Félicitations capitaine Siteny R dia mba aoka tsy hisaratsaraka fa mba hiray hina arak'ilay teny filamatra hoe :firaisa-kina. Mahaleova mahatanteraka tompoko. Amen !
Zany mitsy tompoko , refa te handrava tokantranon'olona de kitikitihina ny vadiny ahodina, toy izany ko firenena raha tiana ampahatraina de potehina ny fanabeazana ny fampianarana de
Bravo et félicitations Siteny pour cette victoire " haut les mains ". Tu as su défendre, comme il se doit, les intérêts de la population de Toliara. Bon vent à toi pour apporter un vent nouveau puis transformer en bien l'image négative de cette ville dite ville du Soleil.
Marina sy mety ny resakao Député Siteny, ny mpanaratsy an'i Ravalomanana dia hoe tsy tia cotier nefa nazava tsara fa nivaha resaka JIRAMA, ny centralisation nataony hoy ianao , 👍
Arabaina rananda efa lany enao vakina fotsiny a mirary ny soa sy tsara ho anao sy fianakavinao ray matolo lavitry ny asa maizy enao mino zahay malagasy fa hinjoro @ famarina ianao fa tsy hiray pentsapetsa miaraka @ reo padika lalana inao masina tanindrazan Madagascar tsika 🇲🇬🙏
NAMPAHANTRAINA ...... MANIPULATION DE MASSE Rehefa MAHANTRA fadiranovana otrizao ny vahoaka de tsy afaka manohitra sy mikofoka tsony fa manaiky zay tolotolotra kely omena azy eo sisa ny fiainany..
Filoham-pirenena no ilanay anao ry SITENY RASOLONIAIKO fa Demony be 👹 be Andry Rajoelina Français nanao ny farany izay hainy mba nangalany ilay toerana , sady menatra hiditra any am-ponja Londres miaraka aminy Romy VOOS igny. Ary mba tokony Toliara zao mitondra filoham-pirenena, fa mila ry irô bourzany Téléphérique 🚡 ihany fo mitondra, aminy fitiavan-tena, karaha irô fo tompony Madagascar 🇲🇬.
Mangina leroa,laha tsy nilatsaky President iha Tompoko tsy ho nilasa President i Andry R.am Problem ny Mada zao iha ty ty voalohany niaviany.asa hotrino ty niazonao tam iha nilatsaky ko eo hoy aho hoy na ianao koa zerooo
Félicitations capitaine Siteny R
dia mba aoka tsy hisaratsaraka fa mba hiray hina arak'ilay teny filamatra hoe :firaisa-kina. Mahaleova mahatanteraka tompoko. Amen !
Avy aty , Majunga félicitations Siteny ,Homba anao mandrakariva, Andriamanitra.Matoky ,anao n'y vahoaka Tuléar,Tohizo n'y asa efa vita,ataova tsaratsara n'y teo .
Mirary soa bon vent Mr l' honorable hazo haniry tsy tagnambato 🙏
FÉLICITATIONS SITENY!
Tu es un Homme d’Etat!
Bravo Siteny ! Mahavitã be Nàoda !
🙏 🙏 🙏 🙏 🙏
Félicitations Siteny🙏🎉👏👏🥰
Arabaina zoky be manana izahay manana Anao ❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 que Dieu bénisse. Ta route. Ai Madagascar amène
Misaotra anao zanahary fa lany zay nandrasanay aty ampitandranomasina velombolo zahay dahy ❤
Alefa Siteny🎉 tohizo ny fitiavanao ny firenena
Akory aby ny malagasy 🇲🇬❤️🩹rehefa mandray andraikitra ny tsirairay aby ❗️
Zany mitsy tompoko , refa te handrava tokantranon'olona de kitikitihina ny vadiny ahodina, toy izany ko firenena raha tiana ampahatraina de potehina ny fanabeazana ny fampianarana de
Félicitations deputé baba siteny zahay tsy miala aminao sarotry ty miala amin'ny mahazatry tsy miala anao zahay baba zahay Toliara SITENY E! zahay tsy miala anao. Mifankatiava lahy tsika samy malagasy Tohizo ny asa efa vita.
Bravo et félicitations Siteny pour cette victoire " haut les mains ".
Tu as su défendre, comme il se doit, les intérêts de la population de Toliara. Bon vent à toi pour apporter un vent nouveau puis transformer en bien l'image négative de cette ville dite ville du Soleil.
Marina sy mety ny resakao Député Siteny, ny mpanaratsy an'i Ravalomanana dia hoe tsy tia cotier nefa nazava tsara fa nivaha resaka JIRAMA, ny centralisation nataony hoy ianao , 👍
Tahin'kristy jesosy bevata .
Felicitations BABA 💞
Masigna ny Tanindrazana 🇲🇬🤍🙏🤲
Bravo leroa Siteny que le bon Dieu illumine ton chemin
félicitations 🎉
Félicitations siteny
Félicitations president siteny. FA iha koa aza député siteny ka misy vava😂😅😅la fay tôtô
Misaotra anareo vahoaka Toliara nifidy azy lahy nareo fa enga anie ho lasa ambony ambony noho io anao ranadahy
Arabaina rananda efa lany enao vakina fotsiny a mirary ny soa sy tsara ho anao sy fianakavinao ray matolo lavitry ny asa maizy enao mino zahay malagasy fa hinjoro @ famarina ianao fa tsy hiray pentsapetsa miaraka @ reo padika lalana inao masina tanindrazan Madagascar tsika 🇲🇬🙏
Félicitations
Marary ny fon'i 🐩
NAMPAHANTRAINA ......
MANIPULATION DE MASSE
Rehefa MAHANTRA fadiranovana otrizao ny vahoaka de tsy afaka manohitra sy mikofoka tsony fa manaiky zay tolotolotra kely omena azy eo sisa ny fiainany..
Latsaka mbamin'ny...an-dRajoelina karatéka 13ème dame 😂 (Mialy) rehefa notolomin' Siteny judoka 😅
Filoham-pirenena no ilanay anao ry SITENY RASOLONIAIKO fa Demony be 👹 be Andry Rajoelina Français nanao ny farany izay hainy mba nangalany ilay toerana , sady menatra hiditra any am-ponja Londres miaraka aminy Romy VOOS igny. Ary mba tokony Toliara zao mitondra filoham-pirenena, fa mila ry irô bourzany Téléphérique 🚡 ihany fo mitondra, aminy fitiavan-tena, karaha irô fo tompony Madagascar 🇲🇬.
Veloma leroa valisy à roulette faux diplôme
🤣🤭😂
Mangina leroa,laha tsy nilatsaky President iha Tompoko tsy ho nilasa President i Andry R.am Problem ny Mada zao iha ty ty voalohany niaviany.asa hotrino ty niazonao tam iha nilatsaky ko eo hoy aho hoy na ianao koa zerooo
Siteny ianao ko mivadibadiky loatra, HVM, MAPAR, PSD, ZAO firaisankina
Tsy mivadika ny dikan'izany fa antoko nidirany no tsy nety t@ . Fitiavana TANINDRAZANA no ataony fa tsy fitiavam- BOLA
@@noroandrianatoandro8977 midika fa tsy matotra ara-politika i Siteny
Félicitations
Félicitations