Mila tonga de manao zavatra ry Marco fa tdy mitdikera zavatra efa fantary ny REHETRA ah ..manjary tafifiiditra amy strategie ny adve enao lasa resabe fotdiny fa action zao no ilakna fa tokony ho vitanareo zany....mina action ny vahoka fa tdy redabe fa ny vahoaka efa mahalala fa mahantra zareo
Mafy toy izay ravalo n'a i rajao i rajoelina na jiolahin n inona n'a jiolahin inona...matoa ianareo tsy masahy mametraka ny tongotr areo am tanindtazanareo??? Miteny hoazy...nohon.nybtanjak i rajoelina..fa rah nalemy i rajoelina efa nanitsaka i madagascar n'a ianao n'a rasomotra n'a i faniry..tsiiiiiisy sahy manitsaka i ladagascar n'a 1 monja amnareo 3 .noho fahatahorana gouvernement n jiolahy mahay manorina am volam bahoka hoan.ny vahoaka
Azamifandrebireby ? Elah no te hiditra resaka madagasikara avy any @ salon an lah any. Vonona hanao inona hono leity ? Aleoko indray mihaino an'i Fleury. Ny anazy mba misy vaovao mahaliana indraindray. Fa ity resaka maivana be, anti-dahy kanosa sady mamporisika ny gasy fotsiny.
Tena miala tsiny aho,fa raha tsy mahavoa ny mpanohitra eto antoerana ,dia ianareo any ivelany izany no antenaina fa tsy ilaozana manakivy ny eto fotsiny, ataovy ny actionnareo any.
Misaotra anao Marco, 🙏👏👏👏👏
Modia aloha e.... laozan'ity ranamana ity manakiana ny mpanohitra. Rehefa kanosa dia tokony mangina. Mandalova herinandro any dia any manentana...
Misaotra anao Marco. Tena tia ny vahoaka Gasy ianao . Aza sasatra manoro hevitra fa zhay vahoaka efa te hiova fa ny mpitarika no tsy misy
Marina ny voalazanao Marco.🙏
Mitsangana miray hina daholo fa aza miandry intsony, fa ianareo vahoaka efa Tsy misy hoanina
Makasitraka vao2 tompoko
Miandry anareo fa potika ny Firenena
Révolution no ilaina fa tsy grève ampidirina an ravalo
Tena marina izany . Misaotra anao
Tena marina izany.
Ny fanarenampirenena izao no voalohany tokony atao
☝️À Madagascar, seule et unique solution, mila la guerre. Mifoaza, mitsangana vahoaka malagasy. En avant, atsika jiaby ! L'union fait la force. 💪💪💪
FIKAMBANAN NY MAFIA KOA
Io
panohitra tsisy leader sady tsy tena panohitra
Aoka samy ahatsiaro fa , de Nationalité française dhl reo lazaina hoe " Karana" eto Madagasikara ireo. Porofo : tsy nisy nandrava ireo t@ 2009(fa namatsy vola Igny Coup d'état Igny).
Mila tonga de manao zavatra ry Marco fa tdy mitdikera zavatra efa fantary ny REHETRA ah ..manjary tafifiiditra amy strategie ny adve enao lasa resabe fotdiny fa action zao no ilakna fa tokony ho vitanareo zany....mina action ny vahoka fa tdy redabe fa ny vahoaka efa mahalala fa mahantra zareo
Zay mihitsy no tsapako fa misaotra anao. Isika milaza ny marina fotsiny de zay....
Tairo fa aza misy matahotra intsony. Tena tsy rariny intsony e
Tsy mety ve ny tsipaipaika am diaspora dia drone no atao mifandona am miaramila manakana ny fitokonana
Mila mpitarika ny vahoaka hono kanefa izy ndray no tsy sahy !!!😮😮😮