Misaotra betsaka tsy mikely aina mampianatra. Mila zaraina amin’ny hafa izany hafatra izany fa tena zava-dehibe. Izany marina no tena atao hoe fiainam-bavaka. Isika no tena mila mifanerasera amin’ny Tompo satria isika no mila hery fa tsy ny Tompo. Tombon-tsoa ho antsika ny mivavaka fa tsy ho an’ny Tompo. Fantany izany satria Izy no nahary antsika Ka izay no antony hanentanany antsika hivavaka, hifanerasera Aminy. Amen 🙏
Voninahitra hoan Andriamanitra ,ho tahiny Andriamanitra nahary ny lanitra sy tany anie zoky nitory teny Andriamanitra homba anao sy hitahy anao sy ankohonanao

Ho AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY VONINAHITRA. AMEN. Misaotra sy mankasitraka indrindra tompoko fampianarana.
Misaotra Tompo mananatra ahy. Amen
Misaotra tompoko nizara voninahitra hoan'Andriamanitra
Voninahitra hoan Andriamanitra ,ho tahiny Andriamanitra nahary ny lanitra sy tany anie zoky nitory teny Andriamanitra homba anao sy hitahy anao sy ankohonanao
Misaotra tompoko @fampatsiarovana @izao vanin'andro farany izao. Ilaina tokoa ny mampihatra ny fahamarinan'ny Soratra Masina. Tena fiainana Jesosy!
Misaotra 🙏 mankasitraka indrindra tompoko @ hafatra 💖