Andriamanitra MAHAGAGA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 9

  • @leaelisatrasoanirina7730
    @leaelisatrasoanirina7730 3 ปีที่แล้ว +3

    Voninahitra ho an'Andriamanitra VELONA

  • @lampsaltlight
    @lampsaltlight 3 ปีที่แล้ว +4

    AMEN 🙏 Voninahitra ho an’Andriamanitra! Misaotra fa tena niteny amiko Jesosy t@ alalan’ny ity hafatra ity. Na @ ilay resaka fitoriana vavolombelona na dia olona iray ihany aza, na @ ilay marary, misy marary mihitsy izahay ao @ ankohonana.

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 3 ปีที่แล้ว +3

    Shalom,
    Amen ! Faly mahita anao indray , misaotra betsaka amin fizarana / témoignage, mampitombo finoana sy mampahery amin izao andro sarotra izao. Sakafo amin izao toetra andro efa hiditra amin andro mahory izao tontolo izao , fa ny Mpampakatra koa efa ho avy tsy ho ela haka ny Fofombadiny. Amen !
    Misaotra ny amin Jérémie 32:27,
    Jean 14: 23 , Éphésiens 6: 11....
    An ’ Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra. Misaotra Tompoko
    Maranatha !

  • @ramah634
    @ramah634 3 ปีที่แล้ว +1

    Shalom, mankasitraka zoky Làla ny @sakafom-panahy sy ny hafatra izay nozarainao, hoy ny Ohab.4:22 [ Fa aina ho an'ny mahazo azy izy ary fahasalamana ho an'ny nofony rehetra.] Marina ara-bakiteny io. Ho an'Andrialnitra irery hatrany anie ny voninahitra. Amen! 🙏

  • @elodiepetit268
    @elodiepetit268 2 ปีที่แล้ว

    Makasitra indrindra tompoko Dia misaotra jesosy Kirsty fa tsy misy zavamahagaga Izay Tsy hain'i tokoa , rehef Mino Azy sy manaraka tsotra tahaka ny Zaza mirary fahasoavan'Atra sy fitahin'atra hatrany 🙏

  • @mometetudianteenifsi
    @mometetudianteenifsi 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra ny mpanompon Andriamanitra nitondra ny teniny!!

  • @thereselouchart-brossard6262
    @thereselouchart-brossard6262 3 ปีที่แล้ว

    Que le Seigneur vous bénisse et la grâce Du Seigneur est avec vous et votre famille

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka feno Tompoko fa tena mihaino tsara ary mangataka ny herin ny Fanahy Masina hiasa mahery ao anaty mihitsy mba hanoka dalana ! misaotra Pasteur!!!!

  • @annieandrianjafimahaleonir3272
    @annieandrianjafimahaleonir3272 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra tompoko fa tena mampahery Voninahitra ho an'Andriamanitra