Fifidianana: Tezitra mafy i Siteny Randrianasoloniako

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
  • Maro loatra ny tsy fanarahan-dalàna. Na filoham-pirena na ireo olom-boafidy sy voatendry maro. Mitanila ny zavatra ataon'ny fitondrana. Ny fikirakirana ny vokatra tsy araka ny tokony ho izy. Tezitra i Siteny manoloana izany rehetra izany.
    Mankasitraka antsika mpanaraka ny chaîne, abonnez-vous!
    Araho ny chaîne raha mbola vaovao ianao!
    Tantara rehetra eto @youtube: urlzs.com/qdgv2
    Abonnez-vous à notre chaîne TH-cam: / rbcgtv
    Suivez-nous sur Facebook:
    Dr Rasoatakalosoandro: / dr.rasoatakalosoandro
    RBC G Tv: / rbcgtv.mg

ความคิดเห็น • 4

  • @saholyrakotovao9869
    @saholyrakotovao9869 3 หลายเดือนก่อน +2

    Pfffffff

    • @RBCGTv
      @RBCGTv  3 หลายเดือนก่อน

      Raharaha izy ity anie

    • @bodoratsimbazafy6817
      @bodoratsimbazafy6817 3 หลายเดือนก่อน

      Anareo efa tsara antoka sady manana ny vonona ka alefaso le akorontana, nareo efa nilaza fa ho eny amn 13 mai dia aza mihatsaravelatsihy mody manadio tena eo fa tonga d tairo e, mandrebireby saim bahoaka fotsiny, isan andro zao d CENI sy HCC foana no mahazo tsiny, mba fitondrana manao ahoana loatra le entinareo ireo ??? Za efa liana sy tsindriindaona te ahita e,

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 3 หลายเดือนก่อน

    Anareo mihitsy no tena mpanakorotana