Raha misaraka amin’ i Jesosy dia tsy mahay na inona na inona Jaona 15.5

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 20

  • @pinkorchid8207
    @pinkorchid8207 11 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka Liana fa maro tokoa ny lesona noraisina

  • @masiniainaniela
    @masiniainaniela 11 หลายเดือนก่อน

    Amen Amen!!

  • @lovarazafimampianina7425
    @lovarazafimampianina7425 11 หลายเดือนก่อน

    .... am Jesosy dia ho maivana....

  • @yox265
    @yox265 ปีที่แล้ว

    Hisaorana an'Andriamanitra be fitiavan mbola velon'aina isika rehetra tratry Ty andro ity , mahereza ravavy ralahy isany fa tena tombony lehibe ho an'ireny havatsika maty rehetra ireny ny any am Jesosy , olombelona isika malaelo mitomany fa Jesosy no afak mamafa n'y ranomaso sy alahelo . Mivavak ho an'izay maty vady rehetra , maty zanak , maty ray aman dreny laklosy fanairana n'y olona tsirairay ireny fa isika sam mbola hande avokoa ( Jesosy Kristy no antony ahavelomatsika ary ny fahafatesana no ahazoana tombony ) ho Azy irery ihany ny voninahitra Amen 🙏🙏

  • @GasyZa-lf6lr
    @GasyZa-lf6lr 10 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko!!❤❤

  • @elydadadomaury1406
    @elydadadomaury1406 11 หลายเดือนก่อน

    Faly Miarahaba anao sy ny an-kizy Ranabavy Tratrin' ity taona 2024 ity indray .
    Manonona ny fiadanan' i Tompo Madrakariva ,ho eo ambany fitahiany Mandrakariva .
    Amen amen amen 🙏🙏🙏

  • @florepetit8160
    @florepetit8160 ปีที่แล้ว

    Tena marina mihitsy Izany sœur Fa Rah misarak Amin'i jesosy Dia Tsy mahavita n'inona n'inona Fa hitako EO Amin'i fiainanko Izany , Fa indraindray Tena reraka satria Izaho koa Maty vady , mbola vao hiainga Fa reraka na fitahizana Zaza,na adimistratif na ny Asa na , Fa Tena sambatra mihitsy Aho fa ATra mihitsy no mitarika sy Manome hery Ary tolotsaina Tsy takatr'i saina maherezana Daholo Fa jesosy ihany Amen Amen Amen Izy fiainana sy hery

  • @ChantalHerivao
    @ChantalHerivao 8 หลายเดือนก่อน

  • @hobiana.ramaroson
    @hobiana.ramaroson 11 หลายเดือนก่อน

    Merci aki Liana ❤ une clé puissante qui ouvre les portes, Jésus 🙏🏾, le Seul, l’unique.

  • @etopiyae7309
    @etopiyae7309 11 หลายเดือนก่อน

    Makasitrake indrindra tompoko

  • @lovarazafimampianina7425
    @lovarazafimampianina7425 11 หลายเดือนก่อน

    Lasa any @ valiny ny commentaires tokony nalefako. Sambatra be aho fa manana zanaka afaka mizara ny teny tokony ho an'ireo izay manana ady sy tolona. Tena marina fa raha mikambana am Jesosy dia ho mai Ana ny en ta-mavesatra. Izy rahateo no efa miteny hoe :" MANKANESA ETY AMIKO IANAREO IZAY MIASA FATRATRA SY MAVESATR'ENTANA FA IZAHO NO HANOME ANAREO FITSAHARANA". Ka misaotra an'i Jesosy aho fa afaka mizara ho an'ny rehetra misy vesatra ianao anaka, ka dia afaka ny tebitebiko. Voninahitra ho an'Atra. ❤ . Neny.

  • @PearlRanivo
    @PearlRanivo 11 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka fa tena mampahery ,tsy fantatry ny tsy hiharany ny fahabangana @lafiny rehetra ,ny fiankinana marina @Jesosy tena manampy

  • @abigelthal1229
    @abigelthal1229 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤❤❤❤LA 👨‍👨‍👦 paix soit avec vous madame tegna tiko be zany resahina kely en française azavaigna Koa teny Gasy satria baiboly Naka teny 🇫🇷

    • @lovarazafimampianina7425
      @lovarazafimampianina7425 11 หลายเดือนก่อน

      Sambatra izay mahay mizara ny mahasoa. Fifalian'ny foko ny mandre ny zanako afaka mizara ho an'ny manana en ta-mavesatra. Marina dia marina ny voalazanao, fa raha tsy misy firaisana am Jesosy dia havesatra foana ny fiainana. Tsy afaka handeha irery ny olona manana vesatra eo @ fiainany, raha tsy mikambana am Jesosy. Misaotra anao aho anaka fa afaka tebiteby. Tahin'i Jesosy ianao sy izy 4 mianadahy. ❤ Neny.

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka nizara fampaherezana. JESOSY IRERY IHANY LALANA SY FAHAMARINANA ARY FIAINANA ho antsika izay mitady AZY sy mankasitraka AZY.

  • @florepetit8160
    @florepetit8160 ปีที่แล้ว

    Mifampivavaka hatrany mahereza hatrany 🙏🥰❤️

    • @kristianave5380
      @kristianave5380  11 หลายเดือนก่อน

      Amenn misaotra tompoko 🙏♥️

  • @ZelineRaherimalala
    @ZelineRaherimalala ปีที่แล้ว

    Jesosy anie hitantana sy hitsimbina inareo mianakavy mandrakariva rahvviko Lina.
    Voninahitra ho any Jesosy irery ihany

  • @etopiyae7309
    @etopiyae7309 11 หลายเดือนก่อน

    Za nahita aniny video nao t@ fb iny fa tena tsampako mihitsy ary tena nitomany mihitsy aza aho nahatsiaro ny zavatra no lalovako ny nahafaty ny vadiko sy ny zanako 14 taona lasa izay