Miomàna 298 : Aoka izy hitandrina fandrao lavo 05 12 2021

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ต.ค. 2024
  • 05 déc 2021

ความคิดเห็น • 63

  • @nellyjudi5251
    @nellyjudi5251 2 ปีที่แล้ว

    Ndriiii 😭😭😭😭 malahelo be ny fo ity toriteny hitako farany. Voaray ny hafatrao. Mcisaotra Tompo @ zavatra rehetra, t@ ireo teny fahamarinanao nampitondrainao an i Pasteur Tantely Ratsimba ,efa tena sambatra ianao any izay, efa nahavita ny hazakazakao, na de tampoka be aza nandehananao .kristy tokoa no atony ivelomana ary ny fahafatesana no azahoana tombony. Tena marina,efa nahavita ny ady tsara ianao. Makahery ny vady amanjanany sy ny mpiaramiasa aminy rehetra.Jesosy kristy anie homba nareo rehetra mandrakariva.

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa6557 2 ปีที่แล้ว +1

    Veloma zoky malala tena tsy fohy fa an Andriamanitra ianao, Izy no afaka manao zay ataony, Misaotra anao ame vitanao rehetra @ fitoriana Pasteur Tantely,
    Voninahitra anie ho an Andriamanitra irery ihany Amen

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 2 ปีที่แล้ว +3

    Deraina mandrakariva TOMPO dia ho AZY IRERY IHANY VONINAHITRA . Dia mankasitraka anao nitondra Teny fampianarana pasteur Tantely . AMEN

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 2 ปีที่แล้ว +8

    Ndrrin ! Veloma Tantely. À très bientôt aux noces de l’Agneau .

  • @lampsaltlight
    @lampsaltlight 2 ปีที่แล้ว +5

    Veloma Pasteur Tantely. Tena mamy tokoa no navelanao satria Teny Fiainana no nozarainao taminay. Mpanompo nahatoky tokoa ianao. Malahelo sy mangoraka ny fo maheno ny fahalasanao, fa misy fifaliana mahatsiaro fa eo an-tratran’ ilay Tompotsika ianao ankehitriny. Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo anie hanome fiononam-po sy fiadanana izay tsy takatry ny sain’olombelona ho an’ireo rehetra izay navelanao.

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 2 ปีที่แล้ว +6

    Fa de naninona loatra re ry Tompo 😭😭😭😭😭😭😭 olo-tsamabatra ianao Pasteur , ho raisinay ampo anie ny soa zarainao hoanay fa tsy ho raraka antany izany🙏🙏🙏 RIP.

  • @rasoalivelonjatonjatonotef6215
    @rasoalivelonjatonjatonotef6215 2 ปีที่แล้ว +2

    Amen deraina ny tompo mankasitraka pst tantely ny fanirina Raha mba afaka manao en direct le @12 Dec pastera de mba manaraka @en direct izahay aty avelany

  • @zandriniparani
    @zandriniparani 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra Pasitera taminy fampianarana zay nentinao, nanokatra ny masom-panahy taminy fahazarana sy fombafombam-pivavahana.
    Mpanompo tsara ianao ary nahavita ny hazakazakao.
    Manako ao an-tsofinay lalandava ilay hafatrao hoe :Miomàna hiaona amin'Ilay Andriamanitrao.
    Sambatra ianao fa nitazona ny finoana hatraminy farany.
    Anjaranay ny manohy izany amin'izao sisa izao.
    Mirary fiononana feno ho any vady aman-janany.
    Misaotra Ray noho ny nanomezanao azy hizara ny fampianarana tsy misy kilema nandritra izay fotoana izay.

  • @succes2813
    @succes2813 2 ปีที่แล้ว +3

    Any an-danitra isika mihaino. Tampoka marina ny fialana ety an-tany mila miomana foana

  • @soavafinaritrarabarison6359
    @soavafinaritrarabarison6359 2 ปีที่แล้ว +5

    Misaotra JESOSY, misaotra fa tena nandray ary nanokatra ny masom-panahiko Ianao t@ alalan'ny mpanomponao. Ankehitriny dia efa eo am-pelatananAO ny Fanahiny. Mahereza indrindra ianareo vady aman-janany sy ny fianakaviana ary ny mpanaraka ny Mihomana rehetra.

  • @christelleerina4408
    @christelleerina4408 2 ปีที่แล้ว +2

    Mandria ampiadanana pastera. Tadidiko ary tsy mety miala an-tsaiko lay fampianaranao miteny hoe, mihavana @ Andriamanitra dieny mbola fotoana, réglé eo izay zavatra mbola tsy mety eo @ fiainanao mba hifankahita isika mianakavy indray andro any any an- danitra ka andeha @ gorodona volamena isika mianakavy.
    Mino sy matoky aho fa efa akaikiny Ray lay b fitiavana ianao ry zokinay. Mampahery ary mitanondrika tanteraka miaraka aminareo fianakaviany izahay.
    Un ange est parti, mais celui ci ne meurt jamais . Ao am-ponay mandrakariva enao pastera, zoky ary ray aman-dreninay ara-panahy 😭😭😭😭

  • @rasoalivelonjatonjatonotef6215
    @rasoalivelonjatonjatonotef6215 2 ปีที่แล้ว +2

    Mandriampiadanana pastera tantely a ontsa ny foko 😭😭 tsy mety mino ny saiko olona Tena farany zay maditra aho fa ny fampianaranao no nakasika ahy ary ankehitriny matsiaro afaka aho nanantena fa raha hody any tanindrazana de hanatrika ny fampianaranao mivantana indrisy lasa enao efa sambatra enao zay vita ny hazakazao ato ampoko no hireketako ny teninao tompo mba tsy hanotako @nao tsy adinoko mandrakizay iany ko ty mpanompo nao nanao ny ainy tsy ho zavatra hamonjena anay mankasitraka pastera tantely tafita soa aty @nay ny hafatra izay nampintondraina anao mirary fiononana hoany fianakavina rehetra mampahery ny vady amanjanany

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 2 ปีที่แล้ว +5

    Tu as achevé ta course, tu attends la résurrection dans la Gloire et le SHALOM de Christ YESHOUA. Nous rendons grâce à Christ YESHOUA pour toutes ces années de la VÉRITÉ que tu as prêchée. Que le Seigneur apporte tout le réconfort à ta femme et à tes enfants .
    MARANATHA !

  • @rasatasonmialy5728
    @rasatasonmialy5728 2 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra @ fampianarana Pasteur. Indrisy fa lasa nandao anay sahady ianao; tohana ny fo 💔😥fa atao ahoana fa zay no efa anjara sy lahatra avy any ambony, sambatra ny maty ao @ Tompo, efa nahavita ny hazakazaka enao t@ asa fanompoana; mandria ampiadanana Pr

  • @fafahrakoto464
    @fafahrakoto464 2 ปีที่แล้ว +3

    Driii veloma Pasteur 😭😭😭 . Mandram piadanana 🙏🙏🙏 .
    Eny voaray soamantsara daholo ireo fampianaranao teto .
    Mirary fampaherezana feno ho anareo rehetra ankohonany mahereza indrindra Tompoko 🙏🙏🙏

  • @jacquisrajaonson9985
    @jacquisrajaonson9985 2 ปีที่แล้ว +1

    Efa olontsambatra izy
    Nahavita ny hazakazaka nanirahana azy

  • @mirira5021
    @mirira5021 2 ปีที่แล้ว +3

    Ray oooh Andriamanitra Hendry Ianao Tompo o matoky n'y fitondranao izahay. Fantatrao n'y mahasoa Dia Mino izahay fa Ianao no mahavoky soa n'y vady amanjanany

  • @rakotonanaharysavolafelama5927
    @rakotonanaharysavolafelama5927 2 ปีที่แล้ว +3

    mandria am-piadanana Pasteur misaotra anao tamin'ny fampianarana tsy misy kilema, milaza ny fahamarinana, mitarika hoamin'ny fibebahana, ontsa loatra ny fo tena malaelo fa manaiky satria izay no lahatra, Andriamanitra manan-karem-pahasoavana hampahery ny ankohonanao sy ny fianakavianao, ary manantena fa mbola hitohy foana ny asa fitoriana.

  • @hazonnyfahamarinana2956
    @hazonnyfahamarinana2956 2 ปีที่แล้ว +3

    Mbola tsy mety mino aho e😭😭😭
    Isaorana ny Tompo Jesosy tamin' hafatra rehetra, averinay tsakotsakoina sy ampiharinay.
    Misaotra Jesosy tamin' ny mpanomponao Ary ampaherezao ny ondry rehetra

  • @nicolescotto2963
    @nicolescotto2963 2 ปีที่แล้ว +1

    Veloma mpanompon'Andriamanitra n'y tondra n'y fahazavan' Jesosy

  • @SaraSara-wb6fv
    @SaraSara-wb6fv 2 ปีที่แล้ว

    Amen! Mankasitrak indrindra pasteur 🙏

  • @chantaljacquot9367
    @chantaljacquot9367 2 ปีที่แล้ว +1

    Ndryyy tohina tanteraka ny fo kanefa manaiky hiany koa ny fitatan’Andriamanitra , tsy mety mino , tena olo marina hianao 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭

  • @yvontheodoretsaradimby7874
    @yvontheodoretsaradimby7874 2 ปีที่แล้ว +1

    oooo!!!!
    tsy mampino aminy Maha olombelona dia mafy fa Andriamanitra manana ny fotoany Misaotra aminy fampianarana rehetra izay nataony
    mandriapiadanana Pasteur
    afaliana ny any andanitra fa nahazo olona Masina

  • @francoispierre9306
    @francoispierre9306 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsy ho adinoinay ny soa vitanao Pasitera! Merci bcp!

  • @ramarokotozia787
    @ramarokotozia787 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra pasitera ny aminreo tenin'Andriamanitra nozarainao atramzay fa napiova zavatra taminy fiainanay zany.. malahelo zahay fa lasa enao fa Zay ny lahatra d maiky tsika.

  • @lalainatienhandriamampiono3787
    @lalainatienhandriamampiono3787 2 ปีที่แล้ว +1

    Mandram-pihaona zoky Tantely. Jesosy Kristy anie hiahy ny vady aman-janakao. Misaotra an'ny Tompo T@ asa rehetra nampanoaviny azy. Nitarihany fanahy maro be ho ao @ Jesosy. Mahereza daholo isika ry havana.

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 2 ปีที่แล้ว +1

    Repose en paix Tantely ! Mankasitraka toriteny mamy navelanao ho anay . Dia manantena fa mbola hihaona isika any aoriana any . AMEN

  • @volatianaharisoa1840
    @volatianaharisoa1840 2 ปีที่แล้ว

    Fiadanan Tompo daholo ooh mba mangataka ilay fitoriana nataony Pasteur taminy le 12 Décembre ooh mankasitraka indrindra aty lavitra mantsy 🙏

  • @FatomaAllya
    @FatomaAllya 3 หลายเดือนก่อน

    Amen. Ianao no maty fa ny afatra maro izay navelanao tsy maty veli2. 😢

  • @angelinerasolofo4822
    @angelinerasolofo4822 3 หลายเดือนก่อน

    Marina loatra ireo fampianarana noraisina nandritry ny fotoana nizaranao .
    Mino aho fa efa eo akaikin'i Jesosy ianao.

  • @ydhdbxvx8731
    @ydhdbxvx8731 2 ปีที่แล้ว +1

    lasa zoky be isaorana ny Tompo nanome azy antsika e samia mahery samia mizara ho an ny hafa zay azo taminy mba ho an ny hafa

  • @rijaandriambolisoa3895
    @rijaandriambolisoa3895 2 ปีที่แล้ว

    Tena mino aho fa olomasina I tantely ratsimba ka nahavita n'y hiraka nampanaoviny tompo azy

  • @ericahchinie9023
    @ericahchinie9023 2 ปีที่แล้ว

    Mandria ampiadanana e😭😭😭

  • @fevrika1005
    @fevrika1005 2 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsy haiko izay lazaiko mafy loatre amiko maheno izao hoe maty anao pasteur. 😥😥😥 Mirary fiononana feno ho any fianankaviana rehetra. Mandria ampiadanana zoky be tsy fonay. Miandry ny fihavian'i Jesosy Tompontsika. De @ izay isika rehetra hifaly any an-danitra. Tsy avelako ho raraka antany ireo toriteny nentinao nitahomana anay hibebaka sy nananaranao anay t@ alalan'i tenin'Andriamanitra. 😥😥😥😭😭😭🙏🙏🙏🙏

  • @leroyvalery376
    @leroyvalery376 2 ปีที่แล้ว +1

    Mandrapihaona pasteur. Misaotra nampianatra ny reny fampianarana tsy misy kilema reny

  • @masiniainaniela
    @masiniainaniela 2 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Pasteur t@ fampianarana rehetra , mankasitraka fa nampahery sy nampianatra ahy zavatra bdb ny fampianarana , malaelo dia malaelo toko @ fahalasanao 😭😭😭, Isaorana ny Tompo t@ nampindraminy anao , mahereza daholo

  • @promobile1819
    @promobile1819 2 ปีที่แล้ว +1

    Andriamanitra izay tokoa ve no fotoana nomenao nanananay an'i zoky Tantely😭💔, tsy ho adinonanay mandrakizay ianao zoky malala, matoky sy mino aho efa miadana tsara ao amin'i Tompo ianao.

  • @raharisoaeddyla6240
    @raharisoaeddyla6240 2 ปีที่แล้ว +1

    Fa ovina izy no maty
    Narary ve sa ahoana Tompoko
    Ts fantako enao Tantely fa
    Anisany mba nananako finoana bebe kokoa ny fampianaranao
    NY Tompo anie itsena anao
    Mankahery hoany fianakaviana
    Fa Tena mangoraka ny foko😭

  • @sorlineeuphrasieduconge4295
    @sorlineeuphrasieduconge4295 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra eee 😭😭

  • @elmondmaury7664
    @elmondmaury7664 2 ปีที่แล้ว +1

    Amen Amen Amen 🙏 🙏 🙏

  • @pouminaaycham.kambana4208
    @pouminaaycham.kambana4208 2 ปีที่แล้ว

    Mandra-pihaona vetivety zoky be Tantely , eny aminy rahon'ny lanitra isika mihaona . Nanantena mbola hahita maso anao rehefa mody any Madagascar nefa indrisyyyy 😭😭😭😭

  • @MiainaSee
    @MiainaSee 2 ปีที่แล้ว +1

    Deraina foana Jesosy satria tena misy ny fitoerana masina nomaniny ho antsika. Misaotra ny Pasitera Tantely R sy ny ekipa Miomana namonjy fanahy aman'aliny. Mandria ampiadanana Pasitera

    • @patriciaraharimalalarahari8029
      @patriciaraharimalalarahari8029 2 ปีที่แล้ว

      Mirary fihononana feno ho an'n fianakaviana manontolo tompoko
      Mihomana hihaona amin'Andriamanitrao
      Vitanao toko ny hazakazaka Pst Tantely Ratsimba
      Mandria ampiadanana Pst Tantely Ratsimba

  • @pouminaaycham.kambana4208
    @pouminaaycham.kambana4208 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra JESOSY ooo ny aminy nampindramanao anay an'i Tantely fa tena nahalalanay ANAO ny fivahiniany teto . Maran ata

  • @linasamuel09
    @linasamuel09 2 ปีที่แล้ว

    Ndriii 😢 malahelo fa atao ahoana e ?? efa sambatra ianao pasteur 🕊🕊 ny voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery iany ❤ amen amen amen❤❤❤

  • @olirandriamanantsoa1072
    @olirandriamanantsoa1072 2 ปีที่แล้ว

    Isaorana Andriamanitra sy Jesosy ary ny Fanahy Masina noho ny fotoana sarobidy loatra nanomezany ani Zoky Tantely ho antsika, nitoriany tamintsika ny Filazantsara Marina, namolavolany antsika ho amin ny fahatahorana an Andriamanitra, ny fialana amin ny fahotana sy ny hananantsika toe pahamasinana tsy mitsahatra hiandrasana ny fihavian i Jesosy eny amin ny rahon ny lanitra.
    Misaotra Zoky Liana nikarakara azy, mirary ny Fiononana feno ho anareo mianakavikely. Jesosy hameno ny banga. Izy hanome hery anao indray ho fanohizana ny asa fitoriana. Rahavavy Oli mianakavy Ankadindramamy

  • @floraratoi1120
    @floraratoi1120 2 ปีที่แล้ว

    Tena misotra t@ fampianarana izay natao tsiafaka ato ampony tsara rehetra nataonao mandray piadanana 😭😭😭😭

  • @maloukassamaly2525
    @maloukassamaly2525 2 ปีที่แล้ว

    RIP. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana indrindra fa ny vady aman-janany.Tompo o,homba azy ireo mandrakariva Ianao Amen.

  • @floraratoi1120
    @floraratoi1120 2 ปีที่แล้ว

    Azafady tena maty pasteur tantely zahay aty ivelany taita be nahita vaovao tato fb

  • @anyanie7796
    @anyanie7796 2 ปีที่แล้ว

    Aiza koa zahay hiheno fapianarana pastera😭😭😭

  • @miorarazanamanana392
    @miorarazanamanana392 2 ปีที่แล้ว

    Isaorana ny tompo nanome anay anao nadritra izay fotoana izay, izay ve no lahatra sa ve we ahoana

  • @harylidon4098
    @harylidon4098 2 ปีที่แล้ว

    Amen ! Mankasitraka Pasteur amin’ny fizarana ny Tenin'Andriamanitra , Homba anao sy ny ankohonanao anie Jesosy Tompo ary ny mpiara-miasa rehetra amin’izao asa Fitoriana izao . Mitondra vavaka ho anareo amin’ny Fitoriana le 12 dec. Tazony mandrakariva ao Aminao izahay Jesosy , Arovy ny amin’izao tontolo izao izahay Zanakao Jesosy . Amen ! Maranatha !

  • @raharimalalaescarida5393
    @raharimalalaescarida5393 2 ปีที่แล้ว

    Amen deraina jesosy misoatra betsaka tahiny jesosy

  • @marielouise6272
    @marielouise6272 2 ปีที่แล้ว

    Tsy mampino lasa ianao pasteur

  • @lalainanomenaravelosaona189
    @lalainanomenaravelosaona189 2 ปีที่แล้ว

    Ankina tanteraka. Tena hoe tsy nanam-po. Tsy mifandray akaiky fa anisan'ny voakasika tokoa tamin'ny anatrao rehetra. Sambatra ianao izao. Miandry an'i Jesosy sisa dia mifoha amin'ny fiainam-boninahitra. Misaotra anao pasteur. ❤️

    • @priscahla5812
      @priscahla5812 2 ปีที่แล้ว +2

      Ndriiiii, manaraka ny fitorianao matetika eto aho fa aty an-tany lavitra, misaotra indrindra Pasteur tamin ny fampaherezanao, misaotra ny Tompo ny nampindramany anay anao nampahery. Mankahery ao @ Tompo ny fianakaviany.

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra mankasitraka tompoko

  • @pouminaaycham.kambana4208
    @pouminaaycham.kambana4208 2 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 2 ปีที่แล้ว

    Mandea mivantana ve izy io.mba te hihaino zahay na hijery...azo hatao ve zany ,????misaotra anao Pasteur nitondra ny teniny Tompo hoans

    • @lyanamavokely8887
      @lyanamavokely8887 2 ปีที่แล้ว

      Fa hampiova ny fonay manokatra ny fanahinay , hiverina hikatsaka ny fiainana Kristy....
      Zao lony eee.tena sarotra be lay fiainanana.dtidra lay toetra nadinidinika

    • @elodiepetit268
      @elodiepetit268 2 ปีที่แล้ว

      Tena misaotra betsak indrindra ATra nanomezanao pasteur Tantely nampianatra teny Tsy nisy kilema nahatonga ahy nahalala bebekokoa teninao , Mirary fiononana hoan'i fianakavina rehetra indrindra vady amanjanan'i ny tompo no ampahery fa Izy EFA samba vita ny mission n'i fa tsy misy hovery raraka tokoa ny tenin'Atra notoriany fampianara izay nataon'i hoe mihomana hihaona@ Atrao Tena Izany tokoa Tsy fatatra ny fotoana sy ny ora mahereza Daholo fa Tsy fatantsika tokoa programme Atra 😭😭😭😭

    • @lyanamavokely8887
      @lyanamavokely8887 2 ปีที่แล้ว

      Hay ve ka lasa zoky Pasteur.tena ohtra tsy mino .lasa tampoka , mirary fihononana hoany vadi amanjanany .nanao asa be teo aminy tany madagascar izy ka tsy hohadinony vahoka ny gasy ny hafatra nampitahiny taminy ondry ny bedaine reo lasa izy fa ny asany mipetraka.Amen
      Tao marina kely ny .invité de jour iny zany izy denarary.nahitakoazy farany teto fahita lavitraAmen

  • @malalaniainasetrachristell5103
    @malalaniainasetrachristell5103 2 ปีที่แล้ว

    MAMINDRAFO BE NY TOMPONTSIKA ,JESOSY A AZA MISY ADINO NY ANKOHONAN NY MPANOMPONAO ,AROVY TSY HO LAVO ,ARY TARIHO MANDRAKARIVA ,TAFIO FAHAMASINANA HATRANY AMENA ALELUYAH