Ny Mandrakizay

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ส.ค. 2021
  • Deoteronomia 30:19
    "Miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona aminareo fa efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana; koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona ianao sy ny taranakao"

ความคิดเห็น • 5

  • @lampsaltlight
    @lampsaltlight 3 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra mitory ny fahamarinana! Tena mankasitraka! Ho an’ Andriamanitra ny voninahitra fa Izy no mampiasa anao izay mpanompony mahatoky. Hallelujah!

  • @lydiarazafiharilala1622
    @lydiarazafiharilala1622 3 ปีที่แล้ว +1

    Aleloiaaaaa,Voninahitra ho an'Andriamanitra,mankasiaka tompoko tamin'ny fizarana,mitomboa hatrany amin'i fahasoavany i Jesosy Kristy Tompotsika .tena mampahery sy manangana fona ny tenin'Andriamanitra

  • @liloopuce1
    @liloopuce1 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra ny Tompo nanome Pasitera miteny ny fahamarinana. Ho anao irery ihany Jesosy Kristy ny voninahitra mandrakizay.

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 2 ปีที่แล้ว

    Fahasoavana ny maheno fampianarana toa izao. Tena mampandroso@ fanarahana ny Tompo.... Mankasitraka feno tompoko
    Ny Tompo anie homba anao.