Nametraka fitoriana momba ny fifidianana i Mme Lalatiana kandida tany Faratsiho

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
  • Miha mafana isan'andro ity Raharaha fifidianana ity. Hatreto dia tsy manaiky ny fahareseny ny kandidam-panjakana Lalatiana. Milaza izy fa ny hcc no tompon'ny teny ary manana porofo izy fa tokony tsy handresy Ramilison fa noho ny tsy fanarahan-dalàna fotsiny. Etsy ankilany Kosa dia tsy manaiky ny vokatra Andriamatoa Roland Ratsiraka. Araho ary ny fanadihadiana.
    Mankasitraka antsika mpanaraka ny chaîne, abonnez-vous!
    Araho ny chaîne raha mbola vaovao ianao!
    Tantara rehetra eto @youtube: urlzs.com/qdgv2
    Abonnez-vous à notre chaîne TH-cam: / rbcgtv
    Suivez-nous sur Facebook:
    Dr Rasoatakalosoandro: / dr.rasoatakalosoandro
    RBC G Tv: / rbcgtv.mg

ความคิดเห็น • 33

  • @Lala-t5d5k
    @Lala-t5d5k 3 หลายเดือนก่อน +5

    Ramatoa ity ve tsy mahalala menatra e!
    Tandremo
    Aleo halan'Andriana toy izay HALAM-BAHOAKA

    • @billiotte8811
      @billiotte8811 3 หลายเดือนก่อน +1

      Ireto ben'ny tanana 9 no tena loza ! Fa totom-bintana ve ?

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 หลายเดือนก่อน +5

    Rehefa tsy tiany olona Dia MBA mahalala menatra madame vorondolo ah

  • @RAMAMY
    @RAMAMY 3 หลายเดือนก่อน +4

    Salama daholo. Aza mandrabiraby an'Andriamanitra ianao Ramatoa LALATIANA. Ianareo 9 lahy milaza ho ben'ny Tanana any Faratsiho. Mba olona misaina ve ianareo ka hino anareo ny olona. TSY POSSIBLE MIHITSY ny fahamarinan'ny voalazanareo. Vavolombelona mpandainga. Olona manana taranaka ve ianareo ireo no manaiky ampiasain'ny LALATIANA. Raha nisy ireo lazainareo ireo, efa ela no nigadra io RAMILY io. Olona MARINA AZA vitan'i Rtoa LALATIANA no mampigadra azy, ka vao maika ve ka marina izany lazainareo izany. BEN'NY TANANA MPANDAINGA, MPIVAROTRA FANAHY, manalabaraka ny Malagasy avy any @ faritra Faratsiho. ANDRIAMANITRA ô, Poteho amin'ny sandrinao mahery ny asan'ny satana sy ny asan'ny ratsy rehetra eto amin'ny taninay.

  • @PierrotAlbert
    @PierrotAlbert 3 หลายเดือนก่อน

    J'adore beaucoup ça

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 3 หลายเดือนก่อน +4

    Efa tena tsisy tahotra An'Andriamanitra ireto IRMAR ireto zareo mamo indray ny miantso polisy sao averinareo fa vendrana aza zahay vahoaka fa mba hajao safidinay Ry CENI sy HCC fa sao ho tonga fihoarampefy ireto fangalaram-bato ataony IRMAR ireo Mm Lalatiana tsy rahara tokantranonao raharaha mpirenena fa mahaiza mipetraka rehefa tsy kanimbahoaka ireto benin'ny tanana voavidy vola koa dia mamadika marina tena mahantra ara toetsaina Malagasy JESOSY ô avoty fahamarinana 🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻

  • @RAMAMY
    @RAMAMY 3 หลายเดือนก่อน +3

    Salama aby,
    Hafatra ho an-Rtoa LALATIANA: Aza manao an’Andriamanitra tsy misy ianao ka mamiravira ny anaran’Andriamanitra. Mbola mialanenina aminao ANDRIAMANITRA ka nomeny tombon’andro ianao, koa tongava saina. Io vola sy voninahitra ary toerana tadiavinao io tsy hitondra anao handeha lavitra mihitsy. Mibeba, mibeba, mibeba fa efa akaiky anao ny afobe, ary dia ny mbola tsy any ianao, miverena amin’Andriamanitra.
    Hafatra ho anareo ben’ny tanana 9 lahy: Mihevitra ny olona dondrona mihitsy ianareo ireo. Olona tsy manana fahefana ve RAMILY fa candidat tsotra dia hanana hery sy fahefana hanao izay rehetra voalazanareo teo. Mba misaina ry zalahy a. Aza dia mivarotra fanahy miaraka @ Lalatiana, aza manangana an’i Lalatiana ho Andriamanitra fa very miaraka aminy eo ianareo. Ny alika jamban’ny taolana, fa ny olona jamban’ny vola, na izany aza mba menatra fa kilalao anie mbola ho ela e. Raha mbola salama tsara sy vory saina, mba menatra ny taranakareo fa I LALATIANA tsy hahavotra anareo mihitsy. Hopizinin’io LALATIANA io @ pozim-boalavo koa ianareo ireo atsy ho atsy fa hohitanareo.^
    FARATSIHO ho an’ny Malagasy marina fa tsy ho an’ny Lalatiana sy ny firongony

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 3 หลายเดือนก่อน +3

    Tsy azo adinoina fa mpandainga i Lala :
    Tifidanitra.

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 3 หลายเดือนก่อน +3

    Mifototra mitsy izy zany manao otran hoe lalatiana ndray no mpanohitra izy no eo am fitondrana 😂🫢

  • @アンドリアシトラカ
    @アンドリアシトラカ 3 หลายเดือนก่อน +4

    Oadray, fa angaha tsy ianareo no mitondra ry BM ???? nahoana no tsy voafehy ny volant.🤣
    Lasan i Mily zanaka tantsaha, zana-bahoana ny baolina🤣
    Merci FARATSIHO👍💕: HANARAKA ANAREO DAHOLO ANIE NY MANERANA NY NOSY❤✊❤✊

  • @francklinrandriamiaranirin9840
    @francklinrandriamiaranirin9840 3 หลายเดือนก่อน +4

    aza ovana ny tantara ry kala dondrombelona ty a

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 3 หลายเดือนก่อน

    Aaaza manaiky ..

  • @MichaelKsson
    @MichaelKsson 3 หลายเดือนก่อน

    Anao tsy lani vahoaka tsoni ri mpamosavy mpandainga
    Anao no mpangalatra vato
    Mpandainga mpamitaka vahoaka
    Fa Zay tsy hanaiki ni safidinai ry mpamosavy mpandainga mpamitaka mpangalatra
    N'a mahita ni tava n'ai aza maharikoriko
    Mbola ho fehezana tsara anao @be molotso nao

  • @zaraseheno5735
    @zaraseheno5735 3 หลายเดือนก่อน

    Aza manonona ny Avo akory am hadalanao fandrao hilatsaka aminao ny hatezerany

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 หลายเดือนก่อน

    Mba hajao ny lalampanorenana fa mba hiarovana ny safidimbahoaka

  • @mioumiou2251
    @mioumiou2251 3 หลายเดือนก่อน

    Ity ndray no tsy hitako,ny mpangalatra indray hono no nangalarana

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 หลายเดือนก่อน

    Tsy mahalala mihintsy ny atao hoe hamenarana ny mpangalabato

  • @francklinrandriamiaranirin9840
    @francklinrandriamiaranirin9840 3 หลายเดือนก่อน +2

    nareo no mpanome vola olona fa tsy iza hita zany taminy fifidianana filohampirenena aza avadika ny tantara fa nareo zao de tegna ao anaty fitsarany tantara anareony tody tsa misy fa ny atao no miverina ry retsy a vita ny andronareo hivadika page ny Malagasy ka aza mamorona akanga tsy amanorana fa mba ekeo otrany zahay nanaiky resy koa taminireny fifidianana nisy tao madagascar é;

    • @RBCGTv
      @RBCGTv  3 หลายเดือนก่อน +1

      Tena fombany anie

  • @HajaRandimby
    @HajaRandimby 3 หลายเดือนก่อน

    tony no tena mahatonga an l firenenna ikorotana ,,,mimy kely

  • @francklinrandriamiaranirin9840
    @francklinrandriamiaranirin9840 3 หลายเดือนก่อน +5

    mila révolution i Madagascar point barre virez moi tous ces voyoux tsy valahara

  • @santiiarivo5370
    @santiiarivo5370 3 หลายเดือนก่อน

    Ity ramatoa ity tena efa lany henatra mihitsy fa hampitoviany amin ny vady amam-janany angaha ity firenena malagasy ity sady mipendipendina etsy sy ero miseho azy mahafantatra izao rehetra izao, manam-bava , mpandahinga , mpiady an-tsena , malato fitondrana tena, ary indrindra mahay mampihorohoro olona.
    Devoly la tsara an- tany nefa dia tsy Matahotra an’andriamanitra nefa milaza azy mivavaka .
    Tena mpilalao toro mihitsy ka Manao vava tsy ambina no Fara Hery, mbola ho avy aminao ny valin’ ny foatana rehetra
    Vitanao fa aza maika ramatoa

  • @salimataali9403
    @salimataali9403 3 หลายเดือนก่อน

    Nitody tsy misy fa ny atao ihany mbo iverina

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 3 หลายเดือนก่อน

    Tsy mahalatsaka ny isan ny irmar ao am anteminieram pirenena na fahalaniana na tsia an i lalatiana aonfaratsiho. Ts itako hitabatabana am zany samy nis toerana nahavitany na i lalatina na ny adversaire ny...lalatiana nahavita rova niaraka tam rajoelina sns sns .
    .ny numero 3 dia nahavita mizara vola .ka tokony discalifiena direct fa tsy misy oari oaraa.

  • @tamaga5013
    @tamaga5013 3 หลายเดือนก่อน

    Tsy fantatrao moa enao ny olona izay tsy tiany Malagasy voalohany indrindra anat😢in'io MADAGASIKARA io !?!? Misaotra betsaka vahoakany Faratsio : niporofoinareo fa tsy miray tsikombakomba @ mpamosavy sy tsy mpamono olona toy LALATINA ianareo.

  • @gislainebachasse6482
    @gislainebachasse6482 3 หลายเดือนก่อน

    Nga Izay mifidy ao aminareo ireo tsy maintsy milaza @ ireo bureau de vote hoe" lalatiana sa ra mily no ho fidiko? Tsy ampy nga lay moto s'y bisikileta nozaraina ireny? Eo de sahy hilaza fa tsy nisy vola n'a tsindry bokotra ...sns. Ary n'y koveta s'y menaka nga hadino?

  • @ravelonoro1064
    @ravelonoro1064 3 หลายเดือนก่อน

    matahora an'ANDRIAMANITRA nareo ben'ny tanana reto e! de mandry ve ny eritreritrareo reo any amin'ny tranonareo tsirairay any ??????????? tsarovy fa misy ny KARMA an

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 3 หลายเดือนก่อน

    Avadio ny hevitr io tenin i Lalatiana io, dia ho hitanao ny vérité vraie.

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 3 หลายเดือนก่อน

    Hono hoy aho de nahazo firy millions ano namaky langage be ty eh😂😂😂😂 ny Marina tsy mba maty mme mange grain oh

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 3 หลายเดือนก่อน

    Fa efa mpanefoefo i Lala, mahavita manakarama mpamakiteny maro, sy tsy miboredika.
    Fa hita ihany fa tsy marina : hita fa téléguidés par une instance intelligente : Lala ?

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 3 หลายเดือนก่อน

    Hoy ny hcc : ataovy matotra mba ho mora ny asanay : fandaniana ny irmar

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 หลายเดือนก่อน

    Henriette prénom périmé😅

  • @francklinrandriamiaranirin9840
    @francklinrandriamiaranirin9840 3 หลายเดือนก่อน +1

    zao no atao hoe ny caravane passe les chien aboi