Fijoroana vavolombelona

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 6 ก.พ. 2025
  • Asan'ny Apostoly 1:8
    "Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany."

ความคิดเห็น • 6

  • @michelandriantsizafy
    @michelandriantsizafy 9 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra Tompoko tamin’ny fizarana, fampianarana , fampaherezana , Andriamanitra hamaly fitia anao,thJesosy ô 🙏🏼❤️

  • @Sophia-bb6kb
    @Sophia-bb6kb ปีที่แล้ว

    Salama daholo,
    Misaotra indrindra @ fampianarana fa tena mampahery sy mahasoa
    tsy misy toriteny vaovao intsony ve azafady 🙏🙏🙏

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 2 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitra tompoko t@ fijoroanao vavolombelona,fa tena mampahatanjaka ny fiainana aram-panahy,mitomboa fahasoavana mandrakariva,🙌.
    Matoky sy mino ary manaiky Anao ho Tompo sy Mpamonjy ahy aho Tompo aleloia amen amen amen ✝️🛐🙏

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka tompoko ny @ fijoronao vavolombelona ny TOMPO hampitombo hosotra hatrany 🙏❤️

  • @rakotoarisonfehizoroandria3871
    @rakotoarisonfehizoroandria3871 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra Ray.Amen

  • @radorakotobe5034
    @radorakotobe5034 10 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko