaka maniraka ka de miombombavaka mangingina sy mivavaka hoanareo mba Samy ho voatahiry ny tsirairay @halalan you tube izahay no manaraka ny fampianarana de Samy ho tahiny jesosy dhl isika rhtr mehereza dhl iany fa arakaraka ny hirosona no voamaika be ny ady sy ny fitsapana nefa aoka isika hatoky azy

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 2 ปีที่แล้ว

    VONINAHITRA HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY. Mankasitraka indrindra Tantely na dia efa nialohanay aza hianao. AMEN

  • @andrianjafynirina6283
    @andrianjafynirina6283 ปีที่แล้ว

    Slalom aiza ny toerana ahitana ny fivorimbavaka azafady ?

  • @harylidon4098
    @harylidon4098 2 ปีที่แล้ว

    Amen ! Voninahitra ho an’i Jesosy ! Misaotra indrindra Pasteur Tantely amin’ny fizarana ny’Tenin'Andriamanitra . Ampitomboy ny Finoanay Jesosy , Arovy amin’ny fakam-panahy ratsy ny zanakao Jesosy . Fenoy ny Fanahy Masina Tompo , ka handeha am’ Tahotra Anao isan’andro Andrimanitra . Amen ! Homba anao sy ny ankohonanao anie Jesosy Tompo . Amen ! Shalom !

  • @raharimalalaescarida5393
    @raharimalalaescarida5393 2 ปีที่แล้ว

    Hoany jesosy irery iany voninatra aleloa amen misoatra @ fampaherezana amen

  • @londonluxeszanakaandroylux6614
    @londonluxeszanakaandroylux6614 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra tompo 🙏🙏

  • @esteramariana282
    @esteramariana282 2 ปีที่แล้ว

    Amen 🙏

  • @esthe-elah8963
    @esthe-elah8963 11 หลายเดือนก่อน

    Amen be ! 🫶🙏🕊