Saino ny zavatra any ambony-1 - Pst Tantely Ratsimba - PK00 Soarano 12-12-21

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 60

  • @lydiarazafiharilala1622
    @lydiarazafiharilala1622 2 ปีที่แล้ว +13

    Aleloiaaaaaaa,Voninahitra ho an'Andriamanitra ,Misaotra Jesosy nampindraminao anay Pasteur Tantely .Tena nafonja ny hafatra ,tena olon'Andriamanitra nampiasan'Andriamanitra nijoro tanteraka.Tsy adinoko ilay teniny hoe adinoy ny anarako fa Jesosy no hifantohy,tena saika zatra miandry ny toriteny tonga sy ny fampaherezana ataony ihany na zany aza ,tamin'ny 2019 tokoa mantsy za no nihaino ny toriteniny voalohany efa teo ambavahadin'ny fahafatesana nohony aretina( toriteny nataony tamizay hoe tsy faty enao.....fa Mbola hitohy ny tantaranao....,) ,Tena nino tokoa aho ary tena nanomboka teo nihaino ny toriteniny sy nandray ko ny fanasitranana, nandray an zany tena hoe fibebahana sy fahamarinana , za moa aty ampitandranomasina ary tsy misy église akaiky ahy tamin'izany f ny toriteniny no nitaiza tao anatin'ny fotoana maro,Ary tsapako ny tanan'iJesosy niasa tamin'ny foko sy ny fiainako .sambatra Izy nahantateraka ny hazakazaka hatramin'ny farany.Ianao tokoa Jéhovah o no hiahy ny vady amanjanany,hampahery ,hanohana ,hampitraka....Ho vehivavy mahery ny vadiny satria ianao no momba azy,Ho tahinao reo fa zanakao sy asany tananao .Tehirizo koa zahay tsy rairay avy ahavita ny fihazakazahana hatramin'ny farany,Tompo o mbola hotohizanao hatrany ny fampianarano zay nomenao anay teto.Ho tanteraka ny tsodrano Zay napetrakao tamin'ny vavany hoe izay ao amin'ny asa fitoriana de mbola hanohy ary hitory hanerana ny Madagascar .Mila anao zahay Jesosy o.Misaotra Jesosy o,Deraina mandrakariva enao Amen🙏🏼

  • @ursulafaratiana4115
    @ursulafaratiana4115 2 ปีที่แล้ว +6

    Driii.. Lasa tokoa ianao Pasteur. De ty no fahatsiarovana anao farany.. Hafatra farany nomeny Fanahy Masina ho anay rehetra navelanao. Akaiky Jesosy de ho tonga hoy ianao. Miomana hihaona amin'Andriamanitrao. Katsaho ny zavatra any ambony. Voaray ny hafatra. Hanohy ny hazakazaka izahay ka any an-danitra mifankahita🙏🙏🙏 . Misaotra Jesosy nampindrana anay azy. Fenoy hosotra sy hery ihany koa Tompo o reto ekipa missionnaires hanohy ny mission 🙏🙏🙏🙏

  • @andryarivelolova3698
    @andryarivelolova3698 2 ปีที่แล้ว +2

    'Hay mahay mihira be Past. Tantely ! "Hosana ho Anao " . Any izay izy tsy mitsahatra mankalaza Ilay Mpanjakany !🙏

    • @rivoandria7420
      @rivoandria7420 2 ปีที่แล้ว +1

      Tsara timbre vocale i pasitera Tantely izy sy i Solo (hasambarana) no mitovy sady tena nifoha fanahy mahay.mampita tenin Andriamanitra 🙏🙏

  • @harylidon4098
    @harylidon4098 2 ปีที่แล้ว +4

    Shalom ! Voninahitra ho an’i JESOSY . Haleloia ! Mankasitraka Pasteur Tantely amin’izao fampianarana mafonja izao . Ho maro anie ny malagasy hibebaka amin’Anaran’ Jesosy . Amen ! Misaotra JESOSY nampindrana anay ny Mpanomponao nampianatra sy namonjy ny Fanahinay . Amen !
    Maranatha SEIGNEUR JÉSUS ROI DE ROI . AMEN !

    • @mirlovmirlov5826
      @mirlovmirlov5826 2 ปีที่แล้ว +2

      Ndrii. Namela hafatra be. Teny tsisy kilema. Hiasa tokoa anie n'y teny notoriana ary ho maro ny olona voavonjy.
      Kopatanana e. Mbola hifankahita

    • @mirlovmirlov5826
      @mirlovmirlov5826 2 ปีที่แล้ว +1

      Voninahitra ho ani Jesosy

  • @edmondineandriantsiva5378
    @edmondineandriantsiva5378 2 ปีที่แล้ว +7

    Alléluia Amen 🙏💌🌷
    Ndriii Misaotra Tompo nampiandrana an'i Pasteur Tantely anay,
    .nitondra ny Teninao hazahoanay ny fanjakan'ny lanitra.
    Eny Tompo manadalo tokoa hoy Ianao izao rehetra izao, ary mila miomana mandrakariva izahay, satria hoavy tampoka ianao ary any Aminao no tena misy ny mandrakizay. Ataovy mitoetra ary anatinay , ho velona anatinay ka hiainanay Mandrakizay Tompo ny Teninao , alléluia Amen.
    Misaotra indrindra tompoko nizara, tahin'ny Jesosy daholo.🙏

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 2 ปีที่แล้ว +12

    Shalom,
    Rendons grâce à Christ YESHOUA qui nous t’a prêté pendant toutes ces années. Il a repris le sien. Tu es resté fidèle à la Saine doctrine. Tu as conservé les pensées de YESHOUA . Tu as achevé ta course. Nous terminons la nôtre. Veloma vetivety Tantely an ! MARANATHA !

  • @rasoalivelonjatonjatonotef6215
    @rasoalivelonjatonjatonotef6215 2 ปีที่แล้ว +11

    Aleloia amen voninahitra hoany jesosy Kristy irery iany mankasitraka t@fampianarana efa ela no niandrasako any ity fampianarana ity izay Tena hoe mafonja farany t@hafatra PST TANTELY RATSIMBA misaotra any jesosy aho nampindrana anao anay mankasitraka pastera tantely a

  • @harenahajainamahefarimanan9056
    @harenahajainamahefarimanan9056 2 ปีที่แล้ว +6

    Malahelo tokoa, tena tsy hita ny teny mahalaza ny alahelo, misaotra zoky , misaotra tamin ny fampianarana.Nanova zavatra maro teo amin ny fianako tokoa ny fampianarana nomenao hatramin izay.Misaotra Jesosy nampindrana anay azy, fa ny zavatra rehetra dia nataonao satria tsara, tsy takatrin ny sainay fa nefa mino izahay Tompo fa izao no lalana tsara indrindra, veloma zoky Tantely

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa6557 2 ปีที่แล้ว +3

    Amen , Isaorana lehibe hatrany anie Jehovah' Andriamanitra fa mbola notanterahiny ity fotoana lehibe ity, Voninahitra anie ho an Andriamanitra irery ihany Amen, Mankasitraka lehibe indrindra zoky Tantely t@ fitondranao afatran i Jesosy Kristy Tompo, eeee indrisy mantsy fa efa manina be enao sahady aho zany, mafinaritra e foko mihaino e fitorianao zoky be, sambatra anao zay fa vita soa adidinao, mandria am piadanana zoky malala tsy foiko

  • @nellyjudi5251
    @nellyjudi5251 2 ปีที่แล้ว +4

    ♥️♥️♥️♥️ Misaotra anao Tompo @ ny zavatra rehetra. Amen

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 2 ปีที่แล้ว +2

    Dry !!!!
    Ohtra n'y hoe tsy eto an tany tsony Pasteur.
    Misaotra anao Tompo. Fa izy no nametraka n'y zava drehetra eto an tany.
    Nirahinai Pasteur hampianatra anay n'y teniny Tompo rehetra zay tsy fantatra.
    Vita n'y fampianaranao, fa n'y asany mbola eto amintsika...art tdy hadinotsika.
    Tsy hadino daholy ny zava bitany teto amintsika.....Amen

  • @annieandrianjafimahaleonir3272
    @annieandrianjafimahaleonir3272 2 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra Jesosy Kristy nanomezany ny sakaizany dia i TANTELY RATSIMBA tena nanafaka olona maro tao anatiny fombafomba fivavahana
    Misaotra Tompo ny am fotoana rehetra nandalovany teto antany, nitory ny teny tsisy kilema
    Deraina Jesosy Kristy
    Haleloia !

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 2 ปีที่แล้ว +2

    Sambatra ao TOMPO hianao TANTELY . Dia misaotra fampianarana nampitain'i TOMPO natolotrao ho anay . Mino izahay fa tena feno fahasambarana ao TOMPO hianao . Dia manantena mbola ahita anao amin'ny anara -mahery JESOSY KRISTY TOMPO . AMEN

  • @harylidon4098
    @harylidon4098 2 ปีที่แล้ว +1

    Shalom ! Misaotra Jesosy amin’ny Fampianarana rehetra nampitondrainao ny Mpanomponao , ho tonga amin’ny tany lonaka hahavokatra . Amen !
    Jesosy Kristy Tompo sy Mpanjakanay , Hianao anie Hiaro sy Hiahy ireo Vady aman-janak’i Pasteur Tantely . Amen ! Maranatha Jésus ! Shalom !

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 ปีที่แล้ว

    Aleloia.
    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany,ato am-ponay mandrakariva ianao zoky Tantely 😭💔🙏.

  • @andreahjhennie7627
    @andreahjhennie7627 2 ปีที่แล้ว +1

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany,mahatsiaro anao hatrany Pst TANTELY Ratsimba,ao amponay mandrakariva ianao.

  • @faratinamichaella7844
    @faratinamichaella7844 2 ปีที่แล้ว +2

    Nahavita be enao pastora 😢😢😢😥
    Jesosy anie hampahery anay

  • @esteramariana282
    @esteramariana282 2 ปีที่แล้ว +1

    Amen Misaotra an'i Jesosy Kristy @fampianarana farana nampitondrainNAO Ranadaha tantely Ratsimba sy ny miaramiasa ao Jesosy Kristy Tompontsika de vohinatra ho an'i Jesosy Kristy mandrakizay mandrakizay fa tsara tokoa Iaonao sady mpanao ny tsara

  • @olirandriamanantsoa1072
    @olirandriamanantsoa1072 2 ปีที่แล้ว +17

    Misaotra Jesosy fa efa vita fiomanana tokoa ny Irakao nihaona taminao.🙏
    Mankasitraka Tompo fa miharihary étoana fa IRAKAO LEHIBE sady IRAKAO MARINA ZOKY TANTELY ho an'ny Malagasy rehetra ka mba ho isan'ny hakarina avokoa izahay amin 'ny fiverenanao, sady faniriany indrindra ho anay izany.
    Ankehitriny ary dia momana izahay sy ny taranakay Jesosy ny ho amin ny fihavianao araka ny natoron'ny mpanomponao mandrakariva.
    Niantsoantso mafy sy nikiakiaka mafy ny mpanomponao tsy hahavery mandrakizay ny fanahin'ny fianakaviana malagasy. Sady tena maodely iraka solonao ho an'ny mpitondra fivavahana rehetra. Voninahitra anie ho an'i Jesosy.Amen

  • @rivoandria7420
    @rivoandria7420 2 ปีที่แล้ว

    Tena manga feo ty mpanomponao ty jesosy tena efa niomana ny hihaona @Andriamanitra mihintsy pasitera Tantely ka efa any paradisa zao
    Amen

  • @linasamuel09
    @linasamuel09 2 ปีที่แล้ว +2

    💐💐 Nalainy fa azy 💐💐 ny Dera sy ny haja ary ny voninahitra mandrakizay dia ho an'ilay Ray masina sady mahefa irery iany ❤❤❤ alléluia 🕊🕊🕊

    • @norosoarasolofomanana5821
      @norosoarasolofomanana5821 2 ปีที่แล้ว +1

      Eny tokoa nalainy fa azy efa madio sy tanteraka eo anatrehany ka nalainy ho eo @ fa efa nahatanteraka ny asa nampanaoviny azy🙏

  • @lauraratombotiana8480
    @lauraratombotiana8480 2 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra Ray oh ny @ mpanomponao izay nantsoinao.
    Tafio ny herinao mahagaga ireo fianakaviany sy ny mpiara-miasa @ Pst Tantely.
    Efa ela no niandrasako ity fihaonambe ity. Mankasitraka tompoko. Shalom
    Voninahitra ho an'i Jesosy.

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 2 ปีที่แล้ว +3

    Olony fanahy Masina ianao Pasteur 🙏
    Sambatra ao amn Tompo

  • @raharimalalaescarida5393
    @raharimalalaescarida5393 2 ปีที่แล้ว +1

    Amen deraina jesosy aleloa amen misoatra @ fampaherezana tena mankasitra ee aka isika rehetra samy hitazona ny teny izay nafafy iziao tena mafy onja be izao aoka samy handinitena fa teny marina izao lazainy paster voninatra hoany jesosy irery iany amen aleloa

  • @lalainatsiory4710
    @lalainatsiory4710 2 ปีที่แล้ว +3

    TSARA MARINA TOKOA JESOSY ,MISAOTRA NY HAFATRA NNAMPITONDRAINAO AN I PASTEUR TANTELY JESOSY A AMENA ALELUYAH,VELONA SY MAHERY NY TENIN ANDRIAMANITRA AMENA ALELUYAH

  • @bettyraony6156
    @bettyraony6156 2 ปีที่แล้ว +5

    Amen ❤❤

  • @rondroratsimba811
    @rondroratsimba811 2 ปีที่แล้ว +1

    Amen! Merci Jésus pour cet enseignement qui reste pour nous🙏
    Mbola hihaona…..

  • @masiniainaniela
    @masiniainaniela 2 ปีที่แล้ว

    Amen Amen!!Deraina ny Tompo @ Teniny, mankasitraka nizara tato @ you tube, Misaotra any Tompo t@ nampindraminy any Pasteur Tantely , voaray ny hafatra, mankasitraka Pasteur, tsarona fona ianao , tsy adino fampianaranao , mbola hiaona isika Pasteur a!! Mbola malaelo za mbola latsaka ny ranomaso , nefa atao ahona fa tsy maintsy manaiky

  • @hanitriniainaranarison4112
    @hanitriniainaranarison4112 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaora amin'ny zavatra rehetra...
    Tena isaorako ny Tompo fa nampianatra sy nanoro ahy ny fahamarinana ny amin'ny fiarahana amin''Andriamanitra ny Mpanompony Pasteur Tantely Ratsimba

  • @hrasoaniana1472
    @hrasoaniana1472 2 ปีที่แล้ว +3

    Nahatanteraka n mission nanirahanao azy izy Jesosy , misaotra ndrindra Tompo

  • @volatianaharisoa1840
    @volatianaharisoa1840 2 ปีที่แล้ว

    Amen Misaotra Jesosy kristy Tompo AMEN😘

  • @pulcheriehantanirina2613
    @pulcheriehantanirina2613 2 ปีที่แล้ว

    Ndriii! Ekena Jesôsy ny fandaharana nataonao! Voninahitra hoanao! Jereo manokana ny vady amanjanany ary ataovy velona ao anatinay rehetra ilay teny tsy misy kilema avy aminao. Misaotra t@ nanomezanao azy hanohy ny asanao tety!

  • @rafaraline247
    @rafaraline247 2 ปีที่แล้ว

    Aleloia amen misaotra jesosy fa mbola tanteraka izao fitoriana lehibe izao mankasitraka pasteur enganie samby hieritreritra tsara @ teny zay nafafy Ary hitonga fanafahagna lehibe hoanolona rehetra amen

  • @promobile1819
    @promobile1819 2 ปีที่แล้ว

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany amen🙏

  • @lalainatienhandriamampiono3787
    @lalainatienhandriamampiono3787 2 ปีที่แล้ว

    Akaiky Jesosy dia ho avy eny @ rahon'ny lanitra rey olona. Ndao hibebaka sy hifikitra Aminy, hanakaiky Azy bebe kokoa Isan'andro. Mba hangetaheta ny Tenin'Andriamanitra foana anie isika. Mahereza daholo tompoko. Hihaona eny @ rahon'ny lanitra anie isika. Jesosy anie homba ny vadin'i Pasitera sy ny zanany

  • @zoaranantenainarandriambol225
    @zoaranantenainarandriambol225 ปีที่แล้ว

    Misaotra Tompo tamin ny teny rehetra izay nampitondrainy ity mpanompony ity

  • @mickananta1376
    @mickananta1376 2 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra an'i Jesosy t@ nampindramany antsik an pasteur Tantely, Izy anie hitahiry antsik rehetra. Ndao hisaina ny zavatra any ambony araky ny hafatra farany fa mandalo zao fiainana izao.
    Jesosy anie no omem'boninahitra

  • @kostkanieella2463
    @kostkanieella2463 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra Jesosy a misaotra😇❤🤲

  • @projecta2632
    @projecta2632 2 ปีที่แล้ว +1

    Amen 🙏🙏🙏

  • @andretsehenoholytatiana1925
    @andretsehenoholytatiana1925 2 ปีที่แล้ว

    Tahin i Jesosy ny vady amanjanany ary ny ranadahy rahavavy rehetra mpiara miasa taminy.🙏

  • @joedirdm6405
    @joedirdm6405 2 ปีที่แล้ว +1

    Amen Amen !!!

  • @andreahjhennie7627
    @andreahjhennie7627 2 ปีที่แล้ว

    Ndriiiiiiiiii fiarahana farany t@ pst Tantel 🥲

  • @pouminaaycham.kambana4208
    @pouminaaycham.kambana4208 2 ปีที่แล้ว

    Velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra 😍

  • @ionarakotondrabe7235
    @ionarakotondrabe7235 2 ปีที่แล้ว

    amen

  • @lalainatsiory4710
    @lalainatsiory4710 2 ปีที่แล้ว

    MANANTENA IZAHAY FA MBOLA ITOHY HATRANY NY ASAN TOMPO ARY MBOLA HAMPIASA ANAREO MIHOATRA ANIE JESOSY KRISTY AMENA ALELUYAH

  • @lalainatsiory4710
    @lalainatsiory4710 2 ปีที่แล้ว

    ALELUYAH JESOSY OOO AMENA

  • @moniquelabelle5348
    @moniquelabelle5348 2 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra JESOSY KRISTY noho ny @ mpanomponao, IANAO no nanome ary IANAO koa no maka isaorana anie ny Anaranao TOMPO, voninahitra ho anao RAY @ anaran'i JESOSY AMEN !

  • @joiscaveronique5971
    @joiscaveronique5971 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka anw zoky Tantely Ratsimba ny Fitoriana nataonao .
    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany izan

  • @floraratoi1120
    @floraratoi1120 2 ปีที่แล้ว

    Atraminy zao mbola tsy mino mankasitraka pasteur

  • @pouminaaycham.kambana4208
    @pouminaaycham.kambana4208 2 ปีที่แล้ว

    Manantena aho fa mbola hihaona aminao any aminy fitsenana an'i JESOSY zoky Tantely , sambatra izy fa vita asa , ny ahy sy anao zao tavela

  • @malalabarro6713
    @malalabarro6713 2 ปีที่แล้ว

    Fampianarana tsy misy kilema

  • @taniahroms9092
    @taniahroms9092 2 ปีที่แล้ว

    Amen 🙏🙏