ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
MBA MIJEREVA TAVA VAO MANANATRA OLO ANAO .HITA FA BE FIALONANA KO ALEFA SITENY❤❤❤❤❤❤
Zavamarina tokoa zany.Ambava homana,
Misaotra anao, kay olo misy fagnahy vao agnao toy. Misaotsa Baba
Misaotra baba siteny
Ho tahinJanahary ianao
Mba marigny eky koragnanao Andry Biahary ty e misaotra betsaka baba e
Marina jiaby ny voalazanao
Misaotra anao fa ela tsy hita ianao.Mankasitraka. Ny zanaka tiana no anarina
Tena tia ny namana ianao ka aza hadino ny miresaka eto
Milaza ny marigny ve atao ia ho mampitovy @ ia, tsy maintsy ambara leroa ty marigny, ary filatsaha député afahany Siteny maneho ny heviny sy manohy tolona
Treben zokibe
Misaotse zagnahare fa mbô velo iha rahalahy
Manaja tena sy ireo mihaino anao. 'lay mampiasa teny tsy mendrika ny maha olona zanak'Andriamanitra. Maneho hevitra dia mety fa atao ampamendrehana!
Madatsabata ka adabo siteny
Je suis d'accord avec toi Zokibe Andry cette fois
Anani reo vazaha ka hipetraki adafy ani siteny
Aizaa koa olo hifidy azy any an dafy izany
Marigny koragna nao merisy zoki
Velona njay le tgv ty
😏 Koragna nao io kara insultes, kara asaha, magnabany olo. Grave !
MBA MIJEREVA TAVA VAO MANANATRA OLO ANAO .
HITA FA BE FIALONANA KO
ALEFA SITENY❤❤❤❤❤❤
Zavamarina tokoa zany.
Ambava homana,
Misaotra anao, kay olo misy fagnahy vao agnao toy. Misaotsa Baba
Misaotra baba siteny
Ho tahinJanahary ianao
Mba marigny eky koragnanao Andry Biahary ty e misaotra betsaka baba e
Marina jiaby ny voalazanao
Misaotra anao fa ela tsy hita ianao.
Mankasitraka.
Ny zanaka tiana no anarina