fefi 2013 haleloia, alléluia haendel, halleluia, hallelujah

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 มี.ค. 2014
  • FEFI Haleloia, F'Andriamanitra no manjaka, haleloia. Izao rehetra izao lasany. Ho fanjakàny sy ho Kristiny. Fa Izy no hanjaka doria. Mpanjaka, sy tomponay (hanjaka, doria, haleloia). Mapnjakanay sy Tomponay fa Izy no Hanjaka doria HALELOIA.

ความคิดเห็น • 26

  • @raharimalalarojo5930
    @raharimalalarojo5930 11 หลายเดือนก่อน +1

    La meilleure des versions

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison 8 หลายเดือนก่อน

    AMEN

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 2 ปีที่แล้ว +2

    Haleloia Amen

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 8 ปีที่แล้ว +3

    Merci seigneur! et merci aussi à vous tous! que notre Foi grandisse en Dieu!! soyez bénis!!!!

  • @fanjaramamonjisoa5914
    @fanjaramamonjisoa5914 6 ปีที่แล้ว

    Alléluia ! Fa mpamonjy no ho teraka ho ahy sy ho anao , Voninahitra ho any @ Avo indrindra Amen!!!!!!

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 8 ปีที่แล้ว +1

    alléluoia amen!!! Ny fiadanan ny Tompo anie ho ao @nareo rehetra ireo.Gloire à Jésus!!!!!

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 8 ปีที่แล้ว +1

    merci Seigneur!!! t@ 87 aho no nihira io hira io chorale tao soanierana Tsimbazaza, fa tena tsara be no hanaovanareo azy miaraka @ batterie, guitare sns..... rehetra ireo ,indridra fa ilay chef de chorale koa tena mahafinaritra be!!! soyons dans la joie et la paix du christ.

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 7 ปีที่แล้ว +1

    alléluia ! fa mpamonjy no ho teraka ,ho fanavotana ho ahy sy ho anao,dia misaora ny anarany Masina,dia mirary Noël sambatra ho an ny chrétiens rehetra sy ny taona vaovao 2017 , ary dia samy hitombo Finoana atrany2!!!

  • @floretteminosoa2297
    @floretteminosoa2297 4 ปีที่แล้ว +1

    Impeccable

  • @jocelynehanitriniaina753
    @jocelynehanitriniaina753 7 ปีที่แล้ว

    tsara be fa misaotra betsaka anareo,mahereza atrany am asa Fitoriana,sy fankalazana,NY Tompo homba anareo!

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 5 ปีที่แล้ว

    Fa IZY no Mpanjaka doria Amen Haleloia Hallellua !

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 7 ปีที่แล้ว +3

    alléluia! Bonne et Heureuse année 2017 à vous tous!Que Dieu vous bénisse!!

  • @mohamadjallad3958
    @mohamadjallad3958 8 ปีที่แล้ว +2

    mankasitra o!!!!❤❤❤

  • @andrilazakevin3328
    @andrilazakevin3328 8 ปีที่แล้ว +1

    Ho amintsika anie n y fiadanany

  • @elsamu566
    @elsamu566 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka amin'ilay fitendrena e (y)

  • @tianaandry7382
    @tianaandry7382 2 ปีที่แล้ว

    Tsara jesosy fa zahao

  • @keniasantosdasilva5696
    @keniasantosdasilva5696 ปีที่แล้ว

    É demais Glória e mais glória e Belo demais

  • @annarafanomezantsoa4046
    @annarafanomezantsoa4046 3 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️🙏

  • @bluedana815
    @bluedana815 6 ปีที่แล้ว

    makasitraka ô

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 8 ปีที่แล้ว +1

    tsara be, miamp an le batterie :)

  • @MiaMia-qc6ci
    @MiaMia-qc6ci 9 ปีที่แล้ว +1

    tsara be! tena tsara! fa maninona no nasiana batterie ??

    • @fanjaramamonjisoa7511
      @fanjaramamonjisoa7511 7 ปีที่แล้ว +2

      Tsara ny Tompo ,dia ankalazao @ musiques rehetra Aponga , sodina,Batterie, Guitares. sns......rehetra ,alléluia! Ho deraina anié ny Anarany Masina fa tsara izy.

  • @bluedana815
    @bluedana815 6 ปีที่แล้ว

    tanora chorale tao @,fjkm ambatobe no nihirako io hira io @.taona 1999 tsara be mits

    • @margodelarosa7268
      @margodelarosa7268 3 ปีที่แล้ว

      Tsara be misaotra
      Tena.mahay mihira.ny malagasy
      Misaotra

  • @elayvoneugene6775
    @elayvoneugene6775 7 ปีที่แล้ว +1

    MISAOTRA ANAREO

  • @vivianeratrimoharinosy4675
    @vivianeratrimoharinosy4675 3 หลายเดือนก่อน

    Asianàreo batterie!!!!!!! Hhhhh