Misy Fagnotagniana? Hanontanio an'i Serge Zafimahova: mba ohatrinona ny karama ny mpanao politika gasy ireo Hay ve misitrika tsy mety miala daholo fa raha tsy izany angaha tsy mihignagna? Bravo ho an' Ny Malagasy miady mafy @ Fiainana ivelan 'ny politika sy kolikoly Mivavaka sy Mirary Fahasoavana, Fahasalamana,Dia Trarantitra Mihay Anareo Ny Tompo bé fiantra manerana an'i Madagasikara ./.
Tena marina izany Luc a za avy eto Tana fa izao io Rivo rakotovao io mitady seza fotsiny satria i Ra8 no mifantina ny olona hataony Maire izay ange tsy mipetraka any mahajanga fa eto Tana de rariny ve raha olona tsy avy eto no milatsaka ho Fidina hitondra any Mahajanga fa maninona raha eto @toerana hipetrahana no milatsaka eeee mijaly ireto olona very kapoaka ireto an misaotra Luc aaaaa
Déjà io tsy ho lany any ..h .v. m izany efa antoko naman ny maty. Tsy ilaim bahoaka ...5% ta fifidianana ??? Mba firy depute lany tam anaran ny hvm. Zara raha ampy 5..antoko ratsy indrindra eto madagascar...
Samy Malagasy ISIKA ka tsy TOKONY hifanilika mihitsy. MAMPALAHELO RAHA NY ZAZA TOMBO @ FARITRA HAFA DIA VOHAILIKA @ TANY NITERAHAN.I BABANY. MAMPALAHELO
Mirotsaha Ben'ny tanàn'i Mahajanga dia ho hita eo raha "raciste" tokoa i Mahajanga ka hifidy Luc fa tsy ilay olona tsy hainao tsara akory. Praiminisitra an-dRajao???
Manino moa amboa ty raha mipody aty amin'ny taninao zany fa tsy midôko andafy antanin'olo any ho jerena raha lanay ben'ny tanana fa tsy any mivovo kara amboa romotra reny
Tsy anareo Madagascar fa any gasy rehetra ,rehefa ny olom-bitsy no ts mety aminao dia aza afangaro pory fa manao resak'olona ts ampy solaitra pory@@coolman3322
Luc Hervé olona mihinatay, feno tay ny vavany, feno tay ny lohany
Kaiky anao ity misy Bourzano kely foana kkkk
TenA manao racisme primaire LUC HERVE
Ny mamanao zanaka borizano mainty avy ao Ilafy. Nandevozin'ny Hôva fotsy tao, dia zay no tsy tantinao.
lasan'ny Karana ny tany rehetra ao Amborovy nefa ilay Karana tsy zanaka Mahajanga
Elah mihintsy no nandra pory e.
MBA IDIO VAVANAO IO E EFA HOE AVY ATY FA AZA MAHERY AMBAVA MAMPIADY ANAY MALAGASY RACISME NAO IO HAJANONY LEO ZAHAY RY LUC HERVÉ A
Merci zokinakahy fa adignonao manafo AMBALAVOLA iny sy LABATOIRE....
i Hary kalizy zany tsy nilevigna any Mahajanga fa nilevigna tana ,fa nandalo fotsiny fatiny tagny
Lava laotra, mandreraka...
ZA TSY MPOMBA AN'I LUC HERVE TY, FA IRETO FIRAISANKINA IRETO MIHITSY ANIE NO TENA MAIVAN-DOHA E
MISAOTRA LETSY ZOKIBE HERVÉ AAA. COOL ELAH. MARINA DAHOLO RHA VOLA GNINGNAOO ZOKIBEE
Misy Fagnotagniana?
Hanontanio an'i Serge Zafimahova: mba ohatrinona ny karama ny mpanao politika gasy ireo Hay ve misitrika tsy mety miala daholo fa raha tsy izany angaha tsy mihignagna?
Bravo ho an' Ny Malagasy miady mafy @ Fiainana ivelan 'ny politika sy kolikoly Mivavaka sy Mirary Fahasoavana, Fahasalamana,Dia Trarantitra Mihay Anareo Ny Tompo bé fiantra manerana an'i Madagasikara ./.
Nareo cotier no manambany tena de ohatran hoe izahay merina no tay amin amany .
❤❤❤❤ok zokibe
Anao koa maty d ataonay tsaky toaka d vita, anao efa maty tsisy ra ainao😮
OK letsy eee. TSIKA MIARAKA FONA 2
Afabaraka vady amanjanany
Tsy praiminisitra zany i Rivo t@ androny Rahery an minisitra izy fa tsy PM nao zany ry beteny ratsy eh!
Majunga an'ny Malagasy rehetra fa tsisy tompony manokana
Itony bandy vendrana sy ratsy saina itony hatrany no mikapokapoka anaty réseaux sociaux. Mitovy amin'ikoto tsy maty ambavany.
korananao io marina luc fa aza asiana opa
Tena marina izany Luc a za avy eto Tana fa izao io Rivo rakotovao io mitady seza fotsiny satria i Ra8 no mifantina ny olona hataony Maire izay ange tsy mipetraka any mahajanga fa eto Tana de rariny ve raha olona tsy avy eto no milatsaka ho Fidina hitondra any Mahajanga fa maninona raha eto @toerana hipetrahana no milatsaka eeee mijaly ireto olona very kapoaka ireto an misaotra Luc aaaaa
Mijaly saina laolo Ty a!!
Madagasikara anie an’ny Malagasy rehetra e
Ka mivolambola fahatany . Majunga zany mbo a Madagascar ao avao .
Anao luc olo mipetraka am tany mivoatra mbola managna toe-tsaina ratsy be kara io .i Rivo Rakotovao olo tia firenena matoa izy hilatsaka béni n- tanana ans mahajanga .Madagascar hoani malalagasy
Déjà io tsy ho lany any ..h .v. m izany efa antoko naman ny maty. Tsy ilaim bahoaka ...5% ta fifidianana ??? Mba firy depute lany tam anaran ny hvm. Zara raha ampy 5..antoko ratsy indrindra eto madagascar...
Lehibe tany mahajanga i Rivo Rakotovao ,valivotaka mahanjanga izy ,tsy azoko fa inona n'y olana ,nefa i rajoelina aza mizaka n'y zompirenena frantsay de mangina nareo,ka nefa samy malagasy .
Racistes promax Ty Zoky ity ,nefa i Endriny Ambaniandro
io calcul polifika. intérêt personnel s'y collégial madinika no mhosotay farany eo aminy calcul dreo .misy tokotany ha maro mila angalarondreo ao pare atsina majunga afaratsika mandia berivotra mipetraka reo jiaby reo mitovy tandremo nareo
tokon mba miakatra plateau real tv ity ray amandreny be ity hahahahahahahahahahaha
AZA MANAVAKAVAKA E SAMY MALAGASY FA ZAHAY KOA MAHAJANGA E RIVO KO BOTY NY JANGUIL E ...AZA MANÀO ZANY F A LASA ADY POKO E
Aza mba adala iiany fa mampalaelo...sahala mba mahavita inn ery tony ka andafy any no milaza aza ohatran alika ts ampy taolana
Samy Malagasy ISIKA ka tsy TOKONY hifanilika mihitsy.
MAMPALAHELO RAHA NY ZAZA TOMBO @ FARITRA HAFA DIA VOHAILIKA @ TANY NITERAHAN.I BABANY.
MAMPALAHELO
De inona ilay problème, ianao zanakin'i Mahajanga ity tsy hita fa mivava an- dafy akany fôna
Mamo rongony ity olo ity
Fatinao miala Ivato ambony porte bagage mandeha Mahajanga tengoneniny tsisy jery ty a !
aza.mifanambany.razana.fa.ramafy.elah.de.mody.aty.madagasikara.detsapaony.herinay.lazain lah.fa.borozano.zahay.mato.elah.taraiky.any.lafrantsa.de.andevony.lafrantsa.elah.fazahay.merina.nga.tsigasy.amin lah.samigasy.letsy.ry.andevombazaty.refatsizakan.lah.mifoka.jamala.deaza.mifanadroadro
.anay.merina.elah.nga.elah.mafy.mody.elah.rahitsapany.tena.lohany.merina.elah
Laolo ty leroa karah olo tsis jery nainty ay
Mirotsaha Ben'ny tanàn'i Mahajanga dia ho hita eo raha "raciste" tokoa i Mahajanga ka hifidy Luc fa tsy ilay olona tsy hainao tsara akory. Praiminisitra an-dRajao???
Manino moa amboa ty raha mipody aty amin'ny taninao zany fa tsy midôko andafy antanin'olo any ho jerena raha lanay ben'ny tanana fa tsy any mivovo kara amboa romotra reny
Aza enjehina eny @ tribonaly ange ty tribalisme ataon'ilay adala ty
ambelanareo tribunal nareo motraka io . ny mpitsara no dahalo ambony latabatra voalohany depuis 1991 mangina vavanareo ambelao izy mivola
Tsy anareo Madagascar fa any gasy rehetra ,rehefa ny olom-bitsy no ts mety aminao dia aza afangaro pory fa manao resak'olona ts ampy solaitra pory@@coolman3322
Nga nisy nanontany an'la hoe taiza ela no teraka.
Efa lasa Gaigy adala lé drabalahy ty.
Mitapy 😂
Bandy mitapy lezala ty,
Luc, efa adala ano magnina. Ina zavatra vitanao Tao majunga
❤❤❤❤ok zokibe