Miaramila tsaran’i Kristy Jesosy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • 2 Timoty 2:3
    "Miaraha miaritra ny mafy amiko ianao tahaka ny miaramila tsaran’i Kristy Jesosy."

ความคิดเห็น • 15

  • @reineravahialinarivo8266
    @reineravahialinarivo8266 4 ปีที่แล้ว

    AMEN

  • @bakomalalaratiaray4961
    @bakomalalaratiaray4961 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra tompoko! Velona Jesoa! Tsara Izy!

  • @CCBIONLINE10
    @CCBIONLINE10 3 ปีที่แล้ว

    Tmj

  • @sylrabet7943
    @sylrabet7943 3 ปีที่แล้ว

    Ahoana moa Zoky ilay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra. Misaotra indrindra . Amen

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 4 ปีที่แล้ว

    Shalom
    Marina izany! Ny FOMBA FOMBA MPIVAVAHANA tsy mahavonjy, ny fahalalana tsy ampy....
    NY FANAHIMASIN' ANDRIAMANITRA nomena antsika, monina ao amintsika, ny FIADINA nomen 'nyTompo....
    MIsaotra amin 'fizaran'ny Tenin ' ANDRIAMANITRA, ny fampaherezana, tena sakafo sahaza izao toetra andro izao
    Merci beaucoup pour l'exhortation , le partage de la SAINE DOCTRINE,
    Aminao sy ny ankohonanao ny FIADANAN' NY TOMPO
    MARANATHA !

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko fa tena ilaina ny fampianarana toa izao.🙏🙏

  • @alexismasley2112
    @alexismasley2112 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka
    Ny tompo annie homba ntsika mandrakizay
    Amen💝💝💝

  • @olidaharisoafelaniainaraza9952
    @olidaharisoafelaniainaraza9952 4 ปีที่แล้ว +1

    AMEN! DERAINA NY TOMPO. Misaotra betraka ry Dadatoa. TAHIN'NY TOMPO ☺

  • @miaryrajaofera8245
    @miaryrajaofera8245 4 ปีที่แล้ว

    Velona Jesosy . Mankasitraka zoky Lala

  • @ravinala958
    @ravinala958 4 ปีที่แล้ว

    ⚘🍃🍂tsara ny Tompo ❤

  • @rabakosasah1936
    @rabakosasah1936 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka. Ray amandreny. @ fampianarana Tompo anie hiomba anao isan andro

  • @misoumisou8453
    @misoumisou8453 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsapako mintsy Fa hianao tsy hé hiady misy mandrangitra sy sns

  • @mamyrazakamanantsoa9928
    @mamyrazakamanantsoa9928 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @bakomalalaratiaray4961
    @bakomalalaratiaray4961 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra ny @ fizarana.Velona Ny Tompo

  • @bakomalalaratiaray4961
    @bakomalalaratiaray4961 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra tompoko! Velona Jesoa! Tsara Izy!