Tsy misy idirany ao Andapa fifidiana solombavam-bahoaka Tatandraza ny vahoka no efa leo fampanantenana pôkaty sady efa mahatsapa fampahoriana ataony 🍊🍊🍊IRMAR sy TGV ka nanongotra azy ireo tamin'ny latsabato vahoaka
Fanaoko ireo TGV ao fo mihintsana, anao mba tsy namonon-tena ry Marc TATANDRAZA , ambarako fa maty anao , sa anao fa naty nihaokatra ? Im-pito 7 maty mba anao ty TATANDRAZA ?. 😂😂😂😂😂😂😂
Maneso I tatandraza mihomehy anareo hainy Aby Rahat juaby
Devoly izao Sanabavy!!
Alefa ,tatandraza,asio .àny
Satria Tonga saina n'y vahoaka e alpy zay tsy misy natao aharitra zany eh
Andriambavilanitra namono n'y vadiny taminy pozimbolavo
Marais say😂
Zany ve
Sanabavy
Hahahaha mbl ihintsana mboany kiloty nareo ,kkk hoanareo zay mpanohana azy jiaby
Tsy misy idirany ao Andapa fifidiana solombavam-bahoaka Tatandraza ny vahoka no efa leo fampanantenana pôkaty sady efa mahatsapa fampahoriana ataony 🍊🍊🍊IRMAR sy TGV ka nanongotra azy ireo tamin'ny latsabato vahoaka
DRY, mampalahelo izany ny dinazore politique koa
Enao aza efa voahitsana ko mbola ihiditra candidat iany
Aia koa olo hilatsaky Maire ,hangataky Zao ,mijanona lafa ts manam bola.
Tsy mahagaga raha miha- mihitsana, fa misy paminany sandoka sy lolo vokatra ao
Stade manarapenitra hono eh
Nagnino koa ma zahay andapa
Fanaoko ireo TGV ao fo mihintsana, anao mba tsy namonon-tena ry Marc TATANDRAZA , ambarako fa maty anao , sa anao fa naty nihaokatra ? Im-pito 7 maty mba anao ty TATANDRAZA ?. 😂😂😂😂😂😂😂
Zay ndraika lo de Marina tatandraza a ! Misy manimpy odintrakondro tokoa, mila mandinika tokoa nareo mivady président a !!!
Lanizy mianakavy n'y volambaoka
kkkkkkkkkkkk, misaotra anao Rahalahy nilaza ny marina, hay enao ty mahay raha manahaka an'io.
Ity dinazôro ity ve asaina milaza zavatra sa dia miteniteny foana.?😅
Sakafo
Efa ,maromaro ,olo marary saina eto Madagascar,fa k'aza variant loatra Antsika.Eny rehetra ,eny .@ lalam-be ,mamono s'y mikapoka.Manao lamba madio toa ,n'y olona rehetra.Mzilo Antsika .Asa Mila hôpital ,manarampenitra manokana koà.OMS ,efa nanao filazana fa sur 5sur 10 a mponina eto Ambony tany,misy problème mentaux.(aran-tsaina).koà mailo Antsika.Mety ,manao lamba tsara izy ,mety vehivavy tsara tarehy ,mety tovolahy tsara ,Sady taviny no volony.nefa misy problème,aran-tsaina mahay ,mandresy ,lahatra izy rehefa miresaka aminao.mamorona resaka ,mety am-bidiny , mitsangana,ianao koà tsi mahay tsara.koa mailo isika.
Politika ny Fisolelahana
Marary saina mihitsy Tatandraza ity milaza fa avy any an danitra Sady hoe tsy hanao politika nefa nimpody nanao pplitika
Dévoly zany fa tsy andriambavilanitra
Izay hinanany havanao any androy no ataovy laharapahameana
Dory rehefa tsy mety lafo
🙃🙃🙃🙃🙃🙃
9
NY NIFIN'I NGAHY KOA TOA MANOMBOKA MINTSANA haha
aaaaaaaaa miasa
Mihintsana n'y dinasor 😂
prisque😂
Fisolelahana vaovao indray ity fa te ho raisina ho candidat ben'ny tanànan'i Bekily ilay apôstrôfy an.... Andry iankinan'ny fitondrana hono. kkkkk
Moa ve tsisy l'hôpital nolo adala manarapenitra eto Madagascar
Fa maninona ianao no nomena 4×4 inona no antony dia 4×4 mihintsy ve,?😊😊
Ts mivavaka nareo dinasaure politique ko
Tena lasa saina ny saiko fa misy inona ao an-dapa ao 🙄😀😀😂😂😂
Ts mivavaka nareo dinasaure politique koa
Nihitsana daholo izireo, nefa tena dinazoro satria nandaka anao.
😅😅😅😅😅😅
Anga moa Mbola tgv ianao Io ???
😂😂😂😂😂
DINAZÔRO ????
😂😂😂😂😂😂 iny ndray tsy hitako 😂😂
@@NathalieKnott 😆😆😆
Tapaka n'y tsinaiko @itydinazoro.taratry n'y ao an-dapa😂😂😂😂😂😂😂
😂😂😂😂😂😂