Makasitra indrindra Tompoko Dia tahin'Atra hatrany ianareo mianakavy , Izaho mahatsapa Izany Fa Mila miakina Amin'i jesosy Hatrany sy tenin'Atra hatrany hijorona Fa nadalovako Izany vao Tamin'i heritaona mois de septembre Fa ao amin'i jesosy ihany fampihonana mahereza hatrany 🙏 sy mivavaka hoanareo Koa 🙏🙏
Tongasoa soeur Liana fa hihaino anareo ndray ato am pejy kristiana ve❤ tena faly za mahita anao eto io, VONINAHITRA HOAN'I JESOSY
Amen 🙏, voninahitra anie ho any Jesosy irery ihany
Mankasitraka lehibe rahavavy malala ❤, tahiny Jesosy hatrany anareo mianaka ❤❤🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Amen 🙏♥️
14 décembre 2021 nandalo fahoriana namoizako ny Vadiko mangidy taminay
Mahereza indrindra tompoko. Jesosy anome fifaliana indray 🙏♥️
@@kristianave5380 misaotra indrindra tompoko
Merci beaucoup. Voninahitra ho an Andriamanitra irery ihany. ❤
Amen 🙏♥️
Mankasitraka indrindra Tompoko
Amen amen amen 🙏🙏🙏
Amen 🙏