ความคิดเห็น •

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 8 ปีที่แล้ว

    Amen! fa ny zavtra tsy mety simba sy ho lo dia izay miankina @nao Ray malala ô! dia torak' izany koa ireo mpanomponao ireo, donne leurs la force et le courage seigneur Jesus!!!

  • @mmemahefasoa1594
    @mmemahefasoa1594 9 ปีที่แล้ว

    Maro ny ady atrehina.......ka tafio ny Herinao,tsy mba manana safidy tokoa aho Tompo o!!

  • @randrianarijaonanarindra9367
    @randrianarijaonanarindra9367 3 ปีที่แล้ว

    Jesosy a tiako loatra ny miankina Aminao

  • @comment2liner.989
    @comment2liner.989 9 ปีที่แล้ว

    mbola levon avokoa izao rht izao... ny tsy ho lo ny miankina o @ao

  • @nouandri8847
    @nouandri8847 6 ปีที่แล้ว +1

    Fantatro JESOSY fa ra tsy miankina Aminao dia tsy hisy fahasambarana izao fiainana ety antany izao,misaotra Jesosy fa tena mbola tia ahy tokoa Ianao

  • @trinet9507
    @trinet9507 5 ปีที่แล้ว

    Ny zava tsy ho lo marina JESOSY de ny miankina aminao mankasitraka ny FEFI

  • @rabeharilalagullaniah5249
    @rabeharilalagullaniah5249 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ndrindre eee

  • @tahirymanampisoarandriants8674
    @tahirymanampisoarandriants8674 9 ปีที่แล้ว

    mahatsiaro sambatra ny miankina @ ANDIAMANITRA

  • @minosoastephaniefanjavolol4845
    @minosoastephaniefanjavolol4845 9 ปีที่แล้ว

    mahafinaritra ahy loatra ianareo

  • @dinaanniepascal4592
    @dinaanniepascal4592 8 ปีที่แล้ว

    ra ny ota izay natao tsis miafina aminao fa ny fahasoavanao ry Tompo o no nahatoy izao ahy... fa ra izao fiainana izao no tsy miankina amnao d ho zava_poana iany tompo oh feno sento sy tomany