Ny nanahary Örera

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 4 ต.ค. 2024
  • tenin-jatovo mba mahavariana ny odoie... hira lava beeeeeee

ความคิดเห็น • 66

  • @fenosoarakoto336
    @fenosoarakoto336 9 หลายเดือนก่อน +3

    mlay ranga reto tarika reto aah....tena comedie musical zao eeh...respect legende Les Nanahary

  • @mahefaserge
    @mahefaserge 3 ปีที่แล้ว +5

    Tsy misy mahasolo hatramin'izao fa sady tsara no mampihomehy no mananatra. Incomparable ! Misaotra nizara.

  • @Kittyeuxverts
    @Kittyeuxverts 28 วันที่ผ่านมา

    Mba miankazoa malabary re ! Fa dia tena afabaraka ny zanagasy tsy mahay miankazo !!

  • @fredericmamitiana7628
    @fredericmamitiana7628 6 ปีที่แล้ว +2

    TENA KANTO Tokoa ilay hira, na dia efa an-taonany maro aty aoriana d mbola ts mankaleo mints.
    Isaorana nareo zay nipublier 🤝🤝

  • @gabrielleamd3966
    @gabrielleamd3966 4 ปีที่แล้ว +4

    Fa tena manan-talenta mihitsy ry Nanahary

  • @noelyrazanamparany4739
    @noelyrazanamparany4739 3 ปีที่แล้ว +2

    Namana akaiky tamin'ny fahavelony i Mamy Nanahary fony nanangana ny Radio Don Bosco izahay!

  • @ericrambolamanana5825
    @ericrambolamanana5825 7 หลายเดือนก่อน +2

    ÖDÖIE, j'adore. Merci ô

  • @ratovoarivonynambinintsoas4299
    @ratovoarivonynambinintsoas4299 7 ปีที่แล้ว +5

    le mapme eo ihany, fa tena mahay rzlah, manaiky ah resaka technique musicale

  • @naominirina4853
    @naominirina4853 5 ปีที่แล้ว +2

    Ny soutien 😂ny gorge ouille ouille ripaka a😂😂😂😂ataon comorien mamay anareo😂

  • @eliehobinirina5702
    @eliehobinirina5702 3 หลายเดือนก่อน +1

    vaky lasantsy de lany pneu. Milay ee.

  • @heryrazafimandimby2588
    @heryrazafimandimby2588 6 ปีที่แล้ว +2

    Saka manatody. Ôdôie😂😂😂😂😂😂misaotra mampatsiaro ny hamamin'ny fahazazana eh. Mankalaza eh.

  • @joronantenainarija3917
    @joronantenainarija3917 4 ปีที่แล้ว +2

    2020 mbol mihaïno sy ti foana

  • @jeanyves3999
    @jeanyves3999 11 หลายเดือนก่อน +2

    Misaotra betsaka amin'ny fizarana ary mankasitraka indrindra

  • @rakotomananaandrianaivo8640
    @rakotomananaandrianaivo8640 ปีที่แล้ว +1

    kanto sy talenta tena izy

  • @hajaratsi1606
    @hajaratsi1606 6 ปีที่แล้ว +2

    Hafa ihany oa ry zalah e! Na firy taona aty aoriana aza mbola tiana foana sady mbola hiainatsika hatr@ zao le lazainy. Tsy mivoatra le Gasikara e!

  • @emilienrandria5367
    @emilienrandria5367 5 ปีที่แล้ว +5

    Alohan' NY film t@ vidéo io 20 ariary NY fidirana t@ zany

  • @ravelomanantsoasolofo9654
    @ravelomanantsoasolofo9654 2 ปีที่แล้ว +2

    Mahay ry zalahy e, tsy hahita mpankanto ohatran'izao intsony isika

  • @belleisa101
    @belleisa101 ปีที่แล้ว +2

    Manan talenta tsara loatra

  • @razafiarisontokyeddy5130
    @razafiarisontokyeddy5130 8 ปีที่แล้ว +6

    Fa tsy makaleo mits ny mihaino azy e

  • @abelrazafindrasataandriani2331
    @abelrazafindrasataandriani2331 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena mahafehy ny zava-nisy teo amin'ny fiaraha-monina t@ izany nefa mbola iainana eo @ fiainana andavan'andro amin'izao. Henjana be ilay mpamorona fa tena zava-misy mihitsy
    misaotra Ny Nanahary!

  • @arimarose2977
    @arimarose2977 4 ปีที่แล้ว +1

    Horera b sady lingitra ty ,odoieeeeeee 😂😂😂

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 8 หลายเดือนก่อน +1

    Un chef d'œuvres 🎵🎶

  • @rhefifrance8096
    @rhefifrance8096 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ny tenue👏👏👏🕺

  • @santatriniainarazafimahale5992
    @santatriniainarazafimahale5992 2 ปีที่แล้ว +1

    Maty ah le!🤣🤣🤣
    Milay eh👍

  • @bahapoirier7747
    @bahapoirier7747 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ny hira vako-drazana.

  • @NadiaRakotonindrina
    @NadiaRakotonindrina หลายเดือนก่อน

    Tena oe zava-misy am fiainana andavandro le atao hira. Mafinaritra foana na defa hira taloha aza. Tonga nvadin'i secrétaire dia mody snob radirektera 😂. Mlai eee

  • @ronaldriviere5005
    @ronaldriviere5005 3 ปีที่แล้ว +1

    N'y banga mikiky coco 🤣🤣😂

  • @oliarisoavoahangyrazafindr1956
    @oliarisoavoahangyrazafindr1956 6 หลายเดือนก่อน

    2024 mbola miheno foagna za 😅

  • @andriamanampisoazonarindra3922
    @andriamanampisoazonarindra3922 6 ปีที่แล้ว +2

    Odoe, ny fahazazako :)

  • @perleolgaralalarivony6383
    @perleolgaralalarivony6383 9 หลายเดือนก่อน +3

    Merci❤❤❤❤

  • @tojorandrianiafina4944
    @tojorandrianiafina4944 5 ปีที่แล้ว +1

    Milay beuh ranga le vazo dry zalah

  • @maminiainasitrakarazafindr3576
    @maminiainasitrakarazafindr3576 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ranga ireto zoky reto a!!

  • @gabrielleamd3966
    @gabrielleamd3966 4 ปีที่แล้ว +1

    Ça me fait penser à ma sœur ♥️👏🏻🍀😘

  • @rafarasoa2009
    @rafarasoa2009 หลายเดือนก่อน

    Mbola tiako

  • @josemichaelrazakariasa6586
    @josemichaelrazakariasa6586 3 ปีที่แล้ว

    Hiran'ny fahazazana. Fony mbola TVM irery ny chaine, variana mihitsy rehefa mahita an'io

  • @MalagasyAustralie-hk5eg
    @MalagasyAustralie-hk5eg 5 หลายเดือนก่อน

    Ratsy ny sary !

  • @rojoniainaranaivoson5464
    @rojoniainaranaivoson5464 4 ปีที่แล้ว

    mapisavoritak'ireo makorely....... :D

  • @angelovladi2084
    @angelovladi2084 5 ปีที่แล้ว

    Ary mbo nisy hira ve ny hoe MIDORORORO? ah!ah! ah! ITY KOLON-TSAINA EH! amin'izao eh!

  • @jeanmarcfidison2540
    @jeanmarcfidison2540 8 ปีที่แล้ว +3

    Misy mahatadidy v?

  • @XX-oc6tw
    @XX-oc6tw 6 ปีที่แล้ว

    Mahatadidy ko ry orera zany, 14.23 tsy akijery tonon-kira hahaha

    • @kalomangavonintsoa1876
      @kalomangavonintsoa1876 6 ปีที่แล้ว +1

      X X hatraty io tsy mijery tononkira io e hihihi fa de tadidy tsara

  • @joachimfalinirina2644
    @joachimfalinirina2644 8 ปีที่แล้ว +3

    oooooooooooooooooreraaaaaaa

  • @lindseymarieraphaelle9422
    @lindseymarieraphaelle9422 4 ปีที่แล้ว

    Za ranga tsy leo anzalah reto a

  • @iangotianaandrianafetra4591
    @iangotianaandrianafetra4591 5 ปีที่แล้ว

    tena milay ity hira ity ka

  • @ouzlandry
    @ouzlandry 8 ปีที่แล้ว

    mbl tiko fona sad ts atakalo (y)

  • @mamykelyranomen7774
    @mamykelyranomen7774 8 ปีที่แล้ว +3

    alika vilambody 😂😂😂😂😂😂😂😂! !!!!!

  • @mahatana_r
    @mahatana_r 5 ปีที่แล้ว

    Fofona komorianina kely 😂😂

  • @manitriniainaraharinaivo234
    @manitriniainaraharinaivo234 6 ปีที่แล้ว

    Tsara beeeee 😵😵😵😵😵

  • @razanajatovoherynomena2749
    @razanajatovoherynomena2749 7 ปีที่แล้ว

    dadan Nana hihihi mlay kay

  • @DadaRabe7
    @DadaRabe7 3 ปีที่แล้ว

    Tena tiako

  • @dieudonneraheriarison7134
    @dieudonneraheriarison7134 3 ปีที่แล้ว

    Mampme kkkkk

  • @andriamanampisoatokiniaina6214
    @andriamanampisoatokiniaina6214 5 ปีที่แล้ว

    mankasitraka retsy an! kkkkk

  • @rasoamanandrayjocelyne8207
    @rasoamanandrayjocelyne8207 6 ปีที่แล้ว

    Mirozy Madame an!

  • @tokyramarolahy6279
    @tokyramarolahy6279 6 ปีที่แล้ว

    Milay ty e

  • @chebliyoussouf3921
    @chebliyoussouf3921 5 ปีที่แล้ว

    Tsara😁

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 7 ปีที่แล้ว

    Odoieeee hiihihihi

  • @miorarazanamanana392
    @miorarazanamanana392 5 ปีที่แล้ว

    o; ovina teraka ty D .dia iza no dadan ty milay rangah sady otran komika ty bandy ty

  • @verobelle5233
    @verobelle5233 6 ปีที่แล้ว

    Odoie ! Kkkkkkk

  • @MrKen-wn7ip
    @MrKen-wn7ip 7 ปีที่แล้ว

    oddooooooeee

  • @famohorh17
    @famohorh17 4 ปีที่แล้ว

    😂😂😂😂

  • @gdrvs
    @gdrvs 3 ปีที่แล้ว

    dodo e! 😂

  • @annienihon7122
    @annienihon7122 5 ปีที่แล้ว

    😂😂😂😂