Miomàna 237 : Aza manahy ny ampitso

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 9 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น •

  • @Mimarasou74MINE
    @Mimarasou74MINE 3 หลายเดือนก่อน

    Alléluia Amen amen 🙏

  • @fevrika1005
    @fevrika1005 4 ปีที่แล้ว

    Haleloia mampahery be fampaherezana. Ary mamelombelona ny fanahy . Voninahitra lehibe anie ho Andriamanitra Tokana sady marina sy Jesosy Kristy Tompo mpamonjy antsika. Fa ho avy ny fahasoavany sy fitahiana ary fisehoany voninahitra lehibe. Amen mitomboa fahasoavana hatrany anie ranadahy

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 3 ปีที่แล้ว

    JESOSY KRISTY NO TSY MIOVA OMALY SY ANIO ARY MANDRAKIZAY. HEBREO 13/8. Mankasitraka indrindra Tantely ! AMEN

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 4 ปีที่แล้ว +1

    Oui. Amen ! Marina loatra !
    Sois richement béni.
    Maranatha !

  • @vivirazafimahaleo5825
    @vivirazafimahaleo5825 4 ปีที่แล้ว

    AMEN Faly miarahaba anareo Ranadahy,ary misaotra anao, amin'ny fikelezan'aina mizara sy manome fampaherezana,Ho AN'ANDRIAMANITRA NY DERA SY NY LAZA ARY NY VONINAHITRA AMEN,Ho tahin'i JESOSY ianao sy ny ankohonanao

  • @societeharena9984
    @societeharena9984 4 ปีที่แล้ว +2

    Feno fisaorana sy fankasitrhana Tantely @ izany fizarana izany. Amen Amen!

  • @heritinatsilavo2837
    @heritinatsilavo2837 3 ปีที่แล้ว

    Mandria ampiadanana Pasteur! Voninahitra ho an'Andriamanitra fa nampiasainy hampita ny teniny tokoa ianao

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 4 ปีที่แล้ว

    Amen amen amen🙏.
    Ho an'Andriamanitra irery ihany ny dera & laza ary ny voninahitra mandrakizay aleloia amen🙏

  • @rasolofonirinalalaina1225
    @rasolofonirinalalaina1225 4 ปีที่แล้ว +1

    Amen..hoan'Andriamanitra irery anie voninahitra!!,misaotra pst Tantely☺️

  • @zaralizyyollande4639
    @zaralizyyollande4639 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra jesosy fa mahavelom-panantena ny teninao. Mankasitraka

  • @طرقيح
    @طرقيح 4 ปีที่แล้ว

    Amen b pasteur

  • @RoFANIPPAA
    @RoFANIPPAA 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka re Tompoko Amen Voninanahitra ho An'Andriamanitra Irery ihany Amen

  • @annieandrianjafimahaleonir3272
    @annieandrianjafimahaleonir3272 4 ปีที่แล้ว

    Jesosy Kristy Ilay tsy miova omaly anio ary mandrakizay
    Misaotra Tantely mampahery sy mampiorina tokoa
    Ho an'Andriamanitra ny Voninahitra

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 4 ปีที่แล้ว +1

    Amen Tena Marina dhl zany mankasitraka zk tantely

    • @harylidon4098
      @harylidon4098 4 ปีที่แล้ว

      Fiadanana o , Mankasitraka anao Pasteur Tantely am fampianarana rehetra , Ilay Tompon'ny Tompo sy Mpanjakan'ny Mpanjaka anie Homba anao mandrakariva . Deraina ny Tompo , Amen !

  • @elodiepetit268
    @elodiepetit268 4 ปีที่แล้ว

    Amen Amen Amen gloire à dieu merci seigneur

  • @jghjjfjhj8690
    @jghjjfjhj8690 4 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @ericahchinie9023
    @ericahchinie9023 3 ปีที่แล้ว

    To ts mino fa lasa anao😭😭😭😭😭

  • @evarand2810
    @evarand2810 4 ปีที่แล้ว

    Deraina mandrakariva Andriamanitra tsara Amen

  • @annahchris6673
    @annahchris6673 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka anao mizara teny fampaherezana ho anay isan'andro...ilay Andriamanitra be fitiavana anie anome hery sy tanjaka ho anao atrany🙏🙏

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa6557 4 ปีที่แล้ว

    Amen, Deraina mandrakariva anie ny Tompontsika fa lehibe fitiavany, Mankasitrak @ fampianarana soratra masina, tahiny Tompo hatrany ianao zoky be

    • @ainaelisa8516
      @ainaelisa8516 4 ปีที่แล้ว +1

      manahoana tompoko, fiangonana asabotsy ve sa alahady.mba valio

    • @suzannerasoa6557
      @suzannerasoa6557 4 ปีที่แล้ว

      @@ainaelisa8516 Manahona Tompoko, fiangonana ahona moa tianao anotaniana topoko

  • @samrasamra1208
    @samrasamra1208 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra velombelona ny fanahy mahazo sakafo

  • @fanniefrancie2904
    @fanniefrancie2904 4 ปีที่แล้ว

    Ranadah Tantely mba saika ametraka fanontaniana fa tsy manana imail zah. Inona no mety rehefa anao batisa. Amin'ny anaran'i Ray sy Ny Zanaka sy ny Fanahy Masina va sa amin I Jesosy? Mba mila valiny azafady indrindra. Mankasitraka tahin i Tompo

    • @kristianave5380
      @kristianave5380  4 ปีที่แล้ว +1

      Amin'ny anaran'i Jesosy ka.Rehefa nanao batisa ny tao amin'ny asan'ny apostoly dia tamin'ny anaran'i Jesosy

    • @fanniefrancie2904
      @fanniefrancie2904 4 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka Ranadah tahin i Tompo manokana ianao sy ny ankohonanao

  • @floraratoi1120
    @floraratoi1120 4 ปีที่แล้ว

    Azafady mba mangataka vavaka reraka be

  • @Grace-fo5nt
    @Grace-fo5nt 4 ปีที่แล้ว

    Raha sitrapon'i Jesosy.

  • @brunernoel3627
    @brunernoel3627 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra sy mankasitraka indrindra rahalahy Tantely amin'ny fizarana ny Teny. Dera sy Laza ho an'i Jesosy irery ihany. Mirary soa ho anao sy ny ankohonanao.

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 4 ปีที่แล้ว

    Mb apetao eo ambany @ discription azafafy reny teny Andriamanitr reny tahiny tompo

  • @pouminaaycham.kambana4208
    @pouminaaycham.kambana4208 4 ปีที่แล้ว

    Aiza azafady hiresahana aminareo personnel ?

    • @kristianave5380
      @kristianave5380  4 ปีที่แล้ว

      Inty ny adresse mail afaka hanoratanao : miomana@aol.com

  • @esthestephanie3111
    @esthestephanie3111 4 ปีที่แล้ว

    Amen