ความคิดเห็น •

  • @NandrianinaRaherimandimby
    @NandrianinaRaherimandimby วันที่ผ่านมา

    Ataoko ahoana ny fisaotra anao Jesosy o! misaotra misaotra misaotra Jesosy o!

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 5 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra anao izahay RAY o! namaly vavaka ho anay

  • @user-jm9cs2zf8q
    @user-jm9cs2zf8q 5 หลายเดือนก่อน

    Nena batoto eh

  • @tahirymanampisoarandriants8674
    @tahirymanampisoarandriants8674 8 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra Jesosy noho ny soa rehetra natolotrao anay mianakavy kely,dera sy laza atolotray Anao,Amen!

  • @keniasantosdasilva5696
    @keniasantosdasilva5696 ปีที่แล้ว

    Vocês estavam inspirados, todas as músicas e primeiríssima Deus seja louvado

  • @lianaraoelison5976
    @lianaraoelison5976 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra Ray ô! Misaotra Jesosy ô!

  • @henintsoarandrianantenaina1233
    @henintsoarandrianantenaina1233 4 ปีที่แล้ว

    Tsy misy tsara toa ny midera ny Tompo 🙏 Misaotra Ray o

  • @sacharatianarivoson4587
    @sacharatianarivoson4587 ปีที่แล้ว

    Ndriii ... Hira mamin'ny fo tokoa ...

  • @raklanto2390
    @raklanto2390 10 ปีที่แล้ว

    Voninahitra dia ho an i Jesosy irery ihany, miaiky aho oe tsara ity hira ity!

  • @hemerylefar1920
    @hemerylefar1920 5 ปีที่แล้ว

    Ray o o misaotra eee, tsaroko ny zava mahagaga nataonao

  • @davidrakotorahalahyandriat3690
    @davidrakotorahalahyandriat3690 6 ปีที่แล้ว

    Misaotra anao Ry Tompo fa mankahery anay ny fiderana anao

  • @rasoazanamasynjaraiando9180
    @rasoazanamasynjaraiando9180 5 ปีที่แล้ว

    Ray ô misaotra Anao
    Te hiantso aho : hikiaka hoe : Ray ô misaotra Anao
    Misaotra Jesosy

  • @sachafrancoisratianarivoso6997
    @sachafrancoisratianarivoso6997 9 ปีที่แล้ว +2

    Ho antsika rehetra izay nihaino ! Ny mangataka amin'i Jesosy mandrakariva no mahazatra antsika matetika, tsara tokoa izany fa izao no lazaiko anao : mba mizara ihany koa Misaotra fa tsy mangataka foana, dia ho hitanao izany hoe tena fifaliana izany.... Porofon'izany rehefa nilaotra tao am-poko ny Fisaorana noho ny valim-bavaka mafonja dia nahita aho fa Tena tsy ampy mihitsy ny andro hiderako Azy. Matokoa àzay rehetra atao fa eo foana Jesosy Tompo.- "Ray ô ! misaotra"

  • @mamyrambeloson1910
    @mamyrambeloson1910 6 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra fa tena tsara!

  • @transmelaky2262
    @transmelaky2262 7 ปีที่แล้ว

    RAY o!! Misaotra Anao

  • @tianaandry7382
    @tianaandry7382 2 ปีที่แล้ว

    Tsara ny midera an Jesosy eh

  • @TianaHasinaRandriatsiferana
    @TianaHasinaRandriatsiferana 10 ปีที่แล้ว

    Tena mafinaritra e! isaorana ny Tompo

  • @radavidisonradolalaina4142
    @radavidisonradolalaina4142 10 ปีที่แล้ว

    Ray ô misaotra. Mamy Ian août ry Tompo

  • @andriantsoamickaelrakotoza1826
    @andriantsoamickaelrakotoza1826 3 ปีที่แล้ว

    nanafaka t@ fatorana nangeja ahy ny Tompo ;misaotra Ray o

  • @mimychumitia4893
    @mimychumitia4893 10 ปีที่แล้ว

    misotra ny Tompo d misaotra any lé mpamorona

  • @veloniainatafitarakotovaon6854
    @veloniainatafitarakotovaon6854 6 ปีที่แล้ว

    tsara ny TOMPO

  • @tsanleejhonson1433
    @tsanleejhonson1433 10 ปีที่แล้ว

    Tena tiak ty hira ty misaotr ny Tompo

    • @deraandria243
      @deraandria243 8 ปีที่แล้ว

      +Tsanlee Jhonson zany o. za ko tia e

  • @tianaerickandriamahandriso123
    @tianaerickandriamahandriso123 9 ปีที่แล้ว

    misaotra Ray ô !!!!

  • @fanjariviere6059
    @fanjariviere6059 10 ปีที่แล้ว

    misaotra Jesosy dia misaotra an'ilay nizara