Fanatanjahana ny finoana

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 15 ก.ค. 2022
  • Hebreo 11:1
    "Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita."

ความคิดเห็น • 10

  • @mariethereserabakolimihant4640
    @mariethereserabakolimihant4640 3 หลายเดือนก่อน +1

    AMEN' 🙏🙏♥️

  • @elodiepetit268
    @elodiepetit268 2 ปีที่แล้ว

    tahin'Atra hatrany ianao pasteur misaotra jesosy Kirsty indray Fa nahazo fampahereza Avy amin'i alalanao nampiakatra finoko , Ary mivavaka hatrany hoanao pasteur mba hanomezan'Atra herin'i hatrany 🙏

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 ปีที่แล้ว

    AMEN ! Mankasitraka indrindra pasteur fizaranao tenin'Andriamanitra .

  • @ramah634
    @ramah634 2 ปีที่แล้ว

    Shalom Zoky Làla, mankasitraka hatrany @fizaràna ny sakafom-panahy tompoko. Ny fahasoavan'i Tompo anie ho aminao sy ny ankohonanao hatrany ary ny voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany. 🙏

  • @nofyandriantsizafy9939
    @nofyandriantsizafy9939 2 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka indrindra tompoko amin'ny fizarana ny Tenin'Andriamanitra, manonona ny fiadanan'i Tompo 🙏🏽❤🔥🔥🔥

  • @rorari59
    @rorari59 10 หลายเดือนก่อน

    ❤AMEN

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 2 ปีที่แล้ว

    Ezechiel
    Misaotra indrindra frère Lala
    Shalom

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 2 ปีที่แล้ว

    Tena elabe no niandrasana ny toriteninao Pasitera. Mankasitraka ary mangataka mba hoalefa matetika amizay.

  • @lisarama
    @lisarama 2 ปีที่แล้ว +1

    Fiadanana Pastera elaela tokoa ianao Misaotra ny Tompo fa mampaery ny fampianaranao ny Tompo anie homba anao mandrakariva ❤️🙏🏽

  • @user-fx2od9wv2z
    @user-fx2od9wv2z ปีที่แล้ว

    mafy loatra ilay music de fond tompoko