Misaotra betsaka tompoko ny nizara fa tena miasa ny Tompo am alalan ' ny mpanompony. Tsy par hasard no nahitako ity toriteny ity fa tena avy am Tompo . Tahin i Jesosy 🙏🙏🙏
Tahian Tompo ianao Zoky , anisan ny nivoky ny fampianarana nomenao tao aAmbalavao Isotry isak Alarobia , Antanimena antsinanana ….tsy miova tokoa ny Tompo ary mahay zava Mahagaga tsy takatry ny Saina dia zay mbola tsy hitan ny maso ary tsy mbola ren Sofina no omeny sy homaniny ho antsika
Merci Seigneur Amen 🙏
Misaotra Jesosy Mahery. Misaotra amin'i Fijoroana vavolombelona topoko, Tahin'i Jesosy
Shalom.
Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay . Hebreo 13: 8 . AMEN ! RAISIKO
Témoignages tena mampianatra sy manome Fanantenana velona ao amin ' Jesosy Kristy
Fizarana mampahery sy mampianatra amin autorité de la Parole.
Fizarana miampy Tenin ’ Andriamanitra : Fanahy sy Fiainana. . Misaotra indrindra ny amin vavaka . Misaotra Tompoko
Maranatha !
Misaotra betsaka tompoko ny nizara fa tena miasa ny Tompo am alalan ' ny mpanompony. Tsy par hasard no nahitako ity toriteny ity fa tena avy am Tompo . Tahin i Jesosy 🙏🙏🙏
Misaotra tompoko nizara voninahitra hoan'Andriamanitra
Misaotra Jesosy t@ alalan’ny Ity mpanomponao nanome fampaherezana, hery sy tanjaka fa ianao dia Andriamanitra mahagaga.
Merci mon frère de parlé la vérité de la parole de Dieu que la grâce du Seigneur est avec vous et votre famille
Mankasitraka tompoko.. Mampahery sy mampianatra be. Miandry fampianarana hafa sy fijoroana vavolombelona hatrany. Ny Tompo homba anao
Misaotra mizara sy mankatoa ny didy nomen’ny Tompo!
Tahian Tompo ianao Zoky , anisan ny nivoky ny fampianarana nomenao tao aAmbalavao Isotry isak Alarobia , Antanimena antsinanana ….tsy miova tokoa ny Tompo ary mahay zava Mahagaga tsy takatry ny Saina dia zay mbola tsy hitan ny maso ary tsy mbola ren Sofina no omeny sy homaniny ho antsika
Amen
Andriamanitra masina izy no Tompo n'y andro s'y n'y fiainana mandrak'izay
Misaotra Zoky a
Azafady tompoko. Mangataka ny numéro de téléphone na adresse mail an i Zoky Lala tompoko. Mba maika azafady indrindra.
Miarahaba tompoko!
Email: ratovoherylala@gmail.com
Phone: +261340408028
@@lalaratovohery7061.Finaritra Tompoko. Voaray. Efa nisy mail nalefako. Mankasitraka tompoko.