Révélation
Révélation
  • 498
  • 2 536 629

วีดีโอ

Siteny R - NON BASE TOLIARA : VOKISAN'NY FILOHA ANDRY RAJOELINA LAINGA NY VAHOAKA MALAGASY ...
มุมมอง 3.5K19 ชั่วโมงที่ผ่านมา
TATITRY NY FILAN-KEVITRY NY MINISTERAN'NY HARENA AN-KIBON'NY TANY MIKASIKA NY BASE TOLIARA ...; AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Abdallah Rosalie - VALINKAFATRA HO AN’ i DÉPUTÉ AFAKANDRO CHRISTIAN : MBA MAHAIZA MANAJA TENA ...
มุมมอง 1.8K4 ชั่วโมงที่ผ่านมา
TSY ADALA NY VAHOAKA KA TSY HAHALALA NY TENA MARINA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Siteny R - TENA TSY RARINY NY MAHAZO AN'i JEAN LUCE , CENI TOKONY HO TORIANA INDRAY NO MAHAZO RARINY
มุมมอง 1.3K4 ชั่วโมงที่ผ่านมา
NY MPANAO RTATSY NO MANOME LESONA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Mayala Gasy - HAJAO NY FAHADIOVAN’NY TANÀNANTSIKA RY MALAGASY NAMAKO ...
มุมมอง 6434 ชั่วโมงที่ผ่านมา
MAHAIZA MANKASITRA NY SOA ATAON'OLONA , NDAO HIRAY HINA MBA HANATSARA NY TANÀNA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Afakandro Christian - RESAKA 40 MILLIARDS : ZAVATRA MISY MARINA FA TSY MISY MIRESAKA ...
มุมมอง 5K7 ชั่วโมงที่ผ่านมา
BETSAKA NY LAINGA SY FANADIOVAN-TENA KA TSIMAINTSY ASEHO NY MARINA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Somahil Barabasy - TSY ZAZA KELY AHO KA TSY AHALALA NY TOKONY HATAOKO [ Jocelyne Maxime ] ...
มุมมอง 2.2K12 ชั่วโมงที่ผ่านมา
MISY MANELY TSAHO MOMBA AHY KA TSY METY IZANY ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Luc Hervé - HAFATRA MIVANTANA HO AN’ i AFAKANDRO CHRISTIAN DÉPUTÉ MAJUNGA : EFA VOAVIDY VOLA VE ?...
มุมมอง 6K14 ชั่วโมงที่ผ่านมา
FA MANINONA IANAO MANGINA TSY MITENY ? EFA VOAVIDY VOLA VE ?? ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Syntia - TSY RARINY NY FAHORIANA SY NY FAHANTRAN’NY MALAGASY HOY IREO RAIAMAN-DRENY ARA-PANAHY ...
มุมมอง 3.9K14 ชั่วโมงที่ผ่านมา
HITSOKA ATY ANDAFY DAHOLO NY AFARAN'NY MALAGASY REHETRA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Luc Hervé - RAJOELINA : TSY TOMBOTSOAN'NY VAHOAKA MALAGASY NO TADIAVINY FA NY TOMBOTSOANY SAMY IRERY
มุมมอง 3.5K16 ชั่วโมงที่ผ่านมา
FILOHAMPIRENENA VENDRAM-PORY INDRINDRA MANERANTANY i Andry RAJOELINA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Somahil Barabasy - ANDRY RAJOELIONA : MIKASA NY HANONDRANA VOLAMENA AVY AO NOSY BE HO ANY IVELANY
มุมมอง 5Kวันที่ผ่านมา
FILOHAMPIRENENA TSY VANONA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Syntia - TOJO RAVALOMANANA : HO SAKA SA HO LIONA ?? MANOLOANA ILAY VALIMPIFIDIANANA IZAY NIVOAKA ...
มุมมอง 5Kวันที่ผ่านมา
OTRN'NY NANGINA TSY NITENY NY TIM , FA AONA IZY ZANY ?? ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Somahil Barabasy - TOKONY VONOINA HO FATY DAHOLO IREO MPANAO POLITIKA MAMOTIKA TANINDRAZANA IREO ...
มุมมอง 6K14 วันที่ผ่านมา
HAFATRA MIVANTANA HO AN’ i DÉPUTÉ n’ AMBILOBE ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Siteny R - AVOTSORY JEAN LUCE ARY SAMBORY i DAMA ARSENE sy RAJOELINA ...
มุมมอง 12K14 วันที่ผ่านมา
DETENTION ARBITRAIRE NO MAHAZO AN' i JEAN LUCE ! TSY MISY HELOKA VELIVELY NY MAMOAKA ZAVATRA HITANAO ARY HITAN’NY REHETRA ! NA NY CENI AZA NAHITA FA NIOVA NY RESULTATS TEO AMIN’NY SITE-NDRY ZAREO ! ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Somahil Barabasy - TSY MILA OLONA VOAVIDIM-BOLAN'NY MPITONDRA IZAHAY ...
มุมมอง 2.2K14 วันที่ผ่านมา
MANAOVA NY METY RAHA TSY TIANA HO TENENINA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Marco R - NY CENI , NY FITONDRANA @ IZAO NO MANAPOTIKA TANTERAKA i MADAGASIKARA , MAMPALAHELO IZANY
มุมมอง 7K14 วันที่ผ่านมา
Marco R - NY CENI , NY FITONDRANA @ IZAO NO MANAPOTIKA TANTERAKA i MADAGASIKARA , MAMPALAHELO IZANY
Somahil Barabasy - MANANKASINA i MADAGASIKARA KA TSY ANAOVAN-DRATSY , NIVOAKA IHANY NY MARINA ...
มุมมอง 3.7K14 วันที่ผ่านมา
Somahil Barabasy - MANANKASINA i MADAGASIKARA KA TSY ANAOVAN-DRATSY , NIVOAKA IHANY NY MARINA ...
Fanirisoa Ernaivo - NY VOKAPIFIDIANANA MARINA NIVOAKA TSY NAHY TAO @ TRANOKALAN'NY CENI ...
มุมมอง 4.6K14 วันที่ผ่านมา
Fanirisoa Ernaivo - NY VOKAPIFIDIANANA MARINA NIVOAKA TSY NAHY TAO @ TRANOKALAN'NY CENI ...
Zokibé Grivas - TSIMAINTSY i Harilala RAMANANTSOA NO LANY EO HOY i Andry RAJOELINA ...
มุมมอง 4.4K21 วันที่ผ่านมา
Zokibé Grivas - TSIMAINTSY i Harilala RAMANANTSOA NO LANY EO HOY i Andry RAJOELINA ...
Zokibé Grivas - POTEHIN' i Mamy RAVATOMANGA sy ny EKIPANY i MADAGASIKARA ...
มุมมอง 7K21 วันที่ผ่านมา
Zokibé Grivas - POTEHIN' i Mamy RAVATOMANGA sy ny EKIPANY i MADAGASIKARA ...
Zokibé Grivas - BADO NY MPTITONDRA , BADO IHANY KOA NY VAHOAKA HOENTINA , TSY AVOTRA i MADAGASIKARA
มุมมอง 3.4K21 วันที่ผ่านมา
Zokibé Grivas - BADO NY MPTITONDRA , BADO IHANY KOA NY VAHOAKA HOENTINA , TSY AVOTRA i MADAGASIKARA
Paolo Emilio - AOKA MBA HANAJA NY ASANY ISIKA MPIASAM-PANJAKANA TSIRAIRAY ...
มุมมอง 98228 วันที่ผ่านมา
Paolo Emilio - AOKA MBA HANAJA NY ASANY ISIKA MPIASAM-PANJAKANA TSIRAIRAY ...
Somahil B - RY MAPAR TGV sy ny FORONGONY : AZA TERENA HO TIA SY HANDANY ANAREO NY VAHOAKA MALAGASY
มุมมอง 2.7K28 วันที่ผ่านมา
Somahil B - RY MAPAR TGV sy ny FORONGONY : AZA TERENA HO TIA SY HANDANY ANAREO NY VAHOAKA MALAGASY
Afakandro Christian - AFERA DADDY NUMERO 5 : NY TENA ZAVA-NISY MARINA TAMIN'NY ILAY FIFANDONANAY ...
มุมมอง 9K28 วันที่ผ่านมา
Afakandro Christian - AFERA DADDY NUMERO 5 : NY TENA ZAVA-NISY MARINA TAMIN'NY ILAY FIFANDONANAY ...
Judicael Ramangalaza - MISAOTRA NY VAHOAKAN’NY SAMBAVA , MITOHY NY DIA , HANDROSO NY TANÀNA ...
มุมมอง 2.4K28 วันที่ผ่านมา
Judicael Ramangalaza - MISAOTRA NY VAHOAKAN’NY SAMBAVA , MITOHY NY DIA , HANDROSO NY TANÀNA ...
Luc Hervé - TSY LANY IREO ANDEVO MITOMANY TE HO BEN'NY TANÀNA ...
มุมมอง 13K28 วันที่ผ่านมา
Luc Hervé - TSY LANY IREO ANDEVO MITOMANY TE HO BEN'NY TANÀNA ...
Somahil Barabasy - MANOMBOKA HO TONGA SAINA NY VAHOAKA , FÉLICITATIONS FA LANY NY OLO NITOHANANTSIKA
มุมมอง 5K28 วันที่ผ่านมา
Somahil Barabasy - MANOMBOKA HO TONGA SAINA NY VAHOAKA , FÉLICITATIONS FA LANY NY OLO NITOHANANTSIKA
Zokibé Grivas - FOTOANA IZAO : NDAO @ZAY HANAO REVOLUTION ISIKA MALAGASY , UNION FAIT LA FORCE ...
มุมมอง 16K28 วันที่ผ่านมา
Zokibé Grivas - FOTOANA IZAO : NDAO @ZAY HANAO REVOLUTION ISIKA MALAGASY , UNION FAIT LA FORCE ...
Fanirisoa Ernaivo - PLAN DE CONTINGENCE PV DE CONTINGENCE : REHEFA INONA NO ATAO sy ILAINA ?? ...
มุมมอง 11K28 วันที่ผ่านมา
Fanirisoa Ernaivo - PLAN DE CONTINGENCE PV DE CONTINGENCE : REHEFA INONA NO ATAO sy ILAINA ?? ...
Luc Hervé - ATAOVY NY VALIFATY NAREO , MANDEHANA MIFIDY ...
มุมมอง 2K28 วันที่ผ่านมา
Luc Hervé - ATAOVY NY VALIFATY NAREO , MANDEHANA MIFIDY ...

ความคิดเห็น

  • @nirinaralidera749
    @nirinaralidera749 29 นาทีที่ผ่านมา

    Alefa.Tous Unis pour Delivrer Madagascar de sa putréfaction.

  • @AlbertRANDRIAMANA
    @AlbertRANDRIAMANA ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Marco a aza mivovo any antan'olona any alavitra any fa raha manana ny maha ianao ianao ianao fa mitongava eto Mada miresaka

  • @Erwan-x8h
    @Erwan-x8h 2 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Aleo tsy hisy fitrandraha fasimainty,fa tsy lavitsy Ranobe madiorano,Ambolomelaky,mangily,tsy tehomaty,misy olo mamboly ag.y.

  • @JeanRandriamarojaona
    @JeanRandriamarojaona 2 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    panohitra tsisy leader sady tsy tena panohitra

  • @YvesRafidison
    @YvesRafidison 3 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tena miala tsiny aho,fa raha tsy mahavoa ny mpanohitra eto antoerana ,dia ianareo any ivelany izany no antenaina fa tsy ilaozana manakivy ny eto fotsiny, ataovy ny actionnareo any.

  • @andriantsehenorivo1638
    @andriantsehenorivo1638 3 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Azamifandrebireby ? Elah no te hiditra resaka madagasikara avy any @ salon an lah any. Vonona hanao inona hono leity ? Aleoko indray mihaino an'i Fleury. Ny anazy mba misy vaovao mahaliana indraindray. Fa ity resaka maivana be, anti-dahy kanosa sady mamporisika ny gasy fotsiny.

  • @andriantsehenorivo1638
    @andriantsehenorivo1638 3 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Modia aloha e.... laozan'ity ranamana ity manakiana ny mpanohitra. Rehefa kanosa dia tokony mangina. Mandalova herinandro any dia any manentana...

  • @BenRACHID-gp4cd
    @BenRACHID-gp4cd 4 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Mety irô tgv mihina katy aby io zegny 🤦

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    FIKAMBANAN NY MAFIA KOA Io

  • @marcelvelonandro964
    @marcelvelonandro964 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Foin'ny Zanahary ho an'ny Vahoaka Madinika ny Tany sy ny Fanjakana ! Ndao.

  • @marcelvelonandro964
    @marcelvelonandro964 6 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ny trambo raha mandady tsy heno feo. Avy zio e!

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 6 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Misaotra anao Marco, 🙏👏👏👏👏

  • @andriaandria-p7i
    @andriaandria-p7i 8 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tulear, ny 6 provices hatramin ny fokotany kely indrindra an ny VAHOAKA Malagasy rehetra❤❤ Arovatsika i Tulear, Avotatsika i Madagasikara. TSY MISY MIHEMOTRA INTSONY❤❤❤💪 💪💪 MIALA RAJOELINA VAZAHA MPANJANAKA☠️☠️☠️👹👹👹

  • @Zafimanampyannyckaeljustin
    @Zafimanampyannyckaeljustin 8 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Miandry anareo fa potika ny Firenena

  • @raza52527
    @raza52527 8 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tsy mety ve ny tsipaipaika am diaspora dia drone no atao mifandona am miaramila manakana ny fitokonana

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 9 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Révolution no ilaina fa tsy grève ampidirina an ravalo

  • @andryraherison6129
    @andryraherison6129 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Avy ndray le filoha sy ny Redirediny Hampanofisina mitsangana foana ilay vahoaka

  • @Lauradoh
    @Lauradoh 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Marina ny voalazanao Marco.🙏 Mitsangana miray hina daholo fa aza miandry intsony, fa ianareo vahoaka efa Tsy misy hoanina

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tairo fa aza misy matahotra intsony. Tena tsy rariny intsony e

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Mila tonga de manao zavatra ry Marco fa tdy mitdikera zavatra efa fantary ny REHETRA ah ..manjary tafifiiditra amy strategie ny adve enao lasa resabe fotdiny fa action zao no ilakna fa tokony ho vitanareo zany....mina action ny vahoka fa tdy redabe fa ny vahoaka efa mahalala fa mahantra zareo

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Mafy toy izay ravalo n'a i rajao i rajoelina na jiolahin n inona n'a jiolahin inona...matoa ianareo tsy masahy mametraka ny tongotr areo am tanindtazanareo??? Miteny hoazy...nohon.nybtanjak i rajoelina..fa rah nalemy i rajoelina efa nanitsaka i madagascar n'a ianao n'a rasomotra n'a i faniry..tsiiiiiisy sahy manitsaka i ladagascar n'a 1 monja amnareo 3 .noho fahatahorana gouvernement n jiolahy mahay manorina am volam bahoka hoan.ny vahoaka

  • @danielgoineau1959
    @danielgoineau1959 11 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Sompitr'i Toliara hatrizay amy voamaina sy katsaka ary mangahazo sy vomanga iny faritra mianavaratra rehetra hatrany à Antanimeva iny ,Manomboka eo Belalanda ,totofy aloha ny Laniera sy Betsimitatatra rehefa tsisy hatao nareo

  • @danielgoineau1959
    @danielgoineau1959 11 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Hilitsy amposinao raiky zao fa hahafaty olo marobe io ary tsy ihinankany sasy ty olo amy faritanin'i Toliara manontolo laha hataonareo bodongero fanaova io base io, hoveriverenareo amy bazindolonareo io Toliara manontolo ,ndre Drala samboraiky ho azonareo amin'io tsy hamelomanareo ty gasy ihintsy aoka hazava soa !!!!

  • @HuguesSYLVAIN
    @HuguesSYLVAIN 11 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    ☝️À Madagascar, seule et unique solution, mila la guerre. Mifoaza, mitsangana vahoaka malagasy. En avant, atsika jiaby ! L'union fait la force. 💪💪💪

  • @MarieAgnes-v9c
    @MarieAgnes-v9c 11 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Zay mihitsy no tsapako fa misaotra anao. Isika milaza ny marina fotsiny de zay....

  • @gervaismarieratsimbazafy4355
    @gervaismarieratsimbazafy4355 11 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Oviana ity bandy ity no mba misy hafaliana na kely aza hita aminy fa dia romotra lava ?

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Mila mpitarika ny vahoaka hono kanefa izy ndray no tsy sahy !!!😮😮😮

  • @antoniobacchi4272
    @antoniobacchi4272 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ty mampalahelo na ny azy mipetraky à Tuléar ao avao koa voavidy vola sy vary gony raiky dia mivola fa mila base Tuléar reo...manantena reo fa hahazo asa ao, tsy hahazo asa ao rozy fa ho voafitaky...laha te hamory asa à Tuléar ao Andry rajoelina ampamohao azy Hasyma, usine Sumatex reny ampoly, Indosima reny ampoly...zay ro hahitanareo asa...

  • @antoniobacchi4272
    @antoniobacchi4272 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    On compte sur toi Siteny, ne vous laissez pas faire...

  • @JacquelineMazava-gz7on
    @JacquelineMazava-gz7on 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tsy ry zareo avy any Tuléar irery anie no mietraka any Tuléar é : misy foko maro ao ka samy ho faty na harary daholo KA MITANDREMA !!!

  • @antoniobacchi4272
    @antoniobacchi4272 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    180 millions de dollars hiditra aminy poche nareo oui pas pour les peuples malgaches...

    • @antoniobacchi4272
      @antoniobacchi4272 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Ils s'en fout de Tuléar, il ne pense qu'à lui, que pour ses arrières...

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 13 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Andriamanitra n'y Andry Rajoelina dia devoly zany hoe vola ka Andriamanitra no tena hampiseo aminareo fa tsy vola no lehibe indrindra fa n'y fasalamana ka io,Andry Rajoelina io efa devoly ka mandiniha anareo Tulear da ho faty Mbany taranakareo ndaty reo

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 13 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tena marina izany . Misaotra anao

  • @nivorakotondrabe
    @nivorakotondrabe 13 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Million dollars 😵‍💫🤑💵💸

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 13 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tena marina izany. Ny fanarenampirenena izao no voalohany tokony atao

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 13 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Misaotra anao Marco. Tena tia ny vahoaka Gasy ianao . Aza sasatra manoro hevitra fa zhay vahoaka efa te hiova fa ny mpitarika no tsy misy

  • @Lañanaña_võlamèna_501
    @Lañanaña_võlamèna_501 13 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    07/02/2009 = 09/02/2025, dikany: samy 11 ireo raha atambatra, izay ISA MASINA = tompoin'ny andaniny sy ny ankilany tamin'izany andro ka hatramin'izao fotoana. "Olona efa nilelaka rà" hoy ny ohabolana vahiny iray izay ka tsy hamelany raha tsy azony tanteraka izay notadiaviny sy efa norangotiny ary efa nokaikeriny na dia hifandramatra sy hifandrovi-tsihy eto aza [ny 2 tonta"kely"]. Ny sitrapon'izy mitsam no lehibe indrindra!

  • @ramanafitahia
    @ramanafitahia 13 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Marina akii neny ah

  • @gasikarazanatany
    @gasikarazanatany 13 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ity 2025 ity ny fotoana hanavotana ny firenera rizareo. Na aiza na aiza misy anao dia mijoroa amin'ny fahamarinana fa resy reo na tsy misy poabasy aza. Fa ny filalaovana miaraka amin'ny tsy rariny no mahatonga an'ireo tavela amin'io fitondrana io. Tsy malagasy i Cédric fa vazaha. Hodorany daholo i Madagasikara fa tsy taniny io.

  • @richardbacchi1573
    @richardbacchi1573 15 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Merci Mr le Vrai Député

  • @AndriantsoaRamamonjy
    @AndriantsoaRamamonjy 15 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Vola anie izay niditra teto izay e Aiza ny vokatraanjaran'ny Olona mahiratra,manampahaizana, Tia tanindrazana hoy Ratsiraka no milaza ny marina, mpitondra haretina hoy izy ny fitrandrahana an'io

  • @mercizadrytsarafatohizoren9995
    @mercizadrytsarafatohizoren9995 15 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Makasitraka vao2 tompoko

  • @marcelvelonandro964
    @marcelvelonandro964 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Aoka samy ahatsiaro fa , de Nationalité française dhl reo lazaina hoe " Karana" eto Madagasikara ireo. Porofo : tsy nisy nandrava ireo t@ 2009(fa namatsy vola Igny Coup d'état Igny).

  • @damyjclaudeclaude5657
    @damyjclaudeclaude5657 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Asaivo madeha any Fort dauphin izy na asaivo alain olo sary ny lavaka nataon i QMM ao mande commune Nahampoana agny à Fort dauphin

  • @damyjclaudeclaude5657
    @damyjclaudeclaude5657 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Intérêt sosy fotsiny fa ny impact environnemental ts jerena mihitsy

  • @juliennelieven3356
    @juliennelieven3356 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Mitsangana isika ry MALAGASY 🇲🇬🇲🇬fa hamono ny MADAGASCAR 🇲🇬 io BASE ny toliary io 🫶

  • @jeanfredericrandrianaivomb7310
    @jeanfredericrandrianaivomb7310 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Marina fa misy risque @ fahasamana io fa noho ianao mpanohitra dia tsy maintsy manao zay handotoana ny saimbahoaka 😢 ,aleo handeha mba hisian'ny asa.

  • @juliennelieven3356
    @juliennelieven3356 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tsy EkENA ny BASE ny TOLIARY fa famonoana izany ny aina tsy voavidimbola re tompoko

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 17 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Misaotra Anao milaza n'y zavamisy marina mitrotro am-bavaka Anareo @ fijoroana mahasoa n'y VAHOAKA MALAGASY s'y n'y FiRENETSIKA 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

  • @BerchmansRatefiarison
    @BerchmansRatefiarison 17 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tonga de kotrohy rangaha aa