Isika Malagasy ampifandrafian'ny loko sy fijery politika ity no tena mankaleo ny Vahoaka Malagasy aminareo mpanao politika satria samy miseho ho marina ary mifanaratsy ho mandainga kanefa samy mikasa hitondra ny hetahetam-bahoaka fa lany andro amin'ny ady hevitra tsy mitondra vokan-tsoa ho an'ny daholo toy izao ifanaovanao amin'ny Colonel Rabe jules izao honorable Siteny
Iereo toa same mola gegy aby tsy misy hafa, badamena, raha tena lehilahy ereo eh, lanio ao @ assemblé national ny fanaovana ho vote électrique an'io dia milame e tagna, mahamegnatse ereo retoa, ty magnahake gnatoy fifidianana député européen, mbo lavisy, ino zao fifamalia retoa zao tsy misy varany, samy gegy aby tsss 😢😢😢
Ny marina tsy mba maty zoky Merci zoky be SITENY ❤👍🇲🇬💕❤️🙏
Mankasitraka aminy fanazavana Mr Le President SITENY
ny marina président Siteny tsy mba maty izany a!félicitation à vous
Efa fomban’ny mpanohana an’i andry apooondra ny mandainga, koa tsy gaga izahay raha mandainga io col io! Izahay matoky anao Siteny!
Bravo Monsieur Siteny!
Merci 🙏 lahy zoky ❤️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🙏🙏🙏❤️❤️❤️❤️❤️
Merci leroa Siteny
Misaotra anao ra siteny
Que dieu te protège leroa président Siteny’
Isika Malagasy ampifandrafian'ny loko sy fijery politika ity no tena mankaleo ny Vahoaka Malagasy aminareo mpanao politika satria samy miseho ho marina ary mifanaratsy ho mandainga kanefa samy mikasa hitondra ny hetahetam-bahoaka fa lany andro amin'ny ady hevitra tsy mitondra vokan-tsoa ho an'ny daholo toy izao ifanaovanao amin'ny Colonel Rabe jules izao honorable Siteny
Mitrotro am-bavaka Anao M SITENY🙏
Tsy Mba olo hafa ro mifandraty fa tsika samy tsika tokony hifanampy fa tsy hifanala baraka
Iereo toa same mola gegy aby tsy misy hafa, badamena, raha tena lehilahy ereo eh, lanio ao @ assemblé national ny fanaovana ho vote électrique an'io dia milame e tagna, mahamegnatse ereo retoa, ty magnahake gnatoy fifidianana député européen, mbo lavisy, ino zao fifamalia retoa zao tsy misy varany, samy gegy aby tsss 😢😢😢
👍 👍 👍 👍
Namoisotroana CVO
NOMENA RANO MAHAGAGA😅
😏 Anareo jiaby mpagnano poltiky ao Madagascar mitovy, mavandy, mangalatra, mamitaka sady mamono vahoaka malagasy mijaly, miaraka amy président nareo, devoly. Jiaby tsy manjary, corrompus, incompétents, tsisy araiky mety azo antoko. Tena grave ! 😪 Mampalahelo Madagasikara Tahinjanahary ! 🙏
Manao tsipqky n'y miala aina
Clip ino lahyzao Tiana Hoatea titre
Sao d mba colonel fosika, colonel tsy izy zany, grade voritsiloza
Ary Ilay lehiben'ny mpanohitra bé taimbava, Sady bé hozatse fa kely saina ???
Minjoro @ marina rananda fa efa empaka vahoka malagasy @ lainga 🇲🇬🇲🇬