ความคิดเห็น •

  • @ambinintsoarajaofetra5159
    @ambinintsoarajaofetra5159 4 ปีที่แล้ว +6

    Mba henoy! Ry Tompo Ny senton’ny foko
    Fa asandratro Ho eny aminao
    Fa tsaroako Fa feno toloko
    Ny fiainako raha Tsapako lavitra Anao
    Mba tazony ho eo aminao Raiko Tia
    Raha tojo ny ady sarotra ety
    Atafio ahy ny hery, raha sendra irery
    Ndrao aho, miherika indray
    Efa hatramin’ny ela, Ianao no namela
    Ny mpanota, mahantra tety
    Saingy mafy ny foko, toa zary tsy ahoako
    Ny fitiavanao ahy Raiko tia
    Inty aho, manaiky ka amindrao fo
    Mba atsory, ny tànanao ry Jesoa
    Atafio ahy ny hery, raha sendra irery
    Manaiky hiara dia aminao
    SACHA F Ratianarivoson.

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 8 ปีที่แล้ว +1

    Inty aho manaiky amindranao fo Ray ô! merci seigneur Jésus christ!!

  • @fanjaramamonjisoa5914
    @fanjaramamonjisoa5914 6 ปีที่แล้ว

    Misaotra Jesosy ô nohon ny hery izay mbola nomenao anay hatramin izao anio izao , ary mblola ho mandrakizay .Amen ! ! !

  • @keniasantosdasilva5696
    @keniasantosdasilva5696 ปีที่แล้ว

    Belíssimo, Deus seja louva, espetacular maravilhoso

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 5 ปีที่แล้ว +1

    Homeo Hery izahay Tompo mba Hiaradia Aminao
    Ary koa Hitarika ireo izay tafasaraka Taminao

  • @andrilazakevin3328
    @andrilazakevin3328 8 ปีที่แล้ว

    Atafio ahy tokoa ny herinao ry TOMPO raha sendra irery aho ;ny voninahitra ho anao irery ihany AMEN

  • @hasinarakotozafiarisoa210
    @hasinarakotozafiarisoa210 ปีที่แล้ว +1

    Hira maminay. Misaotra ny FEFI

  • @user-jm9cs2zf8q
    @user-jm9cs2zf8q 5 หลายเดือนก่อน

    Za tena resy lahatra fa mihaino ny manana fo torotoro jesosy

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 8 ปีที่แล้ว +1

    Mihaino ity isanandro aho dia mahazo ny hery avy @Jehovah ,misaotra anareo chorale, fa manakarena @ zavatra rehetra Jesosy fa hangatao isanandro izany, fa tsy ataony mitovy ankory ny manompo azy ,sy ny tsy manompo azy, ary izay tena tia azy @ fo.Mahereza @ fanompoana ny Tompo daholo.

  • @anjakrishhriday4585
    @anjakrishhriday4585 8 ปีที่แล้ว

    Atafio ny herinao izahay Jesosy oh...Mba afahako miady ny ady tsara...Tiako loatra Ianao Jesosy

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 7 ปีที่แล้ว +1

    Bonne et heureuse année 2017 ny fefi! Misaotra an- Andriamanitra foana @ famindram-pony isanandro,tsara loatra ilay fiderana azy @ Fo manotolo. Dia ny fitahiany anie ho @tsika rehetra.

  • @ravaoarinoroviviane2243
    @ravaoarinoroviviane2243 9 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka ; ranadahy sy rahavavy ao TomPo Tia antsika Jesosy , maty izy noho ny amiko s n aminao .Hoy n soratra .masina : Mandehana ka mitoria n filazantsara @olona rehetra hatrany @ faran ' n tany de hatrany Jodea sy Samaria
    manoroka s manao veloma anareo @anaran ' i Jesosy ity namanareo 2ème voix ts mahafoy

  • @andrianarinosyhanitra5973
    @andrianarinosyhanitra5973 3 ปีที่แล้ว

    Atafio ahy ny hery Tompo

  • @michaellahmiemie7953
    @michaellahmiemie7953 7 ปีที่แล้ว

    Mb tafio ahi ni heri nao Jesosi oh!f maro ni fahavalo mitadi amotika ahi,,,Amen

    • @fanjaramamonjisoa7511
      @fanjaramamonjisoa7511 7 ปีที่แล้ว

      michaellah miemie .Amen! izay tena mino an i Jesosy Kristy , dia tsy ho simban ny santana izany,fa Jesosy foana no mahery sy mandresy eo @ ny fiainany mpanompony!!Amen.

    • @yolanderaharivelo481
      @yolanderaharivelo481 5 ปีที่แล้ว

      Soa fa nisy Anao Jesosy nitondra Hery ho ahy

  • @andryrandrianarimanana5998
    @andryrandrianarimanana5998 10 ปีที่แล้ว

    sara fa tohizo,fa sady mampiorina ny finoana no mamapahery ny fanahy,aza adino koa ny fototra niangana dia ny FPVM

  • @andrianjakanoronilanahaja6716
    @andrianjakanoronilanahaja6716 8 ปีที่แล้ว

    ATAFIO AHY NY HERY RAHA SENDRA IRERY FA MANAIKY HIARA-DIA AMINAO AHO TOMPO O!