Rà tsy tonga manantona ry Gascar, Tahina, Baba, Ranjeva, FFKM, ireo sangany rehetra, dia hafahafa. Tena tandondomi ndoza ny Firenena, fa tsy tonga saina ianareo mianakavy. Ho voravirai n'i rajwel mandrakizay, rà avela eto izy. Mba hendry ry gasy adala.
Marina ny voalazanao Mr Siteny. Mankasitraka tompoko Tsy hanaiky mihitsy ny vahoaka amizao halatra be vava,zao,, ny lainga marivo tototra,, ny fitaka isankarazany ny manipulation, izao zavatra ratsy rehetra zao d tena rà mikoriana ao amireto vendrana reto Mivondrona re ianareo mpanohitra rehetra eto Antananarivo sy ny any Am faritra miaraka Am vahoaka manerana ny Nosy hanameloka an’i Rajoelina sy ny forongony Ary le Dama CEÑÍ Ary koa hiady amin’ny famoahana an’i Jean LUCE sy reo malagasy Tsy mana - tsiny rehetra nosamboriin’´i Radomelina. Il ne faut pas les abandonner, fa lasa mahazo vahana reto devoly tsy mataho-tody reto Velezo ny vy dieny mafana Masina ny tanindrazana 🙏🙏
zava-misy izany fa ry Henriette ihany no mahita ny masony sy ny sainy fa ny mpanohitra no hirahirain'ny gazety free News fa miketrika korontana.ny tena gasy vendrana ihany no mino ny resakao Mme Henriette fa ny Malagasy misaina sy mifoha tsy hino na ovina na ovina ny resakao a.inona moa izany no mampatahotra ny tgv sy ry Henriette mianakavy tsy hanao confrontation raha mahasahy milaza fa fahamarinana no nisy t@ io élection mampiome io
Nasigny Fanafody gasy naka igny ê, tafamaosa ny marina ry CENI, Vamba ny hala-bato nataondry ORANGE erany Madagascar 🇲🇬. Nakasitrahiny Zagnahary Fanafody gasy FAMAOSA nataoko. Mangala kohaigny nao mihinana Kokohisy anao DAMA Arsène mbola diany zeoty , fa Zagnahary be.
Rà tsy tonga manantona ry Gascar, Tahina, Baba, Ranjeva, FFKM, ireo sangany rehetra, dia hafahafa.
Tena tandondomi ndoza ny Firenena, fa tsy tonga saina ianareo mianakavy.
Ho voravirai n'i rajwel mandrakizay, rà avela eto izy.
Mba hendry ry gasy adala.
Ekena président ❤
Marina ny voalazanao Mr Siteny. Mankasitraka tompoko
Tsy hanaiky mihitsy ny vahoaka amizao halatra be vava,zao,, ny lainga marivo tototra,, ny fitaka isankarazany ny manipulation, izao zavatra ratsy rehetra zao d tena rà mikoriana ao amireto vendrana reto
Mivondrona re ianareo mpanohitra rehetra eto Antananarivo sy ny any Am faritra miaraka Am vahoaka manerana ny Nosy hanameloka an’i Rajoelina sy ny forongony Ary le Dama CEÑÍ
Ary koa hiady amin’ny famoahana an’i Jean LUCE sy reo malagasy Tsy mana - tsiny rehetra nosamboriin’´i Radomelina.
Il ne faut pas les abandonner, fa lasa mahazo vahana reto devoly tsy mataho-tody reto
Velezo ny vy dieny mafana
Masina ny tanindrazana 🙏🙏
Miara-miasa ny CNI sy fitondrana fa ny zandary fitaovan'ireo....
Faut demander l'aide internationale pour qu'il fasse une perquisition sur l'ordi du ceni
Gandrao lehimbe ceni s Rajoelina de Ravatomanga de avoay le olona tsisy elony
Miandry ny fahavononan'ny tsirairay
MITSANGANA AROVY ny Safidintsika ry 🇲🇬🇲🇬
Gadrao rajoelina ravatomanga
Mankasitraka anao Siteny tohizo ny fijoroanao
Nareo milefitra hoe mangataka done failed io tsy hohazonareo .NY tokony atso de pied ferme
Fa ty ranga ny CENI ty tena hotrany tsy matahotra zay hiafarany aminy farany ny hozona sy ny tody an am reto mahantra eran'ny Nosy an
inona moa no atahorany fa efa manomana ny ho fitsoahany any Rosia ny lehibeny.hanara-dia an'i Bassar al-assad ny tgv na ho ela na ho haingana
Mahaiza miandry tantana 5taona koa re anao raha mbola sahy milaza matanjaka ooooo😂, 🤣😂🤣
Izany hoe tsy CENI intsony fa CNEDA : Commission Nationale Électorale Dépendante. Miankin-doha @ Andry
Aza avosotra zay meloka mba hijerena tohin ny vava be n ireto mpanohitra malemy ireto .vava beeeeeee!!!tsy ilaim bahoaka..aoka tsy avosotra zay meloka fa rôle loatrava fanakorontanana ianareo mpanohitra ireto ..aaaza avotsotra aza avotsotra
zava-misy izany fa ry Henriette ihany no mahita ny masony sy ny sainy fa ny mpanohitra no hirahirain'ny gazety free News fa miketrika korontana.ny tena gasy vendrana ihany no mino ny resakao Mme Henriette fa ny Malagasy misaina sy mifoha tsy hino na ovina na ovina ny resakao a.inona moa izany no mampatahotra ny tgv sy ry Henriette mianakavy tsy hanao confrontation raha mahasahy milaza fa fahamarinana no nisy t@ io élection mampiome io
Tena mivovoho Foana n'y mpanohitra fa TSS action vita kkkkkkkk ka ino varany fa mandany méga fotsiny mijery Ilay live
Ndao tsika eee, vonona zaho ee, tsy maninna mintsy na ho faty @ fitakiana NY rariny