CONFESSION SAMOELA DU 24 JUIN 2018 BY KOLO TV

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 9 ก.พ. 2025

ความคิดเห็น • 46

  • @richardrakotondrasoa8570
    @richardrakotondrasoa8570 3 ปีที่แล้ว

    Miavona zany e lisany artiste efa tokony hiala amin'izay

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 6 ปีที่แล้ว +1

    tena olona tsotra ary tia ny Taniny i Samoela!je l'adore!!!!marina fa inona no ilaina kiraro betsaka satria une paire ihany chaque jour!!!!tandremo ny choléstérol tokoa é amin'izay lava andro ihainana ianao!restez tel que vous êtes!

  • @princydevaux
    @princydevaux 4 ปีที่แล้ว

    j'adore sa simplicité,bandy tsotra be lery,il est humble samoela

  • @ranoasyadrau8459
    @ranoasyadrau8459 4 ปีที่แล้ว

    Samoela..inty ny mpihira malagasytena tiako ndrindra,ankafiziko ndrindra.mijery samoela zany tsika tonga d tsy mijany mivazo miaraka amn lery atramn voalohany hatramin farany tsika anaty spectacle.amen
    Manaja anao zoky be samoela

  • @richardratsimandisa7466
    @richardratsimandisa7466 6 ปีที่แล้ว +1

    Tena "vrai artiste.Mankasitraka! Aza mampatahotra ianao Ra Samoela ah!Noheveriko fa "ngovitra" .Na izany aza:ferana ihany le "kaly" fa mila anao "ela velona"ny gasy eh.

  • @anjaranaivo8782
    @anjaranaivo8782 5 ปีที่แล้ว +1

    Tena tiko ny hiranao reetra samoela mankasitraka 😘😘

  • @ravelojaonahanitriniala7042
    @ravelojaonahanitriniala7042 4 ปีที่แล้ว

    Samoela artista Malagasy manontolo mampiray ny foko rehetra. Na ny mahantra na ny mpanankarena 😜.
    Vao zazakely aho dia mpankafy Samoela, manangona paroles am gazety 😁. Ho ela velona Samoela a

  • @coraliah586
    @coraliah586 6 ปีที่แล้ว

    professionnel be! tena miasa refa manao concert, tsy misy somonga! misaotra betsaka dia mirary soa indrindra!

  • @vanessajob5995
    @vanessajob5995 6 ปีที่แล้ว +1

    Mpihira sady mlay no mahay ! Mirary Soa bdb d Misaotra @zavatra rehetra. Mahafinaritra ilay fahatsorana sns e :) ! Misaotra an'ny fandaharana ihany koa :) !

  • @partnersformadagascar346
    @partnersformadagascar346 4 ปีที่แล้ว

    Ny tonokirany aloha dia tena tiko dia tena tiko, satria izy tena milaza ny marina, ary mananatra sy mahatonga saina.
    Misaotra anao miteny mivantana sy mananatra @ alalany hira !👌

  • @mimisosafira8800
    @mimisosafira8800 5 ปีที่แล้ว

    Naninona Tom niala t@Raboussa nf nafinaritra be!?
    Samoela tena tiko sd mitovy @zandriko na toetra aza 😍😍😍😍

  • @soasorea8037
    @soasorea8037 6 ปีที่แล้ว

    mankasitrak fa tiko daholo lay hira ef vita, ar nahafapo ny fanazavana de mirary soa hoanareo 4 mianaka, mafinaritr be 😘

  • @louisianerabe6143
    @louisianerabe6143 4 ปีที่แล้ว

    Bonjour
    Tsara b zay toetsaina zay Samoela
    Mila mianatra anzay mitsin ny Gasy

  • @tovoniaina1110
    @tovoniaina1110 6 ปีที่แล้ว +4

    Mpihiria Malagasy isan'ireo ankafiziko indrindra i Samoela!

    • @ketakaketaka8727
      @ketakaketaka8727 6 ปีที่แล้ว

      tovo niaina aryiznihenkena kely.f ts ohatrany izymaventibe regn kah

  • @ravoninarivofanilomalala157
    @ravoninarivofanilomalala157 4 ปีที่แล้ว

    tiako be ny fisainan'i Samoela na ao an-tokantrano na amin'ny resaka asa !!!

  • @reyph742
    @reyph742 6 ปีที่แล้ว +1

    Za de tena mirevy ny vazon i Rasam hatramin ny farany. Tohizo fa mialy e!

  • @nathanrhaz6545
    @nathanrhaz6545 6 ปีที่แล้ว

    elle est belle ta femme Ra Sam a! okay revenay fon ee

  • @mariavijay188
    @mariavijay188 3 ปีที่แล้ว

    Mirary soha mahavita be ..........

  • @YvesPeterRalala
    @YvesPeterRalala 5 ปีที่แล้ว +1

    Tonga dia tsy mety amiko intsony ingahy satria Apple :D

    • @arovanamitoetra3117
      @arovanamitoetra3117 5 ปีที่แล้ว

      Kkkkkkkk

    • @Arison14
      @Arison14 4 ปีที่แล้ว

      maninona kosa ny Apple eh ? marina ny lazainy @ resaka securité sy izy pratique be saingy lafo fotsiny

    • @YvesPeterRalala
      @YvesPeterRalala 4 ปีที่แล้ว

      @@Arison14 come on, resaka ka resaka fa izany ve no tsy ankafizana mpanakanto e, ny firehana teknolojika no tsy mitovy, na politika na inona tsy maninona.
      Fa na izany aza ilay politique Apple mihitsy no tsy voako loatra 😉

  • @mrevsi3776
    @mrevsi3776 3 ปีที่แล้ว

    efa manomboka mahazo any Malagasy ny Obésité

  • @sylviaratsimandresy1307
    @sylviaratsimandresy1307 6 ปีที่แล้ว

    Izaho dia mamkasitraka an'i Samoela ny hirany fa izao dia ny maha olombelona azy koa. Tohizo hatrany Samela ary mirary soa ho anao sy ny tarika sy ny fianakavianao. Tany Annemasse isika no nihaona farany teo ê!

  • @livachristianramananarivo3478
    @livachristianramananarivo3478 6 ปีที่แล้ว

    hehehe, zahay izao tsy manao copie hira malagasy izany dia imposé handoa vola

  • @fidymichelrandrianarimanan719
    @fidymichelrandrianarimanan719 6 ปีที่แล้ว

    mankasitrak zoky Samy a! mbol mijanona ho mpakafy atrany ny tenanay misaotra tompoko o!

  • @joseefanjanirina7962
    @joseefanjanirina7962 9 หลายเดือนก่อน

    Ry Tia Kely anisany Ilay mpamadika tanindrazana .🥴

    • @SaitamaSafidy
      @SaitamaSafidy 9 หลายเดือนก่อน

      FA MANINONA IZY NO AMINY LE HIRA RAY INY MIFOKA SIGARA

  • @dadabeko5391
    @dadabeko5391 6 ปีที่แล้ว

    zah efa ela nankafi samoela

  • @sharyestflavie5986
    @sharyestflavie5986 6 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra eeh 👍

  • @angelinaony1605
    @angelinaony1605 6 ปีที่แล้ว

    Tadidiko tsara n'y cahier France-ko natoko feno hirany Samoel de tratrany zokinay lah, de norovitiny. Maka anao za zoky an

  • @miorarakotomamonjy3529
    @miorarakotomamonjy3529 6 ปีที่แล้ว

    maahfinaritra ahy ty mpihira ty , mankasitraka ry zoky be an

  • @AndryRRoger
    @AndryRRoger 5 ปีที่แล้ว

    hafa ihany i samoela. Tsotra nefa manja

  • @navalonanomenjanahary105
    @navalonanomenjanahary105 3 ปีที่แล้ว

    tsotra b

  • @lesmerveillesdemitia7863
    @lesmerveillesdemitia7863 6 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka hatrany eh!

  • @fenomananamampitasoa2826
    @fenomananamampitasoa2826 6 ปีที่แล้ว +2

    Lasagnes vo hitako ko zany ataony samoela

  • @richardratsimandisa7466
    @richardratsimandisa7466 6 ปีที่แล้ว

    Marina :"chansons à textes"no tena ankafizako an'i Samoela,fa tsy dia ny "feo" loatra.Ry Ingahibe Tselonina,Ifanihy ets ets...mahafinaritra daholo.

  • @bodorandrianavony3681
    @bodorandrianavony3681 6 ปีที่แล้ว

    misaotra SAMOELA a!

  • @gasyranoray1416
    @gasyranoray1416 6 ปีที่แล้ว

    Bedabe ny zavatra tiako resahina eto fa aleo fintiniko ho phrase iray le izy. OLONA NIANATRA sady MAHALALA marina ianao ry SAMOELA.

  • @jimmyousseni5229
    @jimmyousseni5229 6 ปีที่แล้ว

    mankasitraka samoela ,

  • @sergeheritiana1608
    @sergeheritiana1608 6 ปีที่แล้ว

    mlay izy e! izy koa mahavo DJ be a !

  • @rabarimalalajuliesandra9469
    @rabarimalalajuliesandra9469 6 ปีที่แล้ว +2

    Tiako be fiainanao trotsa fa mahafinaritra tohizo foana fa Tena hainao mihaina sy miaraka @ olo rehetra

  • @yvsparym1673
    @yvsparym1673 6 ปีที่แล้ว

    Za de makafia Samoela foana .Tandremo le cholestérol na de zany aza .Mirary soa foana e

  • @bodorandrianavony3681
    @bodorandrianavony3681 6 ปีที่แล้ว +1

    misaotra SAMOELA a!