Tulear, ny 6 provices hatramin ny fokotany kely indrindra an ny VAHOAKA Malagasy rehetra❤❤ Arovatsika i Tulear, Avotatsika i Madagasikara. TSY MISY MIHEMOTRA INTSONY❤❤❤💪 💪💪 MIALA RAJOELINA VAZAHA MPANJANAKA☠️☠️☠️👹👹👹
Ity 2025 ity ny fotoana hanavotana ny firenera rizareo. Na aiza na aiza misy anao dia mijoroa amin'ny fahamarinana fa resy reo na tsy misy poabasy aza. Fa ny filalaovana miaraka amin'ny tsy rariny no mahatonga an'ireo tavela amin'io fitondrana io. Tsy malagasy i Cédric fa vazaha. Hodorany daholo i Madagasikara fa tsy taniny io.
Vola anie izay niditra teto izay e Aiza ny vokatraanjaran'ny Olona mahiratra,manampahaizana, Tia tanindrazana hoy Ratsiraka no milaza ny marina, mpitondra haretina hoy izy ny fitrandrahana an'io
Andriamanitra n'y Andry Rajoelina dia devoly zany hoe vola ka Andriamanitra no tena hampiseo aminareo fa tsy vola no lehibe indrindra fa n'y fasalamana ka io,Andry Rajoelina io efa devoly ka mandiniha anareo Tulear da ho faty Mbany taranakareo ndaty reo
Ty mampalahelo na ny azy mipetraky à Tuléar ao avao koa voavidy vola sy vary gony raiky dia mivola fa mila base Tuléar reo...manantena reo fa hahazo asa ao, tsy hahazo asa ao rozy fa ho voafitaky...laha te hamory asa à Tuléar ao Andry rajoelina ampamohao azy Hasyma, usine Sumatex reny ampoly, Indosima reny ampoly...zay ro hahitanareo asa...
07/02/2009 = 09/02/2025, dikany: samy 11 ireo raha atambatra, izay ISA MASINA = tompoin'ny andaniny sy ny ankilany tamin'izany andro ka hatramin'izao fotoana. "Olona efa nilelaka rà" hoy ny ohabolana vahiny iray izay ka tsy hamelany raha tsy azony tanteraka izay notadiaviny sy efa norangotiny ary efa nokaikeriny na dia hifandramatra sy hifandrovi-tsihy eto aza [ny 2 tonta"kely"]. Ny sitrapon'izy mitsam no lehibe indrindra!
Mitsangana isika ry MALAGASY 🇲🇬🇲🇬fa hamono ny MADAGASCAR 🇲🇬 io BASE ny toliary io 🫶
Aiza manaiky mihintsy ee
On compte sur toi Siteny, ne vous laissez pas faire...
Merci Mr le Vrai Député
👍👍👍
Tulear, ny 6 provices hatramin ny fokotany kely indrindra an ny VAHOAKA Malagasy rehetra❤❤
Arovatsika i Tulear, Avotatsika i Madagasikara. TSY MISY MIHEMOTRA INTSONY❤❤❤💪
💪💪
MIALA RAJOELINA VAZAHA MPANJANAKA☠️☠️☠️👹👹👹
Avy ndray le filoha sy ny Redirediny
Hampanofisina mitsangana foana ilay vahoaka
Tsy EkENA ny BASE ny TOLIARY fa famonoana izany ny aina tsy voavidimbola re tompoko
Sompitr'i Toliara hatrizay amy voamaina sy katsaka ary mangahazo sy vomanga iny faritra mianavaratra rehetra hatrany à Antanimeva iny ,Manomboka eo Belalanda ,totofy aloha ny Laniera sy Betsimitatatra rehefa tsisy hatao nareo
Misaotra Anao milaza n'y zavamisy marina mitrotro am-bavaka Anareo @ fijoroana mahasoa n'y VAHOAKA MALAGASY s'y n'y FiRENETSIKA 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Asaivo madeha any Fort dauphin izy na asaivo alain olo sary ny lavaka nataon i QMM ao mande commune Nahampoana agny à Fort dauphin
Ity 2025 ity ny fotoana hanavotana ny firenera rizareo. Na aiza na aiza misy anao dia mijoroa amin'ny fahamarinana fa resy reo na tsy misy poabasy aza. Fa ny filalaovana miaraka amin'ny tsy rariny no mahatonga an'ireo tavela amin'io fitondrana io. Tsy malagasy i Cédric fa vazaha. Hodorany daholo i Madagasikara fa tsy taniny io.
Raha samy mieritreritra ny manjo ny tanindrazana niaviany avy sahala aminao izao isika mianakavy, dia ho avotra isika !
Million dollars 😵💫🤑💵💸
Intérêt sosy fotsiny fa ny impact environnemental ts jerena mihitsy
Vola anie izay niditra teto izay e
Aiza ny vokatraanjaran'ny Olona mahiratra,manampahaizana, Tia tanindrazana hoy Ratsiraka no milaza ny marina, mpitondra haretina hoy izy ny fitrandrahana an'io
180 millions de dollars hiditra aminy poche nareo oui pas pour les peuples malgaches...
Ils s'en fout de Tuléar, il ne pense qu'à lui, que pour ses arrières...
Tsy ry zareo avy any Tuléar irery anie no mietraka any Tuléar é : misy foko maro ao ka samy ho faty na harary daholo KA MITANDREMA !!!
Hilitsy amposinao raiky zao fa hahafaty olo marobe io ary tsy ihinankany sasy ty olo amy faritanin'i Toliara manontolo laha hataonareo bodongero fanaova io base io, hoveriverenareo amy bazindolonareo io Toliara manontolo ,ndre Drala samboraiky ho azonareo amin'io tsy hamelomanareo ty gasy ihintsy aoka hazava soa !!!!
Andriamanitra n'y Andry Rajoelina dia devoly zany hoe vola ka Andriamanitra no tena hampiseo aminareo fa tsy vola no lehibe indrindra fa n'y fasalamana ka io,Andry Rajoelina io efa devoly ka mandiniha anareo Tulear da ho faty
Mbany taranakareo ndaty reo
Ty mampalahelo na ny azy mipetraky à Tuléar ao avao koa voavidy vola sy vary gony raiky dia mivola fa mila base Tuléar reo...manantena reo fa hahazo asa ao, tsy hahazo asa ao rozy fa ho voafitaky...laha te hamory asa à Tuléar ao Andry rajoelina ampamohao azy Hasyma, usine Sumatex reny ampoly, Indosima reny ampoly...zay ro hahitanareo asa...
07/02/2009 = 09/02/2025, dikany: samy 11 ireo raha atambatra, izay ISA MASINA = tompoin'ny andaniny sy ny ankilany tamin'izany andro ka hatramin'izao fotoana. "Olona efa nilelaka rà" hoy ny ohabolana vahiny iray izay ka tsy hamelany raha tsy azony tanteraka izay notadiaviny sy efa norangotiny ary efa nokaikeriny na dia hifandramatra sy hifandrovi-tsihy eto aza [ny 2 tonta"kely"]. Ny sitrapon'izy mitsam no lehibe indrindra!
Marina fa misy risque @ fahasamana io fa noho ianao mpanohitra dia tsy maintsy manao zay handotoana ny saimbahoaka 😢 ,aleo handeha mba hisian'ny asa.