Alefaaaa President !!aza ahoagna vavan olo fao Madagasikara tsy maintsy mandroso no tanjona !!!homba sy hiaro anao anie ny Tompo fa marigny loatra i koragna ty ✌✌
Niefa Rakotomavo Dia mamotika 1000 hectares de rizières mahavita mameno ny sakafon ny vahoaka manondidina? Inona no vitany ireo immeuble de luxe ireo ? Tsy ho an ny vahoaka ange io fa hoan ny karana sy vazaha e !
Niefa Rakotomavo Si vous aimez vraiment votre pays, ne le vendez pas aux indiens, aux français et aux chinois. AIDEZ LE PEUPLE MAIS NE LE CHASSEZ PAS !
@@litteraire25 Za tsy TIM na mapar, tsy fan any Andry Rajoelina akory anh, ary tsy nifidy anazy. Nena no fireneko no jereko ary zay vina rehetra mifanaraka aminy fampandrosona dia ekeko sy atosiko satria firenena iombonana io sy ho any taranaka faramandimby. Raha mbola iady sy tsy itovy hevitra eto foana tsika de ireo zanaka andimby tsy misy ho lovaina. Ny Tanamasoandro dia tokony ho decenralisation any Antananarivo satria efa misy ny sur population, tot ou tard tsy maintsy ary tsy manana safidy isika fa izay no solution farany, io espace io any no mifanaraka amzay fepetra izay. marina fa tanimbary ny olona zay nandova ny tany arina ireo, fa kosa, ny fotoana efa mandroso, mbola atsontsika hoe ''Tanindrazana '' foana ve io? Tokony efa mihery lavitra isika dia mila atao oe Tany ho any taranaka faramandimby amzay Tanimbary zany afaka asina foana, na aiza na aiza, raha zay no manakana de vahana le olana herahantsika mamaha Sa mety ve raha tazominao ao ny tanimbarinao de zay tanana zao no apetratsika aminy hoavy?????? MBA LAVITRA TOMPOKO NY SAINA, Mapalahelo fa ny any ivelany tsy mitsahatra no mandroso ny olona, satria miray hina rehefa misy vina tsara, rehefa misy vina fampandrosona Fa ny eto dia .. Tssss, izay no hevitro enao iany io Tsy misy resaka politika io na iray aza
Niefa Rakotomavo ok je suis d’accord avec décentralisation. L’idée est très bonne. Excellente même. Fa io tanindrazana io mihintsy no maha malagasy antsika. Raha te anao décentralisation izy na anao modernisation, fa maninona raha tsy nampiana infrastructures fotsiny ny petits villages manodidina an tananarivo? Hopitaly gratuit, scolarité gratuite fotsiny ary trano mba meilleure qualité no ilainy vahoaka dans son village mba tsy hidirany aty anatiny Tananarivo. Ary vao mipetraka tsara ny education hoan ny ankizy zay vao afaka manenjika modernisation I Madagasikara fa tsy trano luxe tsy hahavita ininona eo. Quel est l’interêt d’avoir des maisons de luxe au milieu d’un peuple qui ne sait ni lire ni écrire ? Et ça n’a rien à voir avec la politique tim ou mapar. C’est une question de priorité. Priorité io rahalahy fa tsy resaka politika intsony. Tsy ny sarety no alefa ao alohan ny omby. Fa raha amboarina ny infrastructure any am tanana kely ireny, Tonga dia désengorgé aloha tananarivo amzany. Raha madinika ianao, trano luxe be ireo ve dia pour le malagasy moyen ? Aza jamba hoa. Échappatoire pour les riches io e ! Rajabaly, Akbaraly Hiridjee sy vazaha tariny no milefa any, fa tsy i Rakoto sy Randria.
Niefa Rakotomavo Ary tohiziko ity. Matoa mivoatra ny firenena any ivelany, enjeny ny éducation. Nen zala any andafy programme scolaire an zala tonga dia zavatra ilainy ny générations futures. Aty amsika vola tokony omena hoan mpampianatra lasa any aminy miaramila sy solombavabahoka. Dia aza gaga rehefa vendrana ny ankizy, satria milefa ny mpampianatra, dia ho mahantra foana isika na miaraka amin tana masoandro io. Vao vita hoa ny education sy infrastructure, zay vao afaka manenjika building de luxe isika. Fa tana masoandro io aloha, dia “zestiavana” fotsiny. Des immeubles de luxe dans le 10è pays le plus pauvre au monde. Hahahaha laisse moi rire. A quoi ça va servir ? Sur le long terme, ireo immeuble ireo tsy hampivoatra antsika. Hendrika fotsiny ireo. Tsy io mihintsy no hahamokantsika amzao fahantrana izao.
Tandremo r'i Fi - Lou. Ekena faha milaza ianao faha IANAO ( JE ) no hanao io Tanamasoandro, tsarovy faha 2.500.000 / 10.500.000.-no nifidy anao et encore..AIZA MITENY HOE NY MALAGASY MANAIKY IO TANAMASOANDRO IO Ary izany no NAHALANY ANAO ( Usurpation ) izany..Masina io Ambohitramanjaka io, n'inona naha inona no ho lazaina : VOAHOZONA INDRINDRA INDRINDRA FAHA HAY VE VOLAM-PANJAKANA ( Aiza ireo Investisseurs ny IEM ) indray izao no HATOTOTRA AO nefa tsy PRIORITES amin'ireo hilain'ny Firenena tohiny Fahasalamana, ny Fampianarana ( Ankizy aman'ETSY no tsy mianatra ) sy ny sisa... TSY hananao FANETRE-TENA faha dia BOTOLO SATRIA izahako noho izahako ( Moi c'est Moi, le reste rien à cirer ). Tandremo miasa MIADANA ANDRIAMANITRA ARY ANDRIAMANITRA TSY HANDRIN'NY SASANY HANDRINAY ETO IHANY.
@ZANDRIKELY MILAY C'est le Nouvel Ordre Mondial. C'est une prophétie biblique. Apocalypse 13. Dans toutes les nations du monde. Le regne de l'Antichrist Macron est un agent du Nouvel Ordre Mondial. Et son équipe Trudeau au Canada... Les princes des Émirats et Arabie-Saoudite Merkel en Allemagne. Andry Rajoelina à Madagascar et son équipe. Qu'ils le savent ou ne le savent pas. Ce sont des pions que satan manipule à sa guise, pour la venue du règne de l'Antichrist. Que vous y croyiez ou non. C'est écrit dans la Sainte Bible.
ny gasy sisany de tsy mandinika president andry mba tia any raha soa , tsy mba miheritreritra ireo trano may na idirany pompier tsy misy de tsy mba mandiniky tsika gasy trano reo tsy misy lala mifagongo de rehefa may ny trano ray de trano folo ro may de mandiha reeeeraha misy president te hanao zavatra hahasoa antsika malagasy eee
Mankasitraka president
Tena mahafinaritra NY hevitrao
Que Dieu vous protege amen
@@nikkoigawa8057 ca n t regarde pas l'affaire Malagasy. Notre Dieu ,Il protège son peuples. Ca c'est to dieu .
@@hajaalphonse787 : il a raison Nikko et toi qui te dis qu'il n'est pas Malagasy ! POVCON.
ALEFA PREZIDA, REFA VITA NY TANAMASOANDRO MANGINA NY MPANARATSY, ATAOVY AMBONY NY HAMBOMPO MAHA MALAGASY ANAO PREZIDA, VITANAO IO. GOD BLESS YOU.
Izahay aloha efa nanao réservation trano 5 e! Ny iray résidence secondaire ny efatra hampanofaina.
Merci beaucoup président, que dieu vous bénisse
Alefaaaa President !!aza ahoagna vavan olo fao Madagasikara tsy maintsy mandroso no tanjona !!!homba sy hiaro anao anie ny Tompo fa marigny loatra i koragna ty ✌✌
Amboary aloha le jirama sy lalana feno lavaka😂
Izahay président dia mangataka mba hisokafany làlan kely retraretra hidirany Pompier , Mpitandro ny Filaminana . Fangatahanay vahoaka aty Toamasina . Ampidiro jiro koa fa maizina @ Fokontany jiaby . Misaotra tompoko !
Miala refa tsy mahay fa mijaly n'y vahoaka
Alefa président a✌✌✌✌, fier zay manana anao e,,,,
Aiza ho aiza izao ilay Asa aminzao f miadry NY vahoaka sy izao tontolo izao.
Merci!
Si vous aimez votre pays, soutenez le projet en tant que compatriotes pour notre nation.
Niefa Rakotomavo Dia mamotika 1000 hectares de rizières mahavita mameno ny sakafon ny vahoaka manondidina? Inona no vitany ireo immeuble de luxe ireo ? Tsy ho an ny vahoaka ange io fa hoan ny karana sy vazaha e !
Niefa Rakotomavo Si vous aimez vraiment votre pays, ne le vendez pas aux indiens, aux français et aux chinois. AIDEZ LE PEUPLE MAIS NE LE CHASSEZ PAS !
@@litteraire25 Za tsy TIM na mapar, tsy fan any Andry Rajoelina akory anh, ary tsy nifidy anazy. Nena no fireneko no jereko ary zay vina rehetra mifanaraka aminy fampandrosona dia ekeko sy atosiko satria firenena iombonana io sy ho any taranaka faramandimby. Raha mbola iady sy tsy itovy hevitra eto foana tsika de ireo zanaka andimby tsy misy ho lovaina.
Ny Tanamasoandro dia tokony ho decenralisation any Antananarivo satria efa misy ny sur population, tot ou tard tsy maintsy ary tsy manana safidy isika fa izay no solution farany, io espace io any no mifanaraka amzay fepetra izay. marina fa tanimbary ny olona zay nandova ny tany arina ireo, fa kosa, ny fotoana efa mandroso, mbola atsontsika hoe ''Tanindrazana '' foana ve io? Tokony efa mihery lavitra isika dia mila atao oe Tany ho any taranaka faramandimby amzay
Tanimbary zany afaka asina foana, na aiza na aiza, raha zay no manakana de vahana le olana herahantsika mamaha
Sa mety ve raha tazominao ao ny tanimbarinao de zay tanana zao no apetratsika aminy hoavy??????
MBA LAVITRA TOMPOKO NY SAINA,
Mapalahelo fa ny any ivelany tsy mitsahatra no mandroso ny olona, satria miray hina rehefa misy vina tsara, rehefa misy vina fampandrosona
Fa ny eto dia .. Tssss, izay no hevitro enao iany io
Tsy misy resaka politika io na iray aza
Niefa Rakotomavo ok je suis d’accord avec décentralisation. L’idée est très bonne. Excellente même. Fa io tanindrazana io mihintsy no maha malagasy antsika.
Raha te anao décentralisation izy na anao modernisation, fa maninona raha tsy nampiana infrastructures fotsiny ny petits villages manodidina an tananarivo? Hopitaly gratuit, scolarité gratuite fotsiny ary trano mba meilleure qualité no ilainy vahoaka dans son village mba tsy hidirany aty anatiny Tananarivo. Ary vao mipetraka tsara ny education hoan ny ankizy zay vao afaka manenjika modernisation I Madagasikara fa tsy trano luxe tsy hahavita ininona eo. Quel est l’interêt d’avoir des maisons de luxe au milieu d’un peuple qui ne sait ni lire ni écrire ? Et ça n’a rien à voir avec la politique tim ou mapar. C’est une question de priorité. Priorité io rahalahy fa tsy resaka politika intsony. Tsy ny sarety no alefa ao alohan ny omby.
Fa raha amboarina ny infrastructure any am tanana kely ireny, Tonga dia désengorgé aloha tananarivo amzany. Raha madinika ianao, trano luxe be ireo ve dia pour le malagasy moyen ? Aza jamba hoa. Échappatoire pour les riches io e ! Rajabaly, Akbaraly Hiridjee sy vazaha tariny no milefa any, fa tsy i Rakoto sy Randria.
Niefa Rakotomavo Ary tohiziko ity. Matoa mivoatra ny firenena any ivelany, enjeny ny éducation. Nen zala any andafy programme scolaire an zala tonga dia zavatra ilainy ny générations futures.
Aty amsika vola tokony omena hoan mpampianatra lasa any aminy miaramila sy solombavabahoka. Dia aza gaga rehefa vendrana ny ankizy, satria milefa ny mpampianatra, dia ho mahantra foana isika na miaraka amin tana masoandro io. Vao vita hoa ny education sy infrastructure, zay vao afaka manenjika building de luxe isika. Fa tana masoandro io aloha, dia “zestiavana” fotsiny. Des immeubles de luxe dans le 10è pays le plus pauvre au monde. Hahahaha laisse moi rire. A quoi ça va servir ? Sur le long terme, ireo immeuble ireo tsy hampivoatra antsika. Hendrika fotsiny ireo. Tsy io mihintsy no hahamokantsika amzao fahantrana izao.
za lo tsy oe mpanohana TGV fa mety be le io tetik'Asa io ra n fahitako azy!
Tandremo r'i Fi - Lou. Ekena faha milaza ianao faha IANAO ( JE ) no hanao io Tanamasoandro, tsarovy faha 2.500.000 / 10.500.000.-no nifidy anao et encore..AIZA MITENY HOE NY MALAGASY MANAIKY IO TANAMASOANDRO IO Ary izany no NAHALANY ANAO ( Usurpation ) izany..Masina io Ambohitramanjaka io, n'inona naha inona no ho lazaina : VOAHOZONA INDRINDRA INDRINDRA FAHA HAY VE VOLAM-PANJAKANA ( Aiza ireo Investisseurs ny IEM ) indray izao no HATOTOTRA AO nefa tsy PRIORITES amin'ireo hilain'ny Firenena tohiny Fahasalamana, ny Fampianarana ( Ankizy aman'ETSY no tsy mianatra ) sy ny sisa... TSY hananao FANETRE-TENA faha dia BOTOLO SATRIA izahako noho izahako ( Moi c'est Moi, le reste rien à cirer ). Tandremo miasa MIADANA ANDRIAMANITRA ARY ANDRIAMANITRA TSY HANDRIN'NY SASANY HANDRINAY ETO IHANY.
@ZANDRIKELY MILAY : Andiamanitra oh! tahio ny Tanindrazanay ity... Tahio re ry Zanahary ity Tanin-dRazanay ity...Eny r'i Zandrikely faha naha ny HIRAM-PIRENENA aza dia miantso ilay ANDRIAMANITRA. indrindra indrindra ity FI-LOU ity koa dia milaza ho Kristianina ary izy rehetra ( Mpanao Paolitika ) koa dia miventy ny Anaran'Aandriamanitra. ANDRIAMANITRA HITAHA ITY MADAGASCAR ITY NO VAVAKA ATAOKO ary ianao Zandrinkely mangataha Fifonana amin'Andriamanitra faha MANIRATSIRA azy. Ataovy izany sao hanenenanao aminy andro iray.
@ZANDRIKELY MILAY
C'est le Nouvel Ordre Mondial. C'est une prophétie biblique. Apocalypse 13. Dans toutes les nations du monde. Le regne de l'Antichrist
Macron est un agent du Nouvel Ordre Mondial. Et son équipe
Trudeau au Canada...
Les princes des Émirats et Arabie-Saoudite
Merkel en Allemagne.
Andry Rajoelina à Madagascar et son équipe.
Qu'ils le savent ou ne le savent pas. Ce sont des pions que satan manipule à sa guise, pour la venue du règne de l'Antichrist.
Que vous y croyiez ou non. C'est écrit dans la Sainte Bible.
Marigny zany Atoa/ Filoha
Tena mety mihintsy izany tetik'asa izany !....tokony ho resy lahatra ny ankamaroan'ny olona mba ho reharehan'i malagasy .
Ny lelo tsy an orona no hay aisin rise a. Aza manody ny mponina eny ambohitrimanjaka fa fahorina be a
Za zao tena faly mintsy fa nakotrokotroka ny fitokanana akoho endasina. Makasitraka tompoko, rehefa voky ianareo dia mandrezatra izahay
ny gasy sisany de tsy mandinika president andry mba tia any raha soa , tsy mba miheritreritra ireo trano may na idirany pompier tsy misy de tsy mba mandiniky tsika gasy trano reo tsy misy lala mifagongo de rehefa may ny trano ray de trano folo ro may de mandiha reeeeraha misy president te hanao zavatra hahasoa antsika malagasy eee
Adala ianareo ry présente adala pour kindin babzbity
Hoany Président Andry Rajoelina. Fangatahana arahim panajana. Izahay fokon olona rehetra mipetraka @ Fokontany jiaby eto Toamasina dia miangavy anao mba hanokatra lalan kely rehetra hidirany Pompier , fiara ny Mpitandro ny Filaminana sns sns farany izay aingana , ampidiro jiro mba hazava ny làlana . Fa mijaly zahay @ resaka tsy fandriam pahalemana , ka hahamora ny Asa nireo tompon andraikitra mikasika izany. Misaotra mialoha .
AZA BE RESAKA RE FA ENAO ZAO NO NAMOTIKA NY FIRENENA TETO AN AZA BE RESAKA
Ratsiraka ka
Misaotra Monsieur le Président mankasitraka anao babe eee andeso miakatra i Madagascar manana ihay manana anao misaotra