Marina fa tsy ny ampand roso ny firenena no tadiavi n'ireo. Fa ny ho avaly azy noho izay kosa , ... Fa na dia hiezaka ny ampandroso aza ireo, tsy hainy.
Avelao ilay hoe ntsay, ankizy tsy manan tsiny iny, exécutant n'i manga sy rajwel fotsiny ihany. Ny fanaisorana an'i rajwel no atao tanjona. Rà i rajwel no teo à toera n'i Président Ra8 ny andro anio, dia efa nozarainy vola ny olona maro mora vidy, dia nokaramainy officiers vitsivitsy, sy vatany maromaro, ary chefs de bandes eny Isotry. Dia midina eny an dalàna ireo. Izay ilay lazaina hoe "fihetsi bahoaka", ry Tompoko !!! En vérité, "coup d'état" !!! Rà ny marina izany, rà tia ny vahoaka ianao, ny manao coup d'état no làlana tokana. Zaza vositra ny gasy. Tsy mba misy activistes na iray aza. Fa tena tsy anino ntsy aninona ilay vahoaka malagasy, sauf Toliary ; azo atao hoe mendrika azy ny sort ny. Mampalahelo i Fidèle marary momba ireo olona tsy mendrika ireo. Ndeha afindra any Toliary ny capital, mbà hanaisorana an'i rajwel !
Merci beaucoup barabasy 👍💪💪
Bravo frère , anao misy droit mivolagna ra tsy mety amin'ny tanindrazagnanao.Rô ,tsisy ra vitan-drô amin’ny tanindrazgna tsika
.Veritè blesse .
Merci beaucoup berabasy
olo mainty jiaby mira barabasy . tsy mahaleo mamelogno ologno tia tena égoïste centrique.
D tezitra rhf ataon olona oe manao lohan' ....
Miaramila iany tanjaka ireo mpanao politika reo miaramila no hireharehany ilainy fotsiny mi corrompre miaramila Dia milamina izy
zegny baka ataony tanana dictateur
Raha olon TSY zatra mihaino tavaratra aloha dia sorena ihany; saingy takaro tsara leiretsy n'y lazainy sy hafatra tiany ambara. MARINA LOATRA
Miteny daholo Zao OLO gajgy rehetra zao
Misy olona masahy mamono olona Itô tokony ho fatorana
Ireo volagnignao ireo hoe mpisolelaka : catégorie ny Amboa Lambo jamban'ny taolana,
Misaotra Anao mivolagna ny marina./.
Kkkk Balthazar ty ma azovy ee
Baltazara 😂😂😂 kkkkkkkk
Marina fa tsy ny ampand roso ny firenena no tadiavi n'ireo. Fa ny ho avaly azy noho izay kosa , ...
Fa na dia hiezaka ny ampandroso aza ireo, tsy hainy.
Avelao ilay hoe ntsay, ankizy tsy manan tsiny iny, exécutant n'i manga sy rajwel fotsiny ihany.
Ny fanaisorana an'i rajwel no atao tanjona.
Rà i rajwel no teo à toera n'i Président Ra8 ny andro anio, dia efa nozarainy vola ny olona maro mora vidy, dia nokaramainy officiers vitsivitsy, sy vatany maromaro, ary chefs de bandes eny Isotry. Dia midina eny an dalàna ireo. Izay ilay lazaina hoe "fihetsi bahoaka", ry Tompoko !!! En vérité, "coup d'état" !!!
Rà ny marina izany, rà tia ny vahoaka ianao, ny manao coup d'état no làlana tokana. Zaza vositra ny gasy. Tsy mba misy activistes na iray aza.
Fa tena tsy anino ntsy aninona ilay vahoaka malagasy, sauf Toliary ; azo atao hoe mendrika azy ny sort ny. Mampalahelo i Fidèle marary momba ireo olona tsy mendrika ireo.
Ndeha afindra any Toliary ny capital, mbà hanaisorana an'i rajwel !