Shalom! Tsy Maninona ny mitomany rehefa Malahelo satria tena mafy ny misaraka fa meteza fotsiny Avela an’Jesosy anao zavabaovao indray’ au , iasa indray dia anasitrana ny fo nao Izy . ♥️♥️♥️
Hitako ny temoignage nao Maty vady ihany koa aho , mpanompon'Andriamanitra ny vadiko . Te hizara aminao ny Herin' ny Fanahy Masina manohana ahy aho , Mahagaga Izy. I Tesaloniana 5 /18. 4 ans izay no maty ny vadiko.Voninahitr' Andriamanitra hatrany no iainako isanandro. Jaona 11/40. Te hampahery anao aho.
Gloire à Dieu pour ce beau témoignage. Toda Raba car il n'y a pas de hasard, il n'y a que des rendez vous..... Tsy ho takatry ny saiko Zay rehetra lahatrao Ny angatahiko ry Raiko Aoka aho ahatoky Anao Rado
Tena faly mahita anao eto 💝🥰 . Oui tena marina ny zvt lazainao d misy tokony hianarana mintsy, tena mafy tokoa ireny vanimpotoana ireny fa d misaotra an'Tompo @ zvt rht 🙏💖 , ny TOMPO HOMBA anao sy ny ankohonanao mandrakariva
Deraina Jesosy nanasitrana anao Zoky Liana. Misaotra Azy koa naniraka anao hi temoigner ny présence-ny tao anatin'ny sedra nolalovanao, fa nandrasaby hahay hanaiky ny fitondrany fotsiny ianao dia niseho ny heriny niasa teo aminao sady nanasitrana Izy. Tsara Jesosy na dia lazaintsika fa tsy mety amintsika ny situation ampandaloviny antsika. Ary tena valable ho an'ny situations izay heverintsika fa manavesatra antsika ity témoignage ity fa tsy voatery ho an'ny olona nidonam-pahoriana irery. Ny tanan'Ilay Avo Indrindra anie hitantana anao foana amin'izay mission anirahany anao indray amizao.
Misaotra anao tahin jesosy ianao.. Touché mihitsy aho nandre anaz satry efa nandalo de mahatsapa tanteraka mihitsy za nanafahana jesosy ny am alahelo mafy tsapako tena lazainy tao am 1tesalonisien de tena nahatsapa libre za afaka alahelo pendant 21ans za tena mora tomany foana ankehitriny sitrana ary tsapako fa ef voasoratra zavatr rehetra de dia manaiky za ankehitriny. Rah mis feno fiadanana any anaty dia mba hanisany ihany koa izaho sy feno tsiky fona avy ami 'ny fo.. Mankasitraka anao mahereza mandrakariva❤❤❤
Mankasitraka indrindra nizara témoignage dia mirary soa ho anareo 5mianaka. Tena na zahay mpanaraka aza niaina alahelo tamin nahalasana azy fa soa Jesosy mpanasitrana no nanome balsama hanasitrana anareo sy hijoro hameno ny banga.
Misaotra betsaka tamin'ny fampahaerezana ,mangetaheta fampaherezana zoky Liana azafady fa le adresse email tsy dia mazava tsara azafady e! Sao dia mba afaka soratana eto e
@@kristianave5380 misaotra betsak ny Amin'i fampaherezana Fa MBA afaka Omena Eto ve adresse email Fa Tsy hita tompoko Dia maherezana hatrany tahin'Atra hatrany ianareo mianakavy kely
❤ Misaotra betsaka. Tena mankasitraka. Maty t@ 18 octobre 2023 ny reniko. Tena nangidy taminay mianakavy kely, ratra am-po lalina ho an’ny raiko. Mampahery ahy izao hafatra izao. Ho zaraiko @ dadako koa.
Fiadanan'ny Tompo hoatsika rehetra. Tsy mbola nandalo fahoriana aho fa nefa tena nianatra zavatra betsaka t@ fizarana. Isaorana Jesosy ny @ lalaNY rehetra. Romana 8:28 ❤
Amen, voninahitra anie ho an Andriamanitra irery ihany Amen 🙏, mankasitraka lehibe indrindra rahavavy malala eee ❤❤
Misaotra an Jesosy isika 🙏♥️
Tsara ny Tompo Amen amen amen 🙏🙏🙏
Merci Liana. Misaotra ny Tompo. Marina tokoa hoe nul ne comprend comme Jésus
Mahereza rahavy Liana,homba anareo mianakavy kely Jesosy Tompontsika,d mirary fahasalamana feno ho anareo mianakavy kely .Msaotra amin'ny fampaherezana deraina ny Tompo.❤❤❤❤❤❤❤
Misaotra indrindra tompoko 🙏❤️
❤❤❤❤Merci beaucoup Madame Lianah Toriteny ny pasteur tantely ratsimba nanova ahy tanteraka
Deraina Jesosy, mahereza foana fa Jesosy tianao ❤
Marina zany 😢😢😢amzao tsapako satry naty Raimandreny aho zao tena mafy isaka matsiaro azy mitomany fona 😭😭😭😭ze zavatra atako mampitomany ana fona😢mangidy lotra 23 octobre 2023
Shalom! Tsy Maninona ny mitomany rehefa Malahelo satria tena mafy ny misaraka fa meteza fotsiny Avela an’Jesosy anao zavabaovao indray’ au , iasa indray dia anasitrana ny fo nao Izy . ♥️♥️♥️
Hitako ny temoignage nao
Maty vady ihany koa aho , mpanompon'Andriamanitra ny vadiko . Te hizara aminao ny Herin' ny Fanahy Masina manohana ahy aho , Mahagaga Izy.
I Tesaloniana 5 /18.
4 ans izay no maty ny vadiko.Voninahitr' Andriamanitra hatrany no iainako isanandro. Jaona 11/40.
Te hampahery anao aho.
Amennn deraina fa tena mahagaga ny asan’ny Fanahy Masina 🙏❤️❤️. Manasitrana Izy mampahery ary manome hafaliana indray Aleloiaaaaa🙏🙏❤️❤️
Jesosy mi-comprendre antsika 🥰🥰 Mamy be maheno anzany , Misaotra mizara Zoky Liana 🥰🥰
Sady tia be antsika Izy nge e ♥️
Deraina Jesosy nanasitrana anao Liana, faly tokoa zahay mahita anao eto ndray mijoro hoatrizao, rehefa ny Tompo no manafaka dia afaka tokoa zay. 🙏🙏Tsy misy olona afaka manamora na mipetraka amy toeran'olona iray aminy fahoriana zay mahazo azy. Maivana tokoa enao izao taorian'ny ty vidéo ty. Alléluia
Merci Ursula o 🙏♥️ tsara loatra Jesosy 🙏♥️
Gloire à Dieu pour ce beau témoignage. Toda Raba car il n'y a pas de hasard, il n'y a que des rendez vous.....
Tsy ho takatry ny saiko
Zay rehetra lahatrao
Ny angatahiko ry Raiko
Aoka aho ahatoky Anao
Rado
🙏❤️
Mankasitraka indrindra nizara . Dia mirary fihononana tanteraka . Manantena isika fa mbola hihaona aminazy @ andro hiverenany JESOSY fanindroany indray .
Amenn 🙏♥️
Misaotra Tompo
Jesosy hanasitrana ny fery ary manana drafitra antsika🔥🔥🔥🙏
🙏🙏♥️
Mankasitra indrindra aminy fizarana ho tahin i Jesosy manokana foana anie inareo mianakavy kely ,maniry mba hitohy ny fampianarana zay naton i Pasteur Tantely ,ankinina aminy fitondran Jesosy anef izany mankasitraka indrindra🙏
Misaotra indrindra tompoko 🙏♥️. Ny Fanahy Masina itarika ny tohiny rehetra 🙏
Tena faly mahita anao eto 💝🥰 .
Oui tena marina ny zvt lazainao d misy tokony hianarana mintsy, tena mafy tokoa ireny vanimpotoana ireny fa d misaotra an'Tompo @ zvt rht 🙏💖 , ny TOMPO HOMBA anao sy ny ankohonanao mandrakariva
Amen 🙏 misaotra indrindra
Lehibe Andriamanitra Alléluia ❤
Amen 🙏♥️
Makasitrake tompoko
Mankasitraka tompoko
Deraina Jesosy nanasitrana anao Zoky Liana. Misaotra Azy koa naniraka anao hi temoigner ny présence-ny tao anatin'ny sedra nolalovanao, fa nandrasaby hahay hanaiky ny fitondrany fotsiny ianao dia niseho ny heriny niasa teo aminao sady nanasitrana Izy. Tsara Jesosy na dia lazaintsika fa tsy mety amintsika ny situation ampandaloviny antsika.
Ary tena valable ho an'ny situations izay heverintsika fa manavesatra antsika ity témoignage ity fa tsy voatery ho an'ny olona nidonam-pahoriana irery.
Ny tanan'Ilay Avo Indrindra anie hitantana anao foana amin'izay mission anirahany anao indray amizao.
Amenn🙏🙏❤️misaotra indrindra
Makasitra indrindra Tompoko ,ny amin'i fampaherezana, misaotra jesosy Fa Tsy madao Izy , Fa miaraka amintsika foana na sarotra Aza lalankaleha Dia misaotra Azy foana tahin'Atra hatrany ianareo mianakavy kely
Jesosy no isaorantsika 🙏🙏. Mahereza hatrany fa tia antsika Izy ♥️
Amenn 🙏🙏 misaotra indrindra tompoko
Elaela tsy Hita mihintsy,nalaelo Zay,mahereza dia tahin'i jesosy
Misaotra indrindra dia tahian’Jesosy ihany koa tompoko 🙏♥️
Merci beaucoup ma sœur que la grâce Du Seigneur est avec vous et votre famille Dieu vous bénisse
Amenn ma sœur 🙏🙏
Misaotra Jesosy Kristy Tompo Maro ❤, fanomezanao hery ny mpanomponao sy izahay ondrinao 🙏❤
Amen 🙏♥️
10dec 2021 nandaozan ilay zandry keliko Tena akaikin ifoko indrindra nahasolo toerako nitaiza zanako fa tampoka be nandaozany anay efa ho 2ans rah Tonga 10dec zao daty nandaozany ny tany no anniversar zanany ary zanako mbola mitomany fona aho @zao andro sy Ora nihainoako ity toriteny ity zao efa Tena marary Foko ary tsapako hoe miha tsy Salama aho vokatry nyalaheloko azy fa avy nihaino ity fijoroanao vavolombelona ity aho detena tsapako feno hery be zaho ary zay vao haiko napionona foko 🙏🏻❤️🙏🏻🤲🤲🤲Voninahitra ho Andriamanitra irery hany Sy JESOSY TOMPO
Ndriii tsapako tompoko. Mahereza hatrany. Sokafy ny fo dia lazao amin’i Jesosy zay marary fa manohy manasitrana anao tanteraka Izy. 💪🙏♥️♥️ . Mivavaka ho anao aho.
Misaotra anao tahin jesosy ianao..
Touché mihitsy aho nandre anaz satry efa nandalo de mahatsapa tanteraka mihitsy za nanafahana jesosy ny am alahelo mafy tsapako tena lazainy tao am 1tesalonisien de tena nahatsapa libre za afaka alahelo pendant 21ans za tena mora tomany foana ankehitriny sitrana ary tsapako fa ef voasoratra zavatr rehetra de dia manaiky za ankehitriny. Rah mis feno fiadanana any anaty dia mba hanisany ihany koa izaho sy feno tsiky fona avy ami 'ny fo..
Mankasitraka anao mahereza mandrakariva❤❤❤
Aleloiaaaaa 🙏🙏 deraitsikaJesosy ♥️
Merci @ fizarana zavatra tena efa niainako ilay namaoy olona akaiky anefa ny olona miandry anao ahaery satria hoe ianao manana an'i Jesosy !!! tsy mora ny niatrika azy fa soa Jesosy teo foana!!!
Jesosy eo foana tokoa . Mahereza hatrany ♥️♥️
Mankasitraka be dia be fa mahasoa tokoa ny fizarana dia Jesosy mitahy anareo mianakavy kely hatrany
Amen 🙏❤️
Fiadanana Zk Liana Tena faly a maita anao ❤❤❤❤ mankasitraka de hoany jesosy ny voninahitra
Ho an’ Jesosy ny voninahitra 🙏♥️
❤❤❤❤deraina ny tompo que Dieu vous bénisse abondamment
Amen 🙏❤️
Mafy fa manana an'i Jesosy d courage foana.😢
Ouii courage foana fa Izy manasitrana 🙏♥️
Haleloia
N'y Tompo anie mbola hanao zava mahagaga ho anao s'y n'y ankohonanao ho voninahitry n'y anarany
Mankasitraka indrindra tompoko n'y amin'ny fizarana
Amen indrindra tompoko ! Jesosy no isaorantsika
Mankasitraka indrindra nizara témoignage dia mirary soa ho anareo 5mianaka. Tena na zahay mpanaraka aza niaina alahelo tamin nahalasana azy fa soa Jesosy mpanasitrana no nanome balsama hanasitrana anareo sy hijoro hameno ny banga.
Misaotra indrindra tompoko . Ny fahasoavan’Jesosy ho aminao sy ny ankohonanao 🙏🙏
Raha hividy baiboly français azafady dia inona ny version tsara ? Merci !
Misy version samihafa tsara tompoko. Louis second 21. Martin . Darby . Français courant tsotra raisina ihany koa
Merci 😊
Zava dehibe loatra izany fizarana ataonao izany. Dera sy laza ho an'i Jesosy irery ihany. Misaotra indrindra.
Ho an’Jesosy ny voninahitra 🙏♥️
Misaotra betsaka tamin'ny fampahaerezana ,mangetaheta fampaherezana zoky Liana azafady fa le adresse email tsy dia mazava tsara azafady e!
Sao dia mba afaka soratana eto e
Jesosy non isaorantsika fa Izy no miasa 🙏♥️. Ity ny mail : liana_herisoa@hotmail.com
Zakanao matoa ampandaloviNy anao
Ouii tsy zaka amin’izao fa miaraka amizay omeny hery manokana ahazakana azy . Tsy zaka fotsiny raha maha olombelona .♥️
Raha mahatsapa hoe tiaNy ianao dia zakanao miaraka AMINY ,
@@racinecarre2025 ouiiii tena zaka mitsss miaraka Aminy ka 🙂♥️
Mahereza hatrany ❤️
Aoka isika hifaly amin'ny fahoriana aza , satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga faharetana. Romana 5 :3
🙏🙏♥️
Misaotra ny Tompo ny @ zava-drehetra .
Mankasitraka mizara ary tena mahatsiaro hatrany , Andriamanitra no hiahy & homba anareo mianakavy kely , mahatsiaro an'i zoky hatrany , mbola mihaino ny fampianarany hatrany 😢💔
Ouii tsaroana mandrakizay izy tsy ho adino mandrakizay ♥️♥️♥️♥️ Mahereza 🙏♥️
Fiadanana tompoko.
Isaorana Jesosy Kristy manome hery anao. Misaotra @ fizaràna fa mampahery anay mihaino.
Ny Tompo anie hitantana anareo mianakavy kely foana.
Mirary soa indrindra tompoko
Misaotra indrindra tompoko 🙏❤️
Mafy tena mafy , isaorana fona Andriamanitra. t@ 22 octobre 2023 mbola mitomany lava ato t@ filasany ray amandreny
Azoko mitss hoe tena mafy. Ndao ianatra anela an’Jesosy Hana sitrana ny fo marary dia Avela Izy hanao fahagagana. Mahereza foana ♥️♥️♥️
@@kristianave5380 misaotra betsak ny Amin'i fampaherezana Fa MBA afaka Omena Eto ve adresse email Fa Tsy hita tompoko Dia maherezana hatrany tahin'Atra hatrany ianareo mianakavy kely