👍🏼 Mais qu’est-ce que je vous adore avec la verve que vous avez Madame Fanirisoa. Ho tonga anie ny fahafahana hialanan’ ny firenena ambanin’ny zioga ny fitondran’ireto jiolahy tsy valahara mpandroba mamotika ireto
Merci Mme Fanirisoa 🙏🙏 Mazava Tena mazava lay fanazavana 😍 I Dama, lay ramatoa procureur, lay ramatoa ministry ny justice na ny président tribunal tokony hanaraka Tsara ty fanazavana ataonao ty fa Tsy hainy ny resaka lalàna, fa managadragadra olona fahatany Vendrana sy dondrona ohatra ny Tsy nahita fianarana Mbola Misaotra foana mampita ny vaovao marina👍🙏🙏😍🥰😘😘
Mankasitraka Madame FANIRISOA.Tena aoka tsy ho avela moramora ireo mpandroba firenena ireo indray andro any refa tena OLONA misy feon: fieritreretana novho tonga @ fitondrana. Fa isika vahoaka mivonnon eran' Nosy. Miaraka mirona mihetsika. Ny tsy mpomba io fitondrana io. Ny hambompo raha tena tia anay vahoaka ianareo ! Mihavana NAREO ho fitiavana anay Vahoaka sy ny HAREMPIRENENA efa mila ho ringana @ io fitondrana io. Henoy ny tenin' filohampiangonana hoe mijaly ny vahoaka.
Mankasitraka lalandava Fanirisoa Ernaivo! soa fa mbola eo ianao miady sy manokatra ny maso jamban’ny malagasy. Marina mihintsy fa i dama lehiben’ny ceni, ilay ramatoa procureur, ilay ramatoa minisitry ny justice dia mila gadraina ary mandoha lamandy! Asa ny andrasan-dra malagasy satria efa am-pelatanany avokoa ireo porofo ny halatra rehetra…Raha mbola tsy mihetsika amin’izao fanitsakitsahana azy izao ny malagasy dia aza fady fa tay noafahan’ilay andry apoondra azy! Izahay moa gaga fa ao no mbola te ampisaraka indray ny Firaisankina toy i razara pierre nantenaina, nefa efa izao no fahantrana sy ny kizo ampidiran’i andry apooondra ny firenena… Mamerina fisaorana mitafotafo an’i Fanirisoa satria démonstration tsy misy azo kianina no entiny ka an’ny vahoaka no mitsakotsako azy!
Bonané ianao Fanirisoa a! misimisiha ny olhatranao ,indrisy mantsy fa na iray aza tsy mahita aho ,eny fa na ao @ Firaisankina sy ny Tim aza tsy hahitana ,raha ny tokony ho izy dia ny mpanohitra any Dago no tokony hanao izao zavatra hataonao izao (isaorana @ fandavatena ianao), ny any mba lazain'ny ry zareo dia hoe TSY HANAIKY ,inona izao no mba hetsika hataondry zareo mba hamohahana any i Jean Luce ? mivorivory etsy sy eroa fotsiny ,MPANOHITROHITRA ireo amiko
Ka zao zavatra lazainao zao anie no ts Ankeny ceni le auditeur ,ary io koa no ilazany zareo hoe mba ts ambaratelo ceni le izy de ts azo jerena. Kay zany Zavatra atao zareo de mihevitra gasy doto s vendrana zareo
Misotra anao mme namokany marina fa saingy ny vahoka malagasy ao mda no vendra p sy tamana vatsy tsinjo io avelao any reo maty ao refa tsy misy menakatidoa
MBOLA MILAMINTSAINA HIANY VE IO RANGAHY ATAO HOE DAMA ARSÈNE IO NY VOLA ANIE LOZANA ETO ANTANY E NY ANARANAO VOASORATRA HO AN'NY TARANAKA MALAGASY REHETRA
Ny ceni tsy vanona indrindra fa i dama efa in-jato no tsy mitsahatra miasa manova ny valim-pifidiana rehetra satria voavidin’i andry apooondra, manao hosoka ary tsy sahy manao confrontation ny pv, ireo mpitsara ao madagasikara voky kolikoly dia managadragadra foana ny olona tsy meloka akory toy i Jean Luce! Ireo miaramila gasy sy zandary be boty be basy moa dia manohy ny fiarovana any i andry apooondra akoatra ity richard baomba lasa jeneraly nefa tsy nanatrika ady akory no mirehereha hoe tsy misy maha tohatra miaramila, mbola ho avy ny anjarany fa tsy misy izany mandrakizay izany! Torak’izany ilay rtoa présidente ny tribonaly, ilay procureur sy ireo rehetra niray tsikombakomba nanitsaka lalàna nanolana ny liste électorale ary namadika ny vokam-pifikoa mendrika dia gadraina avokoa!…
Tsy adalanay no niala tany @ tanàna t@ 2002 ireny tsy resaka politique fa nohon'ny korontana nataondry Ra 8 nareo io, tany masina i Madagasikara fa tsy atao otrizany
👍🏼 Mais qu’est-ce que je vous adore avec la verve que vous avez Madame Fanirisoa. Ho tonga anie ny fahafahana hialanan’ ny firenena ambanin’ny zioga ny fitondran’ireto jiolahy tsy valahara mpandroba mamotika ireto
Merci Mme Fanirisoa E. ❤ Malagasy tena nianatra. MIpetrapetraka tsara mihintsy fanazavana❤
Ataovy MIHOROHORO @ Fahamarinana ireo Devoly maizina ireo. 👺👺👺🔥🔥
MIALA Radomelina, sy ny formngony MIAlA
Miarahaba anao tratry taona vaovao Mme Fanirisoa Ernaivo marina n'y fanazavanao
MERCI KIA, FANIRISOA. REVEKO BEE, NY KOZINAO.
Merci Mme Fanirisoa 🙏🙏
Mazava Tena mazava lay fanazavana 😍
I Dama, lay ramatoa procureur, lay ramatoa ministry ny justice na ny président tribunal tokony hanaraka Tsara ty fanazavana ataonao ty fa Tsy hainy ny resaka lalàna, fa managadragadra olona fahatany
Vendrana sy dondrona ohatra ny Tsy nahita fianarana
Mbola Misaotra foana mampita ny vaovao marina👍🙏🙏😍🥰😘😘
Merci Kia. ZAVATRA ataondry, DIA mijoro. Dry ngee MAGISTRAT EE. AZA MATAHOTRA NDRY
Bravoooo mme Fanirisoa tena Jeanne d'Arc malagasy ianao
Misaotra nanazava, Dame la Présidente. FALY BE ZAHAY maheno, NY LALANA.
Misaotra ly fanirisoa Tohizo fa tsara hoan’ny 🇲🇬 🫶🙏
Merci Mme fanirisoa fa sendran'izay olona tsy valahara Madagascar
Misaotra foana Mme Fanirisoa. Arabaina tratran ny taona vaovao❤
Mankasitraka Anao Mme FANIRISOA Erinaivo 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏💐
Merci FANIRISOA Ho ela velona ianao
fanjakan-jiolahy
Misaotra anao Madame fa soa fa eo enao fa henjana ny ataonareo.... courage enao .vraiment !!!
Mankasitraka Madame FANIRISOA.Tena aoka tsy ho avela moramora ireo mpandroba firenena ireo indray andro any refa tena OLONA misy feon: fieritreretana novho tonga @ fitondrana. Fa isika vahoaka mivonnon eran' Nosy. Miaraka mirona mihetsika. Ny tsy mpomba io fitondrana io. Ny hambompo raha tena tia anay vahoaka ianareo ! Mihavana NAREO ho fitiavana anay Vahoaka sy ny HAREMPIRENENA efa mila ho ringana @ io fitondrana io. Henoy ny tenin' filohampiangonana hoe mijaly ny vahoaka.
Bisous ndry FANORISOAAA
Bien dit madame,merci et que dieu vous bénisse
Misaotra Mme tahianAtra
Merci retsy a❤
Olon doza daolo ireo e! Misaotra anao Fanirisoa amin ny fanazavana entinao❤😅
Merci ki Neny a ! 😘😘😘
Ny Procureur doza no tea lehiben ny mpandainga ndoza . Sady vendra-doza koa 😢😅
Ny fanjakana Malagasy miseho mahay, Asehoy Ny Fahaizana fa fotoana izao,
Mbola ho aiza anefa ny hahazo Anareo, zadratsy manaliaka Vahoaka Malagasy./.
Ka inona ny atao, ty madame mpitsara milaza fa niaiky heloka i jean Luc....😮
Misaotra indrindra madame
Misaotra madame Fanirisoa , tena manao zay tiny atao mitsy reo @ fitondrana ty , zay zavatra ataony fanoherana rehetra dia tss ahitana resultats satria mafy ny fingampingana atao fitondrana mafia io
Hoy Jeneraly, ingahy Ramakevelo izay hoe 'Tsy misy tafondro sy fiara mifono vy hahasakana rehefa hihetsika ny vahoaka' '
Te marina ary tsy mba maty
Mankasitraka ooh
ZAO Kia. I RICHARD R. EFA MANGERY AKILAOTY LESY KIA.
IZY REHETRA2 IREO ANGEE, HATONITSIKA EO @13 MAI, TSIRAY2. FITSARZMBAHOKA NO HIAFARANIO. KOZY VRAI ZANY. DEKO MAHITA ANAZYYEEE
Tsy misy Vahoaka Malagasy haneky hikotrehana korontana izany intsony ry tu ah 😂😂
Mankasitraka lalandava Fanirisoa Ernaivo! soa fa mbola eo ianao miady sy manokatra ny maso jamban’ny malagasy. Marina mihintsy fa i dama lehiben’ny ceni, ilay ramatoa procureur, ilay ramatoa minisitry ny justice dia mila gadraina ary mandoha lamandy! Asa ny andrasan-dra malagasy satria efa am-pelatanany avokoa ireo porofo ny halatra rehetra…Raha mbola tsy mihetsika amin’izao fanitsakitsahana azy izao ny malagasy dia aza fady fa tay noafahan’ilay andry apoondra azy! Izahay moa gaga fa ao no mbola te ampisaraka indray ny Firaisankina toy i razara pierre nantenaina, nefa efa izao no fahantrana sy ny kizo ampidiran’i andry apooondra ny firenena… Mamerina fisaorana mitafotafo an’i Fanirisoa satria démonstration tsy misy azo kianina no entiny ka an’ny vahoaka no mitsakotsako azy!
Fanirisoa koa tsy mety leo an' ilay vahoaka malagasy zaza vendrana
fanirisoa ny harimpanjakana rehetra hoy aho fa tsy CENI ihany
Bonané ianao Fanirisoa a! misimisiha ny olhatranao ,indrisy mantsy fa na iray aza tsy mahita aho ,eny fa na ao @ Firaisankina sy ny Tim aza tsy hahitana ,raha ny tokony ho izy dia ny mpanohitra any Dago no tokony hanao izao zavatra hataonao izao (isaorana @ fandavatena ianao), ny any mba lazain'ny ry zareo dia hoe TSY HANAIKY ,inona izao no mba hetsika hataondry zareo mba hamohahana any i Jean Luce ? mivorivory etsy sy eroa fotsiny ,MPANOHITROHITRA ireo amiko
Mankasitraka tompoko
Ka zao zavatra lazainao zao anie no ts Ankeny ceni le auditeur ,ary io koa no ilazany zareo hoe mba ts ambaratelo ceni le izy de ts azo jerena.
Kay zany Zavatra atao zareo de mihevitra gasy doto s vendrana zareo
Betsaka ny olona ohatra ny Fanirisoa any Dago fa matahotra sao lasa mihinana gagazo eo dia aleon dry zarei mangina
Misotra anao mme namokany marina fa saingy ny vahoka malagasy ao mda no vendra p sy tamana vatsy tsinjo io avelao any reo maty ao refa tsy misy menakatidoa
MBOLA MILAMINTSAINA HIANY VE IO RANGAHY ATAO HOE DAMA ARSÈNE IO NY VOLA ANIE LOZANA ETO ANTANY E NY ANARANAO VOASORATRA HO AN'NY TARANAKA MALAGASY REHETRA
Ny ceni tsy vanona indrindra fa i dama efa in-jato no tsy mitsahatra miasa manova ny valim-pifidiana rehetra satria voavidin’i andry apooondra, manao hosoka ary tsy sahy manao confrontation ny pv, ireo mpitsara ao madagasikara voky kolikoly dia managadragadra foana ny olona tsy meloka akory toy i Jean Luce! Ireo miaramila gasy sy zandary be boty be basy moa dia manohy ny fiarovana any i andry apooondra akoatra ity richard baomba lasa jeneraly nefa tsy nanatrika ady akory no mirehereha hoe tsy misy maha tohatra miaramila, mbola ho avy ny anjarany fa tsy misy izany mandrakizay izany! Torak’izany ilay rtoa présidente ny tribonaly, ilay procureur sy ireo rehetra niray tsikombakomba nanitsaka lalàna nanolana ny liste électorale ary namadika ny vokam-pifikoa mendrika dia gadraina avokoa!…
👍👍👍
🎉
Tsy adalanay no niala tany @ tanàna t@ 2002 ireny tsy resaka politique fa nohon'ny korontana nataondry Ra 8 nareo io, tany masina i Madagasikara fa tsy atao otrizany
Izany no tena olona ,Sady intelligente,no intellectuelle