Amorony fo madio aho Andriamanitra o Fo iray miorim-paka mafy ao Aminao Andosiran’i satana Fa hivoha hidanadana Henika sy feno ny hasoavanao Mba tolory saina tsara Tompo Masina o! Mba hisainako ny lala(na) Mankany Aminao Saina afaka hahalala Fa tsy ny lala-migodana No hanatrarana ilay paradisa soa Ref : Akaikezo e! inty ny tanako fikiro Fa manonja anie ’ty rano be Aza avela handeha irery Tantano an-dalana aho sao very Jesosy o! Ianao no tokiko ’Lay fanahy mahaolona nomenao ahy koa Azoko ambara fa raha toa tsy arovanao Dia manjary mampanahy Raha tratry ny fakam-panahy Ka farany ho may sy ho ratsy fiafara Ny tongotro, ny tanako, ny loha, ny masoko Ny eritreritro, ny sofiko, ny vavako Zany hoe raha atotaly Tsy zava-bitsivitsy ihany F’izaho mihitsy no apetrako Aminao Ref : NY MPITORY
ankekezo e inty ny tanako fikiro fa manonja anie ity ranobe ........ aza avela andeha irery aho jesosy tiko tena tiko ny tonony .arahaba tratry ny taona 2020 daholo e
Ambeno aho Tompo ô, tsy ho azon'ny fakam-panahy 🙏🙏
Amorony fo madio aho Andriamanitra o
Fo iray miorim-paka mafy ao Aminao
Andosiran’i satana
Fa hivoha hidanadana
Henika sy feno ny hasoavanao
Mba tolory saina tsara
Tompo Masina o!
Mba hisainako ny lala(na)
Mankany Aminao
Saina afaka hahalala
Fa tsy ny lala-migodana
No hanatrarana ilay paradisa soa
Ref : Akaikezo e! inty ny tanako fikiro
Fa manonja anie ’ty rano be
Aza avela handeha irery
Tantano an-dalana aho sao very
Jesosy o! Ianao no tokiko
’Lay fanahy mahaolona nomenao ahy koa
Azoko ambara fa raha toa tsy arovanao
Dia manjary mampanahy
Raha tratry ny fakam-panahy
Ka farany ho may sy ho ratsy fiafara
Ny tongotro, ny tanako, ny loha, ny masoko
Ny eritreritro, ny sofiko, ny vavako
Zany hoe raha atotaly
Tsy zava-bitsivitsy ihany
F’izaho mihitsy no apetrako Aminao
Ref :
NY MPITORY
Aza avela andeha irery aho jesosy oh!efa nankiniko @nao daholo ny fiainako rehetra momba ahy.amen
❤❤2024 zao fa tena mbola mankafy izao Hira tena kanto mitoetra izao fa tena mankasitraka feno Tompoko Jesosy mahery anie no Hitahiry anareo ❤❤❤❤
"Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo." Ezekiela 36/26
Mahereza daholo!
Mamitiana RAKOTOVAO mitovy anarana amiko enao mahagaga
Aza avela handeha irery, tantano an-dàlana aho sao very ❤
Merci Seigneur, j'ai confiance en vous et bénissez _nous ,Amen
Tompo o !
Amororony ❤️ madio aho.
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
amorony 💖 madio aho Tompo o!
Akaikezo e! inty ny tanako fikiro Fa manonja anie ’ty rano be
Aza avela handeha irery
Tantano an-dalana aho sao very
Jesosy o! Ianao no tokiko
misaotra anao aho Tompo o fa efa nanomboka niasa Ianao ka nanome fo vaovao sy madio ahy nahaizako namela heloka tokoa.
Misaotra tompo fa tena tsara ianao
ankekezo e inty ny tanako fikiro fa manonja anie ity ranobe ........ aza avela andeha irery aho jesosy tiko tena tiko ny tonony .arahaba tratry ny taona 2020 daholo e
Tompo amorony fo madio izahay mba ahaizany mitia ny hafa eny fa na dia ny fahavalonay aza.
Misaotra indrindra ❤️❤️❤️🙏🙏🙏
Ilay fo tena madio Jesosy Tompoko sy Andriamanitro o!
Jesosy ô, Ianao no tokiko.
Amorony fo madio aho Andriamanitra o!
amorony fo madio aho Andriamanitra ô!
Laniko ity hira ity.
Amboaro aho Jeso mba ho toa Anao indrindra ity foko ity.
Misaotra. Anao aho fa. Ianaono manovany fonayianao. Iany. Nytomponau
tsara loatra
Tantano an_dalàna aho Jesoa Sao very
diovy ny foko Jesosy o!
Tompo oo ampitomboy ny finoako
11/2022 mbola mankafy hatrany ❤❤❤
"Ampy ho anao ny fahasoavako Kor 12/9
-.
TIKO BE ZANY HIRA ZANY
mahafinaritra ny fiderana
❤🥰🙏🙏🙏
Hamorony Fo Madio aho Tompo o
Amorony fo madio
Merci e 😂🎉❤😊
mankasitraka e!!
JESOSY Ô IANAO NO TOKIKO 🦶
Mampitonitony fo . Misaotra tompoko.
❣️❤️❤️
♥♥
💕
😢😢😢💝💝💝💝💝💝💞💞💞
♥️💞💖😇
❤❤❤
tikooooooooo
Voangy
Telechargrement
❤️
👍👍👍👍
MANKASITRAKA E
❤❤❤💞 💐💒
💞💞
7
amorony 💖 madio aho Tompo o!
❤❤❤❤❤🙏🙏🙏
❤
❤❤❤❤