ความคิดเห็น •

  • @bakolyspanishbakolyspanish1988
    @bakolyspanishbakolyspanish1988 3 ปีที่แล้ว

    HO ANDRIAMANITRA IRERY IHANY NY NY DERA SY NY HAJA MANDRAKIZAY aleloia aleloia
    Tsona 2021 izao AO ANATINY ANATINY NY ADY MARO NEFA NEFA TSY kivy AHO FA hidera a I JEHOVAH mandrakariva RAHA

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 8 ปีที่แล้ว +4

    Betsaka tokoa ry Tompo ny fikasana tia hanatanteraka ny sitramponao nefa tsy vitan ny herinay izany raha tsy homban ny fanahy masinao,aide nous et que ta volonté soit faites!!

  • @heriniainarasamimanana6007
    @heriniainarasamimanana6007 7 ปีที่แล้ว +2

    Enao Andriamanitra ny mpanapaka ny fiainako. Raiso aho ho eo ambany elatrao, Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra enao. Tahio sy omeo fiadanana izahay. Amen

  • @leonciatabaviarinivo9912
    @leonciatabaviarinivo9912 6 ปีที่แล้ว +1

    Raiso Jesosy ooooo homeko avokoa, ka hanompoako anao ny fiainako.Ts asiako fetra tsy ho faritako ka aoka i ianao no ho mpanafaka ahy.Misaotra Jesosy misaotra noho ny fitiavanao Amen

  • @nicolemihantaharisoa3988
    @nicolemihantaharisoa3988 6 ปีที่แล้ว

    raiso JESOSY FA omeko avokoa mba hanompoko ANAO NY FIANAKO AMEN

  • @lovaratsimba9854
    @lovaratsimba9854 3 ปีที่แล้ว +1

    Raiso jesosy

  • @bakolyspanishbakolyspanish1988
    @bakolyspanishbakolyspanish1988 3 ปีที่แล้ว

    HO ANANDRIAMANITRA IRERY NY FINDRANA MANKASITRAKA FA FATNA NANDONA NT DI MIHUNTSY

  • @miharimanantsoadomoina8551
    @miharimanantsoadomoina8551 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsara loatra

  • @kdmmada9552
    @kdmmada9552 5 ปีที่แล้ว

    raiso Jesosy o, omeko avokoa mba hanompoako anao ny fiainako 😭

  • @herizomanga7548
    @herizomanga7548 6 ปีที่แล้ว

    Omeko avokoa, tsy asiako fetra anie Jesosy ô

  • @keniasantosdasilva5696
    @keniasantosdasilva5696 ปีที่แล้ว

    Instrumental de primeira festa Louvor

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 8 ปีที่แล้ว

    Raiso Jesosy izany hira tonom bavaka tara izany ho fisaorana anao manokana misaotra Tompo o! ny nanomezanao talenta ho entina midera anao tahak' izao, merci mon Dieu,et donne nous la patience et aussi à tous tes serviteurs! !!!

  • @andrianjakanoronilanahaja6716
    @andrianjakanoronilanahaja6716 8 ปีที่แล้ว

    Raiso Jesosy ny Mpanomponao mba ho Mpanomponao !

  • @deraandria243
    @deraandria243 8 ปีที่แล้ว

    Raiso Jesosy

  • @tsilavinaramanoelintsoa8126
    @tsilavinaramanoelintsoa8126 8 ปีที่แล้ว +1

    Raiso jesosy ! FEFY

  • @user-jm9cs2zf8q
    @user-jm9cs2zf8q 5 หลายเดือนก่อน

    Babonao Aho tu jesosy a

  • @hajaandriama1135
    @hajaandriama1135 4 ปีที่แล้ว

    Fiadanana! azafady aiza no mety azahoana ilay tovolahy lead vocal io

    • @Yrinaf
      @Yrinaf 4 ปีที่แล้ว

      fiadanana ô: 0347391405 Mr Lanto

  • @bodobrunetti5237
    @bodobrunetti5237 5 ปีที่แล้ว

    Tsara ny tonokira fa le mpihira il chante faux manjary makarary sofina nefa tokony hivoaka tsara le fiderana "midera an ' i jehovah" aminy feo tsara rindra c'est pas le cas avec vous Monsieur ny critique moa natao hampahatsara zavatra zay no tiako ambara eto satria tsara loatra le Andriamanitra ka dia sarompiaro aho aoka ho feno hatsarana koa ny hoentintsika midera azy misaotra tompoko

    • @bakolyspanishbakolyspanish1988
      @bakolyspanishbakolyspanish1988 3 ปีที่แล้ว

      TENA MIVAVAHA MAFY INAO FA MISY FANAHY EATSY AO ANATINAI IZANY DIA TWNA MPITSIKERA FOTSINTY KIA MANAIVA HOTRANIO EAHA MAHAVITA

    • @anijesosyaho3621
      @anijesosyaho3621 ปีที่แล้ว

      Izaho indray aloha dia tena tsara amiko ny fihiran'ilay lehilahy io. Tsy matihanina @ hira na zava-maneno aloha ny tenako. Ny fony sy ny fanahiny mihira ho an'Andriamanitra re jerena e. Mino aho fa mahafaly an'Andriamanitra ny hira ka isika izay olombelina voafetra ny fahalalantsika indray ve no ho tafintohina? Tafiita ny hafatry ny Tompo. Voakasika ny maro. Izay no zava-dehibe