kristiana ve
kristiana ve
  • 739
  • 2 469 471

วีดีโอ

Aza misaina ny lasa ! Isaia 43.18
มุมมอง 1.8K9 หลายเดือนก่อน
Aza misaina ny lasa ! Isaia 43.18
Raha misaraka amin’ i Jesosy dia tsy mahay na inona na inona Jaona 15.5
มุมมอง 1.7K11 หลายเดือนก่อน
Raha misaraka amin’ i Jesosy dia tsy mahay na inona na inona Jaona 15.5
Ao amin’i Jesosy ny loharanoko rehetra Salamo 87.7
มุมมอง 1.9Kปีที่แล้ว
Ao amin’i Jesosy ny loharanoko rehetra Salamo 87.7
Rain’ny kamboty sy Mpanome rariny ny Mpitondratena Andriamanitra . Salamo 68.5-6
มุมมอง 1.7Kปีที่แล้ว
Rain’ny kamboty sy Mpanome rariny ny Mpitondratena Andriamanitra . Salamo 68.5-6
Fampahafantarana ny chaîne utube kristiana ve sy ny fijoroana vavolombelona
มุมมอง 1.3Kปีที่แล้ว
Fampaherezana ho an’ ireo nidonampahoriana
Aiza no itodihana raha tojo fahoriana ?
มุมมอง 2.1Kปีที่แล้ว
Salamo 121.1 -2
Témoignage fampaherezana ireo nidonampahoriana
มุมมอง 2.9Kปีที่แล้ว
Témoignage fampaherezana ireo nidonampahoriana
Mandehana ka tantarao izay nataoko taminao
มุมมอง 2.2K2 ปีที่แล้ว
Mandehana final.mp4
Fitsaharan'ny "mission Miomàna"
มุมมอง 6K2 ปีที่แล้ว
Fitsaharan'ny "mission Miomàna"
Manafaka sy manome fiainana Jesosy- Faly - PK00 Soarano 12-12-21
มุมมอง 1.7K2 ปีที่แล้ว
Manafaka sy manome fiainana Jesosy- Faly - PK00 Soarano 12-12-21
Fisaorana famille Pst Tantely Ratsimba
มุมมอง 10K2 ปีที่แล้ว
Fisaorana famille Pst Tantely Ratsimba.
Saino ny zavatra any ambony-2- Pst Tantely Ratsimba - PK00 Soarano 12-12-21
มุมมอง 14K2 ปีที่แล้ว
"Katsaho ny zavatra any ambony, any amin'ny itoeran'i Kristy, Izay mipetraka eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra. Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra etỳ an-tany." Kolosiana 3: 1-2 Toriteny farany niarahana tamin'i Pst Tantely Ratsimba tao amin'ny PK00 Soarano - Tapany hariva 12-12-21
Saino ny zavatra any ambony-1 - Pst Tantely Ratsimba - PK00 Soarano 12-12-21
มุมมอง 16K2 ปีที่แล้ว
"Katsaho ny zavatra any ambony, any amin'ny itoeran'i Kristy, Izay mipetraka eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra. Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra etỳ an-tany." Kolosiana 3: 1-2 Toriteny farany niarahana tamin'i Pst Tantely Ratsimba tao amin'ny PK00 Soarano - Tapany maraina 12-12-21
Miomàna 298 : Aoka izy hitandrina fandrao lavo 05 12 2021
มุมมอง 8K3 ปีที่แล้ว
05 déc 2021
Miomàna 297 : Katsaho sy saino ny zavatra any ambony 28 11 2021
มุมมอง 4.5K3 ปีที่แล้ว
Miomàna 297 : Katsaho sy saino ny zavatra any ambony 28 11 2021
Invité du jour Real TV ce 04 déc 2021
มุมมอง 1.5K3 ปีที่แล้ว
Invité du jour Real TV ce 04 déc 2021
Spot fitoriana PK 00 12 décembre 2021
มุมมอง 7803 ปีที่แล้ว
Spot fitoriana PK 00 12 décembre 2021
Fitoriana 12 déc 2021 PK 00 Antanimena
มุมมอง 1.6K3 ปีที่แล้ว
Fitoriana 12 déc 2021 PK 00 Antanimena
Aza mety hohazonin'ny zioga fanandevozana intsony 14 Nov 2021
มุมมอง 2.8K3 ปีที่แล้ว
Aza mety hohazonin'ny zioga fanandevozana intsony 14 Nov 2021
Miomàna 296 : Ny fahendrena (2) 21 11 2021
มุมมอง 3.6K3 ปีที่แล้ว
Miomàna 296 : Ny fahendrena (2) 21 11 2021
Ny fahafahana (lasy Mantasoa 16 oct 2021)
มุมมอง 3.5K3 ปีที่แล้ว
Ny fahafahana (lasy Mantasoa 16 oct 2021)
Miomàna 295 : Ny fahendrena (1) 14 11 2021
มุมมอง 3.1K3 ปีที่แล้ว
Miomàna 295 : Ny fahendrena (1) 14 11 2021
Ny ain'ny olona tsy miankina @ izay ananany_03 10 2021
มุมมอง 1.2K3 ปีที่แล้ว
Ny ain'ny olona tsy miankina @ izay ananany_03 10 2021
Toriteny 24 oct 2021 Ambohibao
มุมมอง 4.1K3 ปีที่แล้ว
Toriteny 24 oct 2021 Ambohibao
Iza moa Jesosy? 03 10 2021
มุมมอง 2.3K3 ปีที่แล้ว
Iza moa Jesosy? 03 10 2021
Miomàna 294 : Fampaherezana 07 11 2021
มุมมอง 3.2K3 ปีที่แล้ว
Miomàna 294 : Fampaherezana 07 11 2021
Miomàna 293 : Psaumes 73 : Mihevitra izay ho farany 31 10 2021
มุมมอง 2K3 ปีที่แล้ว
Miomàna 293 : Psaumes 73 : Mihevitra izay ho farany 31 10 2021
Miomàna 292 : Ny Teny 'tsisy kilema 17 10 2021
มุมมอง 1.7K3 ปีที่แล้ว
Miomàna 292 : Ny Teny 'tsisy kilema 17 10 2021
Akon'ny lasin'ny tanora 16 et 17 oct 2021 ( Échos camp des jeunes )
มุมมอง 1.5K3 ปีที่แล้ว
Akon'ny lasin'ny tanora 16 et 17 oct 2021 ( Échos camp des jeunes )

ความคิดเห็น

  • @holyfaratianaRakotomanana
    @holyfaratianaRakotomanana วันที่ผ่านมา

    miverina mihaino ty fampianarana i zoky Misa ity aho anio 2025 janvier fa efa tanteraka daholo reo voalaza reo aty tany arabo aho niantriaka ny ady nisy teo fa tsy misy diso reo voalaza reo miomana zareo a mibebaha fa tampoka ny fotoana sy ny ora

  • @nariachristine5440
    @nariachristine5440 วันที่ผ่านมา

    AMEN

  • @nariachristine5440
    @nariachristine5440 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka tompoko

  • @laurettebrigitteramahazoso8695
    @laurettebrigitteramahazoso8695 9 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka idd Fanahy Masina n'y niternenao t@ alalan'ny mpanomponao ,n'a Dia tsy eto intsony aza izy Hitahiry n'y olona tsirairay anie ianao atanteraka n'y sitrapony @ tahotra s'y hovitra Mahereza daholo, n'y Fanahy Masina iara iasa amitsika tsirairay Amen !

  • @SAmsungA04e-pl5fl
    @SAmsungA04e-pl5fl 23 วันที่ผ่านมา

    Amen Amen ❤

  • @TsantaRAKOTOVOLOLONA
    @TsantaRAKOTOVOLOLONA หลายเดือนก่อน

    Ho tahian'i Jesosy nareo dimy mianaka na mivoaka na miditra. Hitafy hery avy Aminy ianao ry zandry vavy @ adidy atrehanao, fa indrindra @ fitoriana ny tenin'Andriamanitra.Tsy irery ianareo fa eo Jesosy.

  • @njakarakotoarimanana7982
    @njakarakotoarimanana7982 หลายเดือนก่อน

    Tsy hoe manohatra an ilay fampianarana aho fa misy zavatra tsy mitombona,mieno hira fiderana sy fiankohofana aho dia maheno ny fanatrehan Andriamanitra,ary izy ireo nomen Andriamanitra talenta kousa...Ny Tompo irery ihany no mafantatra ny ao ampo fa tsy ny ety ivelany no tsaraina...

  • @Mimarasou74MINE
    @Mimarasou74MINE หลายเดือนก่อน

    Alléluia Amen. Misaotra JESOSY a 🙏🙏

  • @Tatamoharisoafleurette
    @Tatamoharisoafleurette หลายเดือนก่อน

    Misaotra JESOSY amin ny teNIN ny fahamarinanao AleloYAH

  • @rafatroalberto9667
    @rafatroalberto9667 หลายเดือนก่อน

    Vérité absolue car la définition de NOEL égal NO EL ELOHIM veux dire DIEU en hébreu !

  • @Mimarasou74MINE
    @Mimarasou74MINE 2 หลายเดือนก่อน

    Misaotra Jesosy nomenao ny mpanomponao nampianatra ny teninao 🙏 Repose en paix Pasteur 🙏

  • @rafatroalberto9667
    @rafatroalberto9667 2 หลายเดือนก่อน

    Namela mamy tahaka ny tantely zany ny fampianarana matotra azo tsapaitanana ary mila miaina sy fanetretena

  • @arimalalarabe4865
    @arimalalarabe4865 2 หลายเดือนก่อน

    eeeh lasa tantely ratsimba de niova ny foto-mpampianarana.teny malagasy ny oe Jehovah tompon'ny maro.rain'i isaka.abrahama.andriaman'i mosesy.tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay.Jesoa na Jeso na Jesosy iray ihany zany fa ny nandikana ny teny no samy hafa.aza mamitaka.tsy oe ny anarana amin'ny teny silamo na teny arabo no mahavonjy

  • @Mimarasou74MINE
    @Mimarasou74MINE 2 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra tompoko Tahinjesosy hatrany 🙏

  • @TsizarayMOSA
    @TsizarayMOSA 2 หลายเดือนก่อน

    Mankasitra anao, Amen

  • @TsizarayMOSA
    @TsizarayMOSA 2 หลายเดือนก่อน

    Mankasitra anao Amen

  • @TsizarayMOSA
    @TsizarayMOSA 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitra anao, Amen

  • @TsizarayMOSA
    @TsizarayMOSA 3 หลายเดือนก่อน

    Misaotra anao, Amen

  • @TsizarayMOSA
    @TsizarayMOSA 3 หลายเดือนก่อน

    Misaotra anao

  • @TsizarayMOSA
    @TsizarayMOSA 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitra anao, Amen

  • @TsizarayMOSA
    @TsizarayMOSA 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitra anao, Amen

  • @TsizarayMOSA
    @TsizarayMOSA 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitra anao Amen

  • @TsizarayMOSA
    @TsizarayMOSA 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitra anao tompoko Amen

  • @TsizarayMOSA
    @TsizarayMOSA 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitra anao tompoko, Amen

  • @TsizarayMOSA
    @TsizarayMOSA 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitra anao, Amen

  • @Mimarasou74MINE
    @Mimarasou74MINE 3 หลายเดือนก่อน

    Alléluia Amen amen 🙏

  • @ainarazafy4655
    @ainarazafy4655 3 หลายเดือนก่อน

    Aba Raiko ô ❤, efa nantsoiNao ho any Aminao izy vao nahalala izany Pasteur Tantely Ratsimba aho nanomboka t@ Décembre 2023 ary mandraka ankehitriny aho dia tsy tapaka mihaino isan'andro ny fampianarana sy toriteny navelany eto @ YTB, mampianatra ahy zavatra maro mikasika ny Baiboly izy, mampitombo ny finoako ary mampisokatra ny masom-panahiko na dia efa Kristianina nandritra ny taona maro aza aho. Tena Tantely namela "ny mamy indrindra" izy ary misaotra betsaka Anao nampisy azy sy nitarika ahy hahalala ny fisian'izao Chaîne sur YTB izao. Izy no hany Pasteur tsapako hoe tena mitory mahitsy tsy miolakolaka ny FilazantsaraNao ary tena manana finiavana hitarika ny olona hiomana hihaona Aminao. Mino aho fa efa sambatra izy zay any Aminao ❤️ ary mino koa aho fa mitohy miahy sy mamatsy ireo vady aman-janaka nilaozany Ianao eo @ lafim-piainan'izy ireo rehetra. Farany, miangavy indrindra anareo vady ama'janany mbà tsy hi supprimer mihitsy ity Chaîne ity na oviana na oviana mbà ho famonjena Fanahin'olona maro 🙏🔥

  • @lampsaltlight
    @lampsaltlight 3 หลายเดือนก่อน

    Mbola mihaino eto aho @ izao 2024 izao.

  • @lampsaltlight
    @lampsaltlight 3 หลายเดือนก่อน

    ❤ Misaotra betsaka. Tena mankasitraka. Maty t@ 18 octobre 2023 ny reniko. Tena nangidy taminay mianakavy kely, ratra am-po lalina ho an’ny raiko. Mampahery ahy izao hafatra izao. Ho zaraiko @ dadako koa.

  • @Mimarasou74MINE
    @Mimarasou74MINE 3 หลายเดือนก่อน

    Tena nandinoka zaho Ary marina be lay toriten'i pasteur 🙏 Nanokatra n'y masom panahiko Zaho manombok izao

  • @jeandedieuraharindrainy
    @jeandedieuraharindrainy 3 หลายเดือนก่อน

    MISAOTRA BETSAKA AMIN'NY TORITENY MAMELOMBELONA NY FANAHY MATORY

  • @arimalalarabe4865
    @arimalalarabe4865 3 หลายเดือนก่อน

    nisy iany ary ve io fivoriana io😢😢

  • @harenahajainamahefarimanan9056
    @harenahajainamahefarimanan9056 4 หลายเดือนก่อน

    Amen

  • @mariefrancia4561
    @mariefrancia4561 4 หลายเดือนก่อน

    Marka 12 :28

  • @Tatamoharisoafleurette
    @Tatamoharisoafleurette 4 หลายเดือนก่อน

    Deraina JESOSY amin.ny tenin ny Fahamarinany AleloYAH

  • @CarmenSylvieHennart
    @CarmenSylvieHennart 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotra sy mankasitraka indrindra anareo nitory sy nanazava ny Fahamarinana ! Dia mitomboa Fahasoavana hatrany hatrany ao @ i Jesoa Kristy Tompo ! Dia mbola ho an'i i Jesoa Kristy Tompo Irery ihany anie ny Voninahitra ! Amen !

  • @CarmenSylvieHennart
    @CarmenSylvieHennart 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotra sy mankasitraka indrindra tompoko nizara sy nitory ny fahamarinana.Dia mitomboa Fahasoavana hatrany hatrany ao @ i Jesoa Kristy Tompo ianareo !

  • @mariefrancia4561
    @mariefrancia4561 5 หลายเดือนก่อน

    Koritiana 1: 7 29

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 5 หลายเดือนก่อน

    Mamerina mijery itony fampianarana itony @ zao 2024 zao fa tena oe mandea fotoana tena efa tena akaiky ny TOMPO efa miseho avokoa ireo rht voalaza Ranadahy MISA ireo , MISAOTRA Tompoko mankasitraka indrindra

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 5 หลายเดือนก่อน

    Makasitraka tompoko ! Deraina ny tompo💒🙏🙏🙏

  • @rivoranaivosoa4020
    @rivoranaivosoa4020 5 หลายเดือนก่อน

    Misaotra Jesosy fa mamelona ahy indray Ianao. Misaotra Anao aho Jesosy fa nomenao ny Teninao io lehilahinao io. Mino aho fa efa sambatra ao aminao izy ary ny akhonany feno ny fiadananao. Tiako Ianao Jesosy Kristy Tompo ô. Amen.

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 5 หลายเดือนก่อน

    Makasitraka tompoko,fa tena tsarabe ny toriteny! Masina ny tompo amen 💒💓💓💓🙏🙏

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo 5 หลายเดือนก่อน

    Mandria ampiadanana Pasitera🙏

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu3906 5 หลายเดือนก่อน

    Hampitoboy Tompo Jedoa ny finoko Anao 🙏

  • @rijaraphaelrakotomanana1816
    @rijaraphaelrakotomanana1816 5 หลายเดือนก่อน

    Amen🙏🙏🙏🙏

  • @Vaovao-d1v
    @Vaovao-d1v 5 หลายเดือนก่อน

    Ny fahamarinana mitoetra foana 🥰🥰🥰 , nanomboka t@ ity mois de Juillet 2024 ity za vo naheno ny teny nampitondrain'i Jesosy an'ity Pasteur ity ...

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo 5 หลายเดือนก่อน

    Alleloui! Amen🙏🙏

  • @lalainanomenaravelosaona189
    @lalainanomenaravelosaona189 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra indrindra tompoko

  • @jeannetterasendrasoa7812
    @jeannetterasendrasoa7812 6 หลายเดือนก่อน

    Éeee! De tsy nisy tsony ny fandaharana MIOMANA, mampalahelo

  • @angelinerasolofo4822
    @angelinerasolofo4822 6 หลายเดือนก่อน

    Marina loatra ireo fampianarana noraisina nandritry ny fotoana nizaranao . Mino aho fa efa eo akaikin'i Jesosy ianao.