Je suis un homme heureux d'avoir çà, pour quoi ? La première fois que un homme politique vient voir le terrain que la vérité et la réalité est la , pas toute le ( manarapedrika ) simplement on entend, merci monsieur le député continue comme ça, fais les savoir un peut.
Ka aleo lavitse manao raha ataonao io mivily enta na sakafo toy izay ireo mizara drala amin'ny vahoake laha fa avy ty fifidiana. Satria zao, aleony manome harato toy izay manome fia satria ampianaro miasa mamelo tena reo vahoake.
Tokony ho jerenareo koa ny " cimetière central " fa tsy ao, ny " stationnement de véhicules" na " gare routière " tsy misy, reo lalana mandeha à Anatsony St-Augustin, Ambohimahavelo, Miary. Reo aby tokony ho vita lala tara atao " bitume" soa satria Toliara " zone touristique" . Izany anie no tokony asa ataonareo. Aiza ny chef de région, ny préfet, ny maire tokony hiara miasa hanasoa tana.
Marina raha volaninao io fa maloto loatsy tana io ka manomboky ao amin'ny trano ny kominy io. Henteo koa reo fivarota fia reo na Mahavatse zay na Sakama mandeha amin'ny Oniverisite io, na hafa koa mitovy iaby maloto ka tsy hita n'ingahy hajaina Maire va reo. Mila kojakoja maro mikasika fahadiovana reo toera fivarota sakafo reo. izany hoe Ampoanaro ty vahoake ka ze manao maloto sazio
Tsy hita izay tena action nao Siteny, fa vava iaby Raha azoko tsara de ianao no tena sakana Mody sary mifandray @vahoaka, fa tsy tonga de miakatra eny iavoloha
Tsy zaka ny vidy mpianana satria lafo loatse, sady tsy misy ty asa de tsy misy koa ty drala havily hane. Ry zalahy ao amin'ny fitondrana migalaboke, mitingitse 4×4. Ka fa tsy rariny hoan'ny vahoaka.
Nao koahe Siteny, vao izao nareo mba mamangy vahoake. Raha ataonao mamangy sy mitilike vahoaka reo na reo mpamarotse na reo mpanao asa-tagna, izany hoe ny vahoke iaby, dia tokony fa ela koahe nareo mpanao politike reo nijery/nanenty ty fiainam-bahoake. Fa hoy izao fiteny izay : aleony tara toy izay tsy misy " mieux vaut tard que jamais" . Ry zalahy mpanao polity reo moa manao horohoro sy mievotse avao mandeha tomabily 4×4. Laha fa avy ty fifidiana, zay ry zalahy vao avy mahatiaro vahoake de manday kadradrake, vorodea sy korotamby zarae amitaha ireo vahoaka. Ka io toetra raty io indrindra tsy mampandroso antsika ka ovao amizay.
EFA AZONAO VE SITENY NY VALIN'ILAY HOE '' NATAONAREO AIZA NY VOLAN'NY FER ? SA FANTATRAO FA TSY SAHINAO LAZAINZA ? LAZAO AMINAY SITENY A MPANOHITRA MARINA VE IANAO ? IZAHAY TSY MITENY FA SORENA AMINAREO MISEHO HO MPANOHITRA NEFA.....
Raha nahatsapa fa lafo ny fiainana dia nandatsa bato hoanao ny vahoaka.natoa lbola i rajoelina nofidim bahoaka? Tsy i tajoelina no redponsable ny fampakarana ny vidin javatra ilaina andavanandro isika saly madinika ihany no mifamono...ratsy kely ny lalana dia anararaotana ampakarana vidin entana...tsy ny filoha lnmihitsy no maletra ny prix fa isika saly madinika ihany no tsy mifampitsinjo.
Je suis un homme heureux d'avoir çà, pour quoi ? La première fois que un homme politique vient voir le terrain que la vérité et la réalité est la , pas toute le ( manarapedrika ) simplement on entend, merci monsieur le député continue comme ça, fais les savoir un peut.
Siteny mérite président homme de terrain proche du peuple connaît la réalité
zahay lahy baka Manakara
Ka aleo lavitse manao raha ataonao io mivily enta na sakafo toy izay ireo mizara drala amin'ny vahoake laha fa avy ty fifidiana. Satria zao, aleony manome harato toy izay manome fia satria ampianaro miasa mamelo tena reo vahoake.
Tsiiiii otrany te hino ihany hoe Iray ihany izy rehetra .
Tokony hisy " bus de ville " mandeha amin'ireo tana manodidina an'i Toliara reo. Ka ireo no mba hanome Asa na kely hoan'i tanora maro tsy an'asa reo.
Manao arguments tsy mitombina Siteny. Efa fantatra fa mahantra ny vahoaka, d io resaka fshsntrana io foana no voiziny, fa tsy mitesska vaha olana...
presidenr tsy tia vahoakany nefa gasy mitovy aminy.Mbola hoavy aminao ny alahelom-bahoaka . Androany nenazy fa amaray anjarany vahoaka
Tokony ho jerenareo koa ny
" cimetière central " fa tsy ao,
ny " stationnement de véhicules" na " gare routière " tsy misy,
reo lalana mandeha à Anatsony St-Augustin, Ambohimahavelo, Miary. Reo aby tokony ho vita lala tara atao " bitume" soa satria Toliara " zone touristique" . Izany anie no tokony asa ataonareo. Aiza ny chef de région, ny préfet, ny maire tokony hiara miasa hanasoa tana.
Marina raha volaninao io fa maloto loatsy tana io ka manomboky ao amin'ny trano ny kominy io. Henteo koa reo fivarota fia reo na Mahavatse zay na Sakama mandeha amin'ny Oniverisite io, na hafa koa mitovy iaby maloto ka tsy hita n'ingahy hajaina Maire va reo. Mila kojakoja maro mikasika fahadiovana reo toera fivarota sakafo reo. izany hoe Ampoanaro ty vahoake ka ze manao maloto sazio
tsisy création d'emploi depuis 1997 .augmentation démographique anao mila résultats inona après.
Tsy hita izay tena action nao Siteny, fa vava iaby
Raha azoko tsara de ianao no tena sakana
Mody sary mifandray @vahoaka, fa tsy tonga de miakatra eny iavoloha
Tsy zaka ny vidy mpianana satria lafo loatse, sady tsy misy ty asa de tsy misy koa ty drala havily hane. Ry zalahy ao amin'ny fitondrana migalaboke, mitingitse 4×4. Ka fa tsy rariny hoan'ny vahoaka.
Be resaka io rangah io
Hypocrite dôly reo
Mintsangana koahe zoky be hoan’ny 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬fa mijaly ny Malagasy
Nao koahe Siteny, vao izao nareo mba mamangy vahoake. Raha ataonao mamangy sy mitilike vahoaka reo na reo mpamarotse na reo mpanao asa-tagna, izany hoe ny vahoke iaby, dia tokony fa ela koahe nareo mpanao politike reo nijery/nanenty ty fiainam-bahoake. Fa hoy izao fiteny izay : aleony tara toy izay tsy misy " mieux vaut tard que jamais" .
Ry zalahy mpanao polity reo moa manao horohoro sy mievotse avao mandeha tomabily 4×4.
Laha fa avy ty fifidiana, zay ry zalahy vao avy mahatiaro vahoake de manday kadradrake, vorodea sy korotamby zarae amitaha ireo vahoaka. Ka io toetra raty io indrindra tsy mampandroso antsika ka ovao amizay.
angaha anareo velona vary fotsiny.
siteny ba nianatra fona ianao io sa tsia .mahay gestion ianareo io . sa miteniteny foana satria aza mampirevy gasy zavatra tsy mitombona . alefaso miasa tany vahoaka fa tsy miandry tolorapotsiny.
Tsara ny mpitondra mahay ny fiainana andavanandro ny vahoaka.
Leo fiantsambelantsin'ity Siteny ity aho
Izany eo ihany fa tsy naheno valiteny hevitrao momba kandidà prositeny boaka Mahajang😮
Poulet de chair 1kg=akoho vatony 1 😢
SITENY IHA MPAMADIKE ...MARO SAFA EO AVAO
EFA AZONAO VE SITENY NY VALIN'ILAY HOE '' NATAONAREO AIZA NY VOLAN'NY FER ?
SA FANTATRAO FA TSY SAHINAO LAZAINZA ?
LAZAO AMINAY SITENY A
MPANOHITRA MARINA VE IANAO ?
IZAHAY TSY MITENY FA SORENA AMINAREO MISEHO HO MPANOHITRA NEFA.....
Aza hadino fotsiny zoky be Siteny fa Andriamatoa Filoha no nametraka anao teo am toeranao io tany amboalohany, anisany Tena nitia azy ianao sady nanompo azy, tokony Tam ianao mbola orange no nanao ity publication ity fa tsy efa nivadika couleur
Exactement
Ity indray ilay ragah tsy matotra aram politika nefa be vava lava ntssssss