ความคิดเห็น •

  • @user-jm9cs2zf8q
    @user-jm9cs2zf8q 5 หลายเดือนก่อน

    Zay le hira aiko voalohany tamiza fefy tsaroako mandrakizay

  • @anjakrishhriday4585
    @anjakrishhriday4585 8 ปีที่แล้ว +1

    Tao anatin'ny lavak'ny aizina aho no Nosotominao Ray oh..Hiverina Aminao aho ka mba sakabino mva fihino...Tiako loatra Ianao Jesosy

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 8 ปีที่แล้ว

    Amen Amen!! ho eo ambany elatrao mandrakariva anie ny fiananjankao Jéhovah Tompo ô!!!

  • @julieprisca1233
    @julieprisca1233 8 ปีที่แล้ว

    amen !sambatra aho, tretriky aho, satria fantatro fa efa namindrano fo

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 7 ปีที่แล้ว +1

    Bonne et Heureuse année 2017 à tous! JESUS nous aime!

  • @bakorazaiarimisa9904
    @bakorazaiarimisa9904 3 ปีที่แล้ว

    Tiako loatra -- tohizo hatrany fa tena mampahery .

  • @josmary4132
    @josmary4132 8 ปีที่แล้ว

    ny famindram-ponao no mbola naha toy izao ahy, sambatra aho fa efa namindrana fo Jesosy Tompoko

  • @hanitriniainamamyrasoamiar7826
    @hanitriniainamamyrasoamiar7826 7 ปีที่แล้ว +2

    Na hikatona aminay aza ny varavarana rehetra ny vahaolana ao aminao irery ihany

  • @floretteminosoa2297
    @floretteminosoa2297 5 ปีที่แล้ว

    Ndriyy mampanembona ahy zany hira zan

  • @FanjaRaminoson
    @FanjaRaminoson ปีที่แล้ว

    ❤❤❤❤❤❤

  • @jeanramambason9588
    @jeanramambason9588 3 ปีที่แล้ว

    tsara

  • @sskhansskhan9895
    @sskhansskhan9895 5 ปีที่แล้ว

    NY VONINAHITRA DIA HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY