Lala RATOVOHERY
Lala RATOVOHERY
  • 71
  • 383 851
Torolalana hahazoana tanjam-panahy (2024)
ROMANA 12:1-2
"Koa amin'izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindram-pon'Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina, sitrak'Andriamanitra, dia fanompoam-panahy mety hataonareo izany. Ary aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao; fa miovà amin'ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon'Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina"
มุมมอง: 308

วีดีโอ

Miaina ny tenin'Andriamanitra
มุมมอง 4903 หลายเดือนก่อน
Toriteny fampaherezana mahakasika ny fomba tokony entin'ny mpino miatrika ny hazakazaka eo ampiandrasana ny fiverenan'i Jesosy indray eny amin'ny rahon'ny lanitra.
Ny fiverenan'i Jesosy
มุมมอง 4654 หลายเดือนก่อน
Matio 24:13 "Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena"
Ny mahasarobidy ny fanahy maha-olona
มุมมอง 5237 หลายเดือนก่อน
APOKALYPSY 20:12-15 "Ary nahita ny maty aho, na ny lehibe na ny kely, nitsangana teo anoloan'ny seza fiandrianana; ary novelarina ny boky; ary nisy boky iray koa novelarina, dia ny bokin'ny fiainana izany; ary ny maty dia notsaraina araka izay zavatra voasoratra teo anatin'ny boky, araka ny asany. Ary ny ranomasina dia namoaka ny maty tao anatiny; ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita namo...
Mifanerasera amin'Ilay Mpahary anao
มุมมอง 1.3Kปีที่แล้ว
MARKA 18:1 "Ary Jesosy nilaza fanoharana taminy, fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka ..."
Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian'ny fahalalana
มุมมอง 805ปีที่แล้ว
HOSEA 4:6 "Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian'ny fahalalana. Satria ianao efa nandà ny fahalalana, dia mba holaviko kosa tsy ho mpisoroko intsony; Ary efa nanadino ny lalan'Andriamanitrao ianao, ka dia mba hohadinoiko kosa ny zanakao."
Ny hasarobidin'ny FAMONJENA
มุมมอง 1.4K2 ปีที่แล้ว
1 Jaona 1:7-9 "Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra. Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika. Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka a...
Fanoharana nataon'i Jesosy ny amin'ny voa nafafy
มุมมอง 8562 ปีที่แล้ว
Marka 4:14-20 "Ny mpamafy dia mamafy ny teny. Ary ireto no ilay teo amoron-dalana, dia izay amafazana ny teny, fa rehefa nandre izy, dia avy miaraka amin'izay Satana ka manaisotra ny teny izay nafafy tao aminy. Ary tahaka izany koa, ireto no ilay voafafy teny amin'ny tany marivo ambony vatolampy, dia izay mandre ny teny ka malaky mandray izany amin'ny hafaliana; nefa tsy manam-paka ao anatiny i...
Ny fiainana mandrakizay
มุมมอง 1.1K2 ปีที่แล้ว
Deotoronomia 30:19 "Miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona aminareo fa efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana; koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona ianao sy ny taranakao"
Ny fahavalon'ny mpino sy ny fomba entina manohitra izany
มุมมอง 1.8K2 ปีที่แล้ว
EFESIANA 6:12 "Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-drà, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra"
Fanatanjahana ny finoana
มุมมอง 2.4K2 ปีที่แล้ว
Hebreo 11:1 "Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita."
Ho vavolombelony hatramin'ny faran'ny tany
มุมมอง 1.1K2 ปีที่แล้ว
Asan'ny Apostoly 1:8 "Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany."
Fijoroana vavolombelona
มุมมอง 2.3K2 ปีที่แล้ว
Asan'ny Apostoly 1:8 "Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany."
Fiambenana sy fiomanana
มุมมอง 1.9K2 ปีที่แล้ว
1 Tesaloniana 4:16-17 "Fa ny tenan'ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin'ny fiantsoana sy ny feon'ny arikanjely ary ny trompetran'Andriamanitra, ka izay maty ao amin i Kristy no hitsangana aloha; ary rehefa afaka izany, dia isika izay velona ka mbola mitoetra no hakarina hiaraka aminy ho eny amin'ny rahona hitsena ny Tompo any amin'ny habakabaka; dia ho any amin'ny Tompo mandrakariva isika."
Mafana, matimaty sa mangatsiaka, aiza no misy anao?
มุมมอง 1K2 ปีที่แล้ว
APOKALYPSY 3:14-22 " .... Fantatro ny asanao, fa tsy mangatsiaka na mafana ianao; aleo ho mangatsiaka na ho mafana ianao. Fa satria matimaty ianao ka tsy mafana na mangatsiaka, dia efa haloan'ny vavako ianao ...."
Mandrava fiarovana mafy
มุมมอง 2.2K2 ปีที่แล้ว
Mandrava fiarovana mafy
Nitondra ny rofy rehetra IZY
มุมมอง 2.1K2 ปีที่แล้ว
Nitondra ny rofy rehetra IZY
TSY MIOVA JESOSY (fijoroana vavolombelona)
มุมมอง 1.7K2 ปีที่แล้ว
TSY MIOVA JESOSY (fijoroana vavolombelona)
Ny Mandrakizay
มุมมอง 1.2K2 ปีที่แล้ว
Ny Mandrakizay
Andriamanitra MAHAGAGA
มุมมอง 2K2 ปีที่แล้ว
Andriamanitra MAHAGAGA
Miaramila tsaran’i Kristy Jesosy
มุมมอง 2.5K4 ปีที่แล้ว
Miaramila tsaran’i Kristy Jesosy
Miorena tsara, aza miova
มุมมอง 4K4 ปีที่แล้ว
Miorena tsara, aza miova
Kristiana nefa tsy mahatsapa ny fisian'i Jesosy ao anaty akory
มุมมอง 2K4 ปีที่แล้ว
Kristiana nefa tsy mahatsapa ny fisian'i Jesosy ao anaty akory
Fijoroana vavolombelona Mme Lucette BOTRALAHY (2020)
มุมมอง 3.7K4 ปีที่แล้ว
Fijoroana vavolombelona Mme Lucette BOTRALAHY (2020)
Aoka ho fenoina ny Fanahy
มุมมอง 1.4K4 ปีที่แล้ว
Aoka ho fenoina ny Fanahy
Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay
มุมมอง 2.1K4 ปีที่แล้ว
Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay
Miomàna hihaona amin'Andriamanitrao
มุมมอง 2.4K4 ปีที่แล้ว
Miomàna hihaona amin'Andriamanitrao
FIADIANA OMEN'ANDRIAMANITRA
มุมมอง 4K5 ปีที่แล้ว
FIADIANA OMEN'ANDRIAMANITRA
"Fahano ny ondriko" Jaona 21: 15-17
มุมมอง 2.4K5 ปีที่แล้ว
"Fahano ny ondriko" Jaona 21: 15-17
Miorena tsara, aza miova
มุมมอง 9K6 ปีที่แล้ว
Miorena tsara, aza miova

ความคิดเห็น

  • @HfhgGfg-bk9rn
    @HfhgGfg-bk9rn 13 วันที่ผ่านมา

    Amen 🙏🏻 misaotra jesosy

  • @HfhgGfg-bk9rn
    @HfhgGfg-bk9rn 18 วันที่ผ่านมา

    Amen Amen 🙏🏻 misaotra jesosy malala @ famonjena ❤

  • @HfhgGfg-bk9rn
    @HfhgGfg-bk9rn 19 วันที่ผ่านมา

    Amen 🙏🏻 voninahitra hoany Andriamanitra irery Amen

  • @lalaandrianarisoa
    @lalaandrianarisoa 2 หลายเดือนก่อน

    Mampahery be ny témoignage nao mme Lucette deraina ny Tompo

  • @michelandriantsizafy
    @michelandriantsizafy 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra Tompoko tamin’ny fizarana, fampianarana , fampaherezana , Andriamanitra hamaly fitia anao,thJesosy ô 🙏🏼❤️

  • @cintsmati5009
    @cintsmati5009 3 หลายเดือนก่อน

    Ameen Ameen mankasitraka sy,misaotra Anao bedebe Pasteur tena tsapako feno Aimpanahy bedebe aho mihaino toriteny isanandro❤❤❤❤Misaitra JESOSY oooo

  • @ascfaascfa9309
    @ascfaascfa9309 3 หลายเดือนก่อน

    Amen 🙏 Mankasitrak indrindra pasteur @ fampianarana

  • @cintsmati5009
    @cintsmati5009 3 หลายเดือนก่อน

    Amen Amen❤❤Misaotra JESOSYooo❤❤❤

  • @racinecarre2025
    @racinecarre2025 3 หลายเดือนก่อน

    Misaotra zoky❤

  • @ascfaascfa9309
    @ascfaascfa9309 3 หลายเดือนก่อน

    Amen Mankasitrak indrindra pasteur 🙏❤

  • @user-kz6yv4tk6n
    @user-kz6yv4tk6n 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra tompoko amin'ny Tenin'Andriamanitra , thJesosy 🙏🏻❤🔥

  • @mariethereserabakolimihant4640
    @mariethereserabakolimihant4640 3 หลายเดือนก่อน

    AMEN' 🙏🙏♥️

  • @radorakotobe5034
    @radorakotobe5034 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko

  • @RabengodonaRABEHAJAINA
    @RabengodonaRABEHAJAINA 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotra t@ fizarana

  • @edouardfirminrolland7738
    @edouardfirminrolland7738 4 หลายเดือนก่อน

    Deraina ny Tompo Jesosy ❤

  • @maevahandriamampiadana7777
    @maevahandriamampiadana7777 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotra indridra tompoko manaiky fitaovana tompo, mbaa iverenako ao tompo indray

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 4 หลายเดือนก่อน

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏 . Misaotra Tompo nohon'ny famindramponao amen ✝️🛐🙏

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 4 หลายเดือนก่อน

    VONINAHITRA HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY . Mankasitraka tompoko . AMEN

  • @Sophia-bb6kb
    @Sophia-bb6kb 4 หลายเดือนก่อน

    Amen Misaotra indrindra @ fampianarana sy fampaherezana ,tahin Tompo 🙏

  • @user-jp3sv3ht8h
    @user-jp3sv3ht8h 5 หลายเดือนก่อน

    Voninahitra ho AN'ANDRIAMANITRA irery ihany Amen

  • @RaphaelaRaphaela-jw7qj
    @RaphaelaRaphaela-jw7qj 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra JESOSY fa mamangy ahy Ianao

  • @ascfaascfa9309
    @ascfaascfa9309 6 หลายเดือนก่อน

    Amen🙏 Nohony fitiavanao ahy tsy ho very nanoloranao ainao Jesosy oo🙏Mankasitrak indrindra pasteur

  • @chrra9898
    @chrra9898 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra ny nizara tompoko ! AMEN

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 7 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka Tompoko 🙏💖 Misaotra an'Tompo lehibe ny @ mbola hanirahany ny mpanompony hizara ny filazantsara 🥰🥰😍😍

  • @chrra9898
    @chrra9898 7 หลายเดือนก่อน

    AMEN

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 7 หลายเดือนก่อน

    Hmmmm 🤔🤔🤔 Mankasitraka indrindra tompoko tena manongon_tena mampanontany tena ny tenin'ANDRIAMANITRA nozarainao , Misaotra an'Tompo lehibe isika fa mbola velon'aina androany maheno ny fampianaran' ny MPANOMPONY 💖🙏

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 7 หลายเดือนก่อน

    Misaotra 🙏 mankasitraka indrindra tompoko @ hafatra 💖

  • @christiang3556
    @christiang3556 7 หลายเดือนก่อน

    Daraina Jesosy

  • @chrra9898
    @chrra9898 7 หลายเดือนก่อน

    Misaotra tompoko nizara voninahitra hoan'Andriamanitra

  • @christiang3556
    @christiang3556 7 หลายเดือนก่อน

    Misaotra tompoko nizara voninahitra hoan'Andriamanitra

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 10 หลายเดือนก่อน

    Raha tsy mahadiso.. Midy olonamihesonave ?

  • @bodoharisoaravoavahy5238
    @bodoharisoaravoavahy5238 10 หลายเดือนก่อน

    Miarahaba tompoko. Azo atao tsara ve le mifoka sigara sy ny sisa?

  • @Sophia-bb6kb
    @Sophia-bb6kb 10 หลายเดือนก่อน

    Salama daholo, Misaotra indrindra @ fampianarana fa tena mampahery sy mahasoa tsy misy toriteny vaovao intsony ve azafady 🙏🙏🙏

  • @VaoJEAN-cs3du
    @VaoJEAN-cs3du 10 หลายเดือนก่อน

    Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany ,misaotra pasteur fa tena mapifoha ny saiko arapanahiko ny toriteny zarainao ,Amen

  • @rorari59
    @rorari59 10 หลายเดือนก่อน

    ❤AMEN

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 11 หลายเดือนก่อน

    Io An/tra lazainao io ve Dia i Yahveh ? Yahveh io ve manana ny Fanjakany. Na koa hoe tompon ny fahefana eto an tany sy ny eny am univers reetra ? Jesus ve lazainao fa zanaky Jehovah...sa hoe fruit d'imagination fotsiny no nitenenanao hoe zanaky Jehovah i Jesus Amen !

  • @user-ny5el4vl2t
    @user-ny5el4vl2t 11 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤❤

  • @user-ny5el4vl2t
    @user-ny5el4vl2t 11 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka

  • @harimanjakavoahirana3714
    @harimanjakavoahirana3714 11 หลายเดือนก่อน

    mankasitraka anao rahalahy lala

  • @fanoanjara
    @fanoanjara ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @iadjahandriamihaja
    @iadjahandriamihaja ปีที่แล้ว

    Faly be za naheno ny témoignage nao. Mirary ny soa sy ny tsara e.

  • @user-fx2od9wv2z
    @user-fx2od9wv2z ปีที่แล้ว

    mafy loatra ilay music de fond tompoko

  • @micahdobehmikah2779
    @micahdobehmikah2779 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka feno Tompoko fa tena mihaino tsara ary mangataka ny herin ny Fanahy Masina hiasa mahery ao anaty mihitsy mba hanoka dalana ! misaotra Pasteur!!!!

  • @mariethereserabakolimihant4640
    @mariethereserabakolimihant4640 ปีที่แล้ว

    ALElOIA!

  • @mariethereserabakolimihant4640
    @mariethereserabakolimihant4640 ปีที่แล้ว

    AMEN 🙏♥️

  • @mariethereserabakolimihant4640
    @mariethereserabakolimihant4640 ปีที่แล้ว

    AMEN 🙏🙏🙏♥️♥️♥️ ALELOIA'

  • @rakotoarisonfehizoroandria3871
    @rakotoarisonfehizoroandria3871 ปีที่แล้ว

    Misaotra Ray.Amen

  • @rakotoarisonfehizoroandria3871
    @rakotoarisonfehizoroandria3871 ปีที่แล้ว

    Misaotra Tompo mananatra ahy. Amen

  • @misoumisou8453
    @misoumisou8453 ปีที่แล้ว

    Voninahitra hoan Andriamanitra ,ho tahiny Andriamanitra nahary ny lanitra sy tany anie zoky nitory teny Andriamanitra homba anao sy hitahy anao sy ankohonanao